23/06/2026
🎉🎈 FUN KIDS FESTIVAL – ÉDITION 1 🎈🎉
👧🧒 Ry ray aman-dreny sy ankizy ao Toamasina, vonona ve ianareo?
Andro iray feno hafaliana sy fahafinaretana no miandry anareo amin'ny FUN KIDS FESTIVAL! 🤩
🎭 Clown sy animation mahafinaritra
🎲 Lalao malagasy sy défis isan-karazany
🎶 Mozika, dihy ary ambiance miavaka
🎁 Fanomezana maro sy loka goavana ho azo
✨ Tsy hetsika tsotra fa fotoana iray hampifaly ny ankizy sy hananganana fahatsiarovana tsy hay hadinoina!
📅 24 Jona 2026
🕑 14h00 - 18h00
📍 Gymnase Arena Toamasina
🎟️ Tapakila: 10 000 Ar (misy activités gratuites + jetons)
⚠️ Aza tara fa voafetra ny toerana ary maro ny surprise miandry!
🎉🎁👨👩👧👦