Backyard ULTRA BY KETSA

Backyard ULTRA BY KETSA sport d'endurance

📻Henoy ny Radio Nasionaly Malagasy Rnm Raha te ahafantatra misimisy kokoa momba ny hetsika Backyard ULTRA BY KETSA isika...
02/06/2026

📻Henoy ny Radio Nasionaly Malagasy Rnm

Raha te ahafantatra misimisy kokoa momba ny hetsika Backyard ULTRA BY KETSA isika dia afaka miheno ny fandaharana Sahoby Midadasika mandeha amin'ny RNM androany talata amin'ny 9 ora sasany maraina. Apitapitao

Mila anao izahay! Miangavy izay mahalala tanana mba hanampy anay amin'ireto fitaovana ireto : - Lampes mascottes - Grand...
20/05/2026

Mila anao izahay!

Miangavy izay mahalala tanana mba hanampy anay amin'ireto fitaovana ireto :
- Lampes mascottes
- Grands chapiteaux
- Parasols
- Projecteurs solaires
- PPN (vary, siramamy ...)

Afaka aterina ao amin'ny centre Ketsa Antanety II, Vontovorona.

Tsy misy zay tonga lafatra fa tsara ny mifanampy 😉

Resaka fandoavana ny fandraisana anjara amin'ny BUK no azavaina antsika androany. 👉 En ligne daholo ilay izy, rehefa mit...
13/05/2026

Resaka fandoavana ny fandraisana anjara amin'ny BUK no azavaina antsika androany.

👉 En ligne daholo ilay izy, rehefa mitsofoka ao anaty ilay rohy fanoratana anarana dia misy hoe reference de paiement. Rehefa avy mandoa ny sarany amin'ny Mvola dia mahazo SMS avy amin'zareo ianao. 📩

Misy ilay Ref : 1234567 iny am farany dia iny no adika ao anaty ilay fiche d'inscription.

📧Rehefa voamarina fa nahavoaloha ilay izy ianao dia andefasanay mail de confirmation.

🚫 Raha toa ka mbola tsy nahazo mail ianao dia avereno jerena ilay fiche sao misy diso afaka alefanao MP aminay ilay reference raha diso.

Ito ny rohy fisoratana anarana : https://docs.google.com/forms/d/1sSfOm7wq-96BivPvomXyRxjijrTwcZi-LaVZeQeYbKw/edit?usp=drivesdk

Prêt à relever le défi ?Commencez par connaître les règles.Le règlement du Backyard ULTRA BY KETSA est disponible.👉À lir...
01/05/2026

Prêt à relever le défi ?

Commencez par connaître les règles.
Le règlement du Backyard ULTRA BY KETSA est disponible.

👉À lire avant de prendre le départ

Deux formats, deux expériences.Le Backyard ULTRA BY KETSA 2ème Edition proposera cette année :🏃‍♂️ BUK – pour les coureu...
30/04/2026

Deux formats, deux expériences.

Le Backyard ULTRA BY KETSA 2ème Edition proposera cette année :

🏃‍♂️ BUK – pour les coureurs prêts à relever un défi d’endurance
👧🧒 Kilonga Tour – une course dédiée aux enfants

Deux parcours, un même esprit : se dépasser et partager.
👉 Les inscriptions pour bientôt
👉 Restez connectés

Découvre toutes les raisons pour participer au Backyard ULTRA BY KETSA ...Et maintenant, une seule question compte :👉 Es...
27/04/2026

Découvre toutes les raisons pour participer au Backyard ULTRA BY KETSA ...

Et maintenant, une seule question compte :
👉 Es-tu prêt à relever le défi ? 💪😉

Address

Lot AKT II A 03 Antanety II, Alakamisy, Madagascar
Alakamisy
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Backyard ULTRA BY KETSA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category