Foot Actu 101

  • Home
  • Foot Actu 101

Foot Actu 101 Bienvenue sur la nouvelle page de Foot Actu 101 (analyseur)

🚨🇨🇮🇫🇷Guéla Doué dia nanasahala ny isa ho an’ny Côte d'Ivoire nanoloana an’i France ⚽🔥👀 Ary teo anoloan’ny rahalahiny Dés...
05/06/2026

🚨🇨🇮🇫🇷Guéla Doué dia nanasahala ny isa ho an’ny Côte d'Ivoire nanoloana an’i France ⚽🔥

👀 Ary teo anoloan’ny rahalahiny Désiré Doué izany, izay tsy nahatana ny tsikiny ❤️

📸 Sary tena nahafinaritra mampiseho ny fifankatiavan’ny mpirahalahy na dia samy miaro firenena hafa aza 🇫🇷🇨🇮.

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

🚨❤️💙 I florentino Pérez dia mikasa ny aka ny ray aminy vitinha sy Joaa Neves nefa João Neves sy Vitinha dia TSY hiala am...
05/06/2026

🚨❤️💙 I florentino Pérez dia mikasa ny aka ny ray aminy vitinha sy Joaa Neves nefa
João Neves sy Vitinha dia TSY hiala amin’ny Paris Saint-Germain amin’ity fahavaratra ity ❌✈️

✅ Hijanona ao PSG izy roa 🇵🇹🔥

🗞️ Source : Djaameel_

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

🚨✍️ Marc Casado dia mety hiala ao amin’ny FC Barcelona ary mankany amin’ny AS Monaco FC 🔴⚪💰 Sarany: 23M€✅ Efa vita ny co...
04/06/2026

🚨✍️ Marc Casado dia mety hiala ao amin’ny FC Barcelona ary mankany amin’ny AS Monaco FC 🔴⚪
💰 Sarany: 23M€
✅ Efa vita ny conditions personnelles
📄 Ny Barça dia mitazona: 20% raha mivarotra azy any amin’ny club afa ny monaco 💰
🌍 Dingana vaovao ho an’ilay talent Masia ao amin’ny Ligue 1 👀

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

🚨💰📈 Lamine Yamal no mpilalao lafo vidy indrindra eran-tany amin’izao fotoana izao, araka ny tombanan’ny CIES 😳🔥🥇 Lamine ...
04/06/2026

🚨💰📈 Lamine Yamal no mpilalao lafo vidy indrindra eran-tany amin’izao fotoana izao, araka ny tombanan’ny CIES 😳🔥
🥇 Lamine Yamal — 343M€
🥈 Erling Haaland — 255M€
🥉 Kylian Mbappé — 201M€
4️⃣ Jude Bellingham — 153M€
5️⃣ Michael Olise — 137M€

🔥 Amin’ny faha-18 taonany monja, i Lamine Yamal no mitarika ny lisitra manontolo 💙❤️💎.

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

🚨🤍💣 Ibrahima Konaté dia lasan'ny Real Madrid ✍️📄 Contrat hatramin’ny Jona 2030 🤝🏿🔥 Ho isan’ny recrue voalohan’i Florenti...
04/06/2026

🚨🤍💣 Ibrahima Konaté dia lasan'ny Real Madrid ✍️
📄 Contrat hatramin’ny Jona 2030 🤝🏿
🔥 Ho isan’ny recrue voalohan’i Florentino Pérez izy aorian’ny fifidianana 😳
⚪️
Ireto sahady no ekipa hazony Réal Madrid izay vodilaharana avokoa
Denzel Dumfries ➕ Ibrahima Konaté

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

🚨✍️ Joško Gvardiol 🇭🇷 dia tsy manidy varavarana amin’ny fialana ho any amin’ny FC Barcelona na Real Madrid 😳📄 Ny contrat...
03/06/2026

🚨✍️ Joško Gvardiol 🇭🇷 dia tsy manidy varavarana amin’ny fialana ho any amin’ny FC Barcelona na Real Madrid 😳
📄 Ny contrat-ny ao amin’ny Manchester City dia hatramin’ny 2028
Ary mbola tsy nisy prolongation natao 💰

🗞️ Source :MARCA

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

🚨🤍✨Real Madrid dia namoaka ny maillot vaovao ho an’ny saison 2026/27 😳🔥 Design vaovao, vibe classique sy élégant 🤍 ny he...
03/06/2026

🚨🤍✨Real Madrid dia namoaka ny maillot vaovao ho an’ny saison 2026/27 😳
🔥 Design vaovao, vibe classique sy élégant 🤍

ny hevitrao? 😏

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

🚨📊Joan García dia heverina ho gardien espagnol tsara indrindra amin’izao fotoana izao 😳🇪🇸🧤 Mihoatra an’i David Raya sy U...
03/06/2026

🚨📊Joan García dia heverina ho gardien espagnol tsara indrindra amin’izao fotoana izao 😳🇪🇸
🧤 Mihoatra an’i David Raya sy Unai Simón amin’ny:
▪️ Arrêts
▪️ Interceptions
▪️ Jeu au pied
▪️ Impact défensif
🏆 Na dia sélection 1 monja amin’ny Spain aza, dia:
🔥 Manana chance lehibe ho titulaire amin’ny Coupe du Monde 2026

🗞️ Source : SPORT

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

Haneho hevitra kely momba ilay match barea omaly iny ny admin Efa hita mazava moa fa ratsy ny vokatra ho antsika satria ...
03/06/2026

Haneho hevitra kely momba ilay match barea omaly iny ny admin

Efa hita mazava moa fa ratsy ny vokatra ho antsika satria resy taminy hisa mavesatra isika🥲, Marary ilay izy fa ireny aloha no vita.

Maroc tompoko dia anisany ekipa mafy indrindra partout dans le monde fa tsy eto Afrique iany, top 10 classement eratany izy isika kosa 104 🇲🇬
Mazava bé raha nandresy izy satria joueurs any dia presque 1 er division sy Manao compétition européenne daholo fa nentsika dia 5 ém division, 4 em division, ect
Vitsy ireo milalao ao aminy 1 er division aminio tsy mahazo match ny akabeazany

Tsy tokony omena tsiny kosa ny mpanazatra fa nisy paikady tsara taminy fitazomanana baolina tao fa ilay joueur no tsy de tena compétent de very ho azy ilay baolina, tsy misy miracle tompoko ny kitra

Na ireny baolina maty voalohany sy faharoa ireny dia erreur anah joueur daholo satria tsy ampy match sady sous pression
I sandro tremoulet iany angamba no nandresy lahatra tao satria impressionné bé izy omaly izay
Betsaka no nanakihana oe tsy mahay sy vendrana kanefa jerena iany le niveau oe mitovy sa tsy mitovy fa tsy faly fotsiny anakihana

Hita fa niady sy natoky tena isika fa izay le kitra, Zay le oe Que le meilleur gagne
Zay fa bonne journée daholo🇲🇬

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

🚨💣 HERE WE GO! Real Madrid dia efa nifanaraka tamin’i Denzel Dumfries amin’ny conditions personnelles ⚪️💰  Handoa ny cla...
03/06/2026

🚨💣 HERE WE GO!

Real Madrid dia efa nifanaraka tamin’i Denzel Dumfries amin’ny conditions personnelles ⚪️
💰 Handoa ny clause 20M€ amin’ny Inter Milan izy ireo
🔥 Midika izany: HO TONGA i Dumfries ! 🇳🇱
Niasa mangina tao koa n'y réal Madrid taminy ity, ity no recru voalohany ho any réal Madrid taminy ity mercato ity

Abonnez-vous 👉 Foot Actu 101

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foot Actu 101 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility?

Share