Stéphanie Fitness & lifestyle

Stéphanie Fitness & lifestyle Page consacrée au bien-être à travers le sport et la nutrition ✅

19/08/2025

Tsy misy Nofy lehibe loatra izany rehefa manana heri-po sy finihavana…
Pardon salle de sport fa iverina aho fa miala sasatra kely vetivety 🤭

25/05/2025

Miarahaba sy mankalaza ireo RENY rehetra manerana ny nosy. Misaotra amin ny fitiavanareo, fikirizanareo, fiafianareo hahavanona ny zanaka, fiaraha-monina, firenena... ♥️.

26/09/2024

Le vrai combat est dans votre tête, entraînez votre esprit à être plus fort et votre corps suivra ✅

24/09/2024

🔥total Lower body routine 🔥
-squat
-hip thrust
-kick back
- deadlift

20/09/2024

Efa ela ela angamba za no tsy nizara motivation teto amin’ny pejy tsika e!? Aleo ary asina an’ity circuit brûle graisse ity aloha e : - corde ondulatoire - kettlebell swing - front squat avec kettlebell - mountain climber - developper militaire debout avec haltères - ABS - Russian twist . Bonne séance ary o ✅

Ayez confiance en vous-même et en tout ce que vous êtes. Soyez conscient qu'il y a une force intérieure qui dépasse tout...
06/04/2024

Ayez confiance en vous-même et en tout ce que vous êtes. Soyez conscient qu'il y a une force intérieure qui dépasse tout obstacle.
Quoique vous rêviez d'entreprendre, commencer.

«Travaille dur, vois grand, reste concentré et
N'abandonne jamais. »

Aleo ny sary no iteny e !!! Ny atsembohanao androany hafaliana ho anao any aoriana any , ny vatanao afaka miaritra zavat...
27/03/2024

Aleo ny sary no iteny e !!!

Ny atsembohanao androany hafaliana ho anao any aoriana any , ny vatanao afaka miaritra zavatra maro fa ny sainao no mila baikonao ✅

09 Avril 2015 ( 48 kg ) 09 Août 2020 ( 55 kg ) 22 Mars 2024 ( 73 kg ) ✅Kamo kamo aho androany dia niverina nijery ny sar...
22/03/2024

09 Avril 2015 ( 48 kg )
09 Août 2020 ( 55 kg )
22 Mars 2024 ( 73 kg ) ✅

Kamo kamo aho androany dia niverina nijery ny sariko taloha angalako motivation…
Dia hoy aho hoe oay! Tsy mampanenina, lasa aingana aho nitsangana …

Ny fanalahidin’ny fahombiazana dia ny fahavononan-tena hanatanteraka tanjona tsara nohon’ny vita omaly. Ka ahoana ? Vono...
19/03/2024

Ny fanalahidin’ny fahombiazana dia ny fahavononan-tena hanatanteraka tanjona tsara nohon’ny vita omaly.

Ka ahoana ? Vonona ny hanova zavatra sa Mbola atoritory eo ambony canapé ? Mihinana chips sy gâteau ?

Na dia kely fotsiny aza aloha ny androany dia efa niova raha hoarina amin’ny omaly .
Rahampitso indray manao tsara kokoa dia hoatr’izay hatrany hatrany, andramo anie e ✅

11/03/2024

Prendre soin de toi ce n'est pas juste prendre un bain et aller te faire masser, faire des ongles et faire tes cheveux…
C'est aussi la discipline. Tenir tes propres engagements.
Aller t'entraîner lorsque tu n'en as pas envie. Bien te nourrir malgré les tentations.
C'est savoir differer une gratification immédiate pour une satisfaction à long terme.

Bonne semaine 😉

Ce n’est pas parce que c'est difficile que c’est impossible, Tout est possible à qui rêve , ose, travaille et n'abandonn...
18/01/2024

Ce n’est pas parce que c'est difficile que c’est impossible, Tout est possible à qui rêve , ose, travaille et n'abandonne jamais. ✅

Dirección

Barcelona

Horario de Apertura

Lunes 07:00 - 11:30
Martes 07:00 - 11:30
Miércoles 07:00 - 11:30
Viernes 07:00 - 11:30

Página web

Notificaciones

Sé el primero en enterarse y déjanos enviarle un correo electrónico cuando Stéphanie Fitness & lifestyle publique noticias y promociones. Su dirección de correo electrónico no se utilizará para ningún otro fin, y puede darse de baja en cualquier momento.

Compartir

Categoría