Njanahary

Njanahary LA VOIE DU SOLDAT. MOTIVATION💪🏽 MINDSET🧠CONSEILS🫡 POSITIVE LIFE🔥 Sujet de société
Ancien MILITAIRE Armée de terre 🇨🇵

ALEFA👊🏽
[email protected]
(3)

05/09/2026

Bonne nuit les soldats🫡 Rahampitso mitohy ny aventure-ny fiainana 🔥

05/09/2026

Hoentiko miaraka mikrôsy kely amiko nareo androany. Objectif : Hikrôsy + 1500km ao anaty 1 taona..Andao ary🫡😁.

Tsara ity anio ity🔥 Tsara ity week-end ity🔥Ataovy andro manan-danja ho anao ny anio sy ny rahampitso,  fa andro tsy hive...
05/09/2026

Tsara ity anio ity🔥 Tsara ity week-end ity🔥
Ataovy andro manan-danja ho anao ny anio sy ny rahampitso, fa andro tsy hiverina intsony ireo.
Izay hanaovanao azy mety daholo❗️
Na hanararaotana handrosoana amin'ny asa, na hiarahana amin'ny fianakaviana, na hangalana fotoana hikarakarana ny tenanao, na zavatra hafa, mety daholo..
Fa ataovy manan-danja satria, tsy hiverina intsony.

Vitanao io tianao atao io 🔥 ALEFA 👊🏽
Zarao amin'ny namanao mila mahita azy ny hafatra.

Bon week-end ny soldats 🔥

Action, Action, Action🔥Tsara ny mieritreritra,  fa tsara lavitra noho izay ny ACTION. Ny Action ihany no manova zavatra....
04/09/2026

Action, Action, Action🔥Tsara ny mieritreritra, fa tsara lavitra noho izay ny ACTION. Ny Action ihany no manova zavatra.
Bon week-end daholo ny soldats 🫡

04/09/2026

Légion Étrangère. Fanontaniana 3 miverina matetika :
🔸️Mandray vehivavy ve❓️
🔸️Mila diplaoma ve❓️
🔸️Oviana mahazo nationalité française ❓️
Ao anaty vidéo ny valiny, ka manasa anao hanaraka hatramin'ny farany. Antsoy ao ilay namanao liana. Zarao fa mety hanampy ny hafa. Dia aza adino misabonne 😁
ALEFA 🔥

Andao mba hiomehy kely. Iza daholo ilay tsy mety tapakevitra amin'ny resaka volo toa ahy ato? Ripaka aho mahita ny lohab...
04/09/2026

Andao mba hiomehy kely. Iza daholo ilay tsy mety tapakevitra amin'ny resaka volo toa ahy ato? Ripaka aho mahita ny lohabeako🤣🤣.
Ny lehilahy lava volo hono tsy lehilahy hoy izay olona malaza , chroniqueur eto amin'ny fb izay. Nefa ho an'ny razambentsika mariky ny hery ny volo lava. Ny mpanjaka taloha lava volo aby.
Tsy misy resaka motivation ity fa mba te hizara ny hagegeko aminareo fotsiny aho🤣
Tsy mety ilay sérieux be foana. Sa ahoana ?
📛nb cousin anay hono i Arione Joy 🤣🤣

04/09/2026

VENDREDI MOTIVATION 🔥🔥
NE RENONCE JAMAIS 🦅
Henohy, zarao, commenté, Abonnéo 😁

I zoky be FAFAH. Anisan'ny olobe, mpanakanto, ankafiziko indrindra raha mbola mpanakanto malagasy. Ny tarika MAHALEO ten...
03/09/2026

I zoky be FAFAH. Anisan'ny olobe, mpanakanto, ankafiziko indrindra raha mbola mpanakanto malagasy. Ny tarika MAHALEO tena nankafiziko, kalo nitaiza, nampianatra.
Iza daholo no mpakafy ny tarika Mahaleo amin'ny soldat ato❓️Dia inona no hira tianareo indrindra ❓️Ny ahy Ilay nosy, sy Raha mila fanampiana ianao.😁
📷Tafatafanay mirahalahy mianaka nandritry ny seho nataony taty France tamin'ny fahavelony.

En avant foana..Ao anaty sary ny hafatra🫡🔥Zarao amin'ny namanao fa mahasoa azy 🔥 Abonnéo ny pejy😁
03/09/2026

En avant foana..Ao anaty sary ny hafatra🫡🔥
Zarao amin'ny namanao fa mahasoa azy 🔥 Abonnéo ny pejy😁

Adresse

Bonneville
74130

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Njanahary publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Njanahary:

Raccourcis

Partager