Excelsior BUDO

Excelsior BUDO Association d'arts martiaux japonais "Judo et Jujitsu"

Noho ny Fermeture des Jeux des îles dia tapaka avokoa ny lalana fivezivezena manodidina an'i Mahamasina rehetra ny andro...
01/09/2023

Noho ny Fermeture des Jeux des îles dia tapaka avokoa ny lalana fivezivezena manodidina an'i Mahamasina rehetra ny andron'ny SABOTSY 02 SEPTEMBRE sy ALAHADY 03 SEPTEMBRE izao, dia nanapakevitra izahay mpitantana ny Club EXCELSIOR BUDO fa:
Hahemotra amin'ny SABOTSY 09 SEPTEMBRE amin'ny 10ora maraina indray ny Rentrée saison 2023-2024.
Mamerina ny fialan-tsiny tompoko

Antsoina isika rehetra mpikambana ary izay rehetra maniry hampiditra ny zanany hanao judo ho tonga amin'ny Sabotsy 02 Se...
31/08/2023

Antsoina isika rehetra mpikambana ary izay rehetra maniry hampiditra ny zanany hanao judo ho tonga amin'ny Sabotsy 02 Septembre amin'ny 10h ao amin'ny Dojo La Salle Ste Famille Mahamasina. Amin'io andro io no Rentrée officielle saison 2023-2024.
Misaotra tompoko.

Fizarana Arendrina ho an’ ireo ankizy teny Ambohimanga. Ny Club Excelsior budo dia misokatra amin’ny tontolom-pitaizana ...
25/06/2023

Fizarana Arendrina ho an’ ireo ankizy teny Ambohimanga. Ny Club Excelsior budo dia misokatra amin’ny tontolom-pitaizana rehetra, mba ho olom-banona isika .

12/06/2023
Passage de grade 2023, la voie vers l'excellence
22/05/2023

Passage de grade 2023, la voie vers l'excellence

Randonnée 2023
02/05/2023

Randonnée 2023

Nos deux maitres en action
17/04/2023

Nos deux maitres en action

Championnat de Madagascar 2023, merci a tous
17/04/2023

Championnat de Madagascar 2023, merci a tous

Address

Jalan Casablanca Group Blok M
Jakarta
115120

Telephone

+261344728646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Excelsior BUDO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Excelsior BUDO:

Share