Pastor Frank Ramiandrasoa

  • Home
  • Pastor Frank Ramiandrasoa

Pastor Frank Ramiandrasoa "Raising Kings and Queens"

‼️ANJARAN'NY DISTRICT ATSIMONDRANO indray zao!!!!✅️Efa tonga eto Itaosy sy Ampitatafika sy ny manodidina ny 👑Fanjakan'An...
28/04/2026

‼️ANJARAN'NY DISTRICT ATSIMONDRANO indray zao!!!!

✅️Efa tonga eto Itaosy sy Ampitatafika sy ny manodidina ny 👑Fanjakan'Andriamanitra.

⚠️Aza avela handalo fotsiny io Asabotsy io mety tsy hiverina intsony!(efa akaiky ny fihavian'i Jesosy indray!)

📅Asabotsy 2 may 2026
📍Espace Behenjy Itaosy
🕑2 Ora


🙏Mankasitraka an'Andriamanitra @ fahafahana mbola manao asa fanompoana.‼️Famangiana tampoka(surprise be) tany @ vondromb...
27/04/2026

🙏Mankasitraka an'Andriamanitra @ fahafahana mbola manao asa fanompoana.

‼️Famangiana tampoka(surprise be) tany @ vondrombavaka Manjakandriana omaly.

🕺💃Fifaliana tsy homby tratra ny an'ireo zanaka ara-panahy!


19/04/2026
18/04/2026

⌛️Ora vitsy sisa dia hifarana ny ozona sy ireo zavatra rehetra mifandray aminy raha isan'ireo hanatrika ny Conference
"ANDROMPITAHIANA" miaraka @ Pasteur Frank
📍Espace Johannie
Ampitatafika ianao.

✅️Ho an'ireo mbola tsy nahalala na tsy tapakevitra mbola afaka mamonjy tsara fa mbola tsy tara ra mipetraka eny @ manodidina eny ianao: Fenoarivo, Itaosy, Ampitatafika, Faliarivo Ambohimiadana...

☎️Antsoy ny 034 59 290 49 raha tsy tena hitanao ilay toerana

Rehefa avy eo isika mihaona aza.

✨️13 Taona lasa izay no novangian'ny Fanahy Masina manokana aho ary nanomezany ny Vision mikasika ny " Full of Grace Min...
17/04/2026

✨️13 Taona lasa izay no novangian'ny Fanahy Masina manokana aho ary nanomezany ny Vision mikasika ny " Full of Grace Ministry Church - FGMC"

✅️"Manangàna mpanjaka👑 ary ireo no hitondra fiovana eto Madagasikara! Torio ity filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra ity ary atsangano ny olona fa izay ihany no afaka hampandroso an'i Madagasikara🇲🇬": Hoy ny Fanahy Masina!

👉Nanomboka teo no nahatakarako fa na samy Pasteur aza ary koa na Jesosy 1 ihany aza dia samy manana ny antony niantsoana azy ny tsirairay!!!

➡️AZA MIALA @ NIANTSOANA ANAO IZANY NA INONA NA INONA ANTONY


16/04/2026

‼️2 ANDRO SISA !

👍Mila samborina ny fitahiana ka na tsy mipetraka eny @ manodidina Ampitatafika aza ianao dia afaka manenjika eny @ Espace Johannie @ Asabotsy @ 2 Ora.

✅️Ento ny namana sy havana!

‼️GLOBAL MINISTERS CLASSROOM 2026✅️Ankoatry Global Classroom miaraka @ Pasteur Chris Oyakhilome ny Zoma 15 may h@ Asabot...
16/04/2026

‼️GLOBAL MINISTERS CLASSROOM 2026

✅️Ankoatry Global Classroom miaraka @ Pasteur Chris Oyakhilome ny Zoma 15 may h@ Asabotsy 16 may 2026 dia hisy ny MINISITERS REFRESHER COURSE (Fianarana ho an'ireo mpitarika aza fanompoana) any Nigeria manomboka ny Asabotsy 9 may 2026 h@ Zoma 15 may 2026.

✨️Raha mahaliana anao ny hanatrika izany dia azonao atao ny miditra ao @ site : christembassy-ism.org/smrc ianao no manao inscription.

Raha mila fanazavana fanampiny:
Antsoy ny ☎️034 31 762 12

14/04/2026

🙏Tahin'Andriamanitra tompoko

✅️Raha mpitarika asa fanompoana ianao : Pasteur, Mpamimany, Apostoly, Mpampianatra, Mpitarika department ao @ fikambanana kristiana dia misy fahafahana misokatra ho anao ity.

✨️GLOBAL MINISTERS CLASSROOM miaraka @ Pasteur Chris Oyakhilome - Afaka jerenao @ tranok'ala (web) ny mikasika azy.

📅Zoma 15 sy Asabotsy 16 may 2026

☎️Infoline: 034 31 762 12

❌️Betsaka ny diso hevitra mikasika ny atao hoe fitahiana ary koa hoe iza no tena tahin'Andriamanitra.📍Raha eny Anosizato...
13/04/2026

❌️Betsaka ny diso hevitra mikasika ny atao hoe fitahiana ary koa hoe iza no tena tahin'Andriamanitra.

📍Raha eny Anosizato, Itaosy, Ampitatafika sy Faliarivo ary Fenoarivo ianao, aza avela handalo ny "Andron'ny FITAHIANA".

🕑2 Ora fotsiny dia afaka mampitsimbadika ny ho avinao tanteraka.

✅️Fampianarana
✅️Vavaka sy tsodrano
✅️Fanasitranana

⚠️Tandremo: Aza adino, ny lakile tsena sy trano, poketra, portefeuille, coffre, diploma, CV, ny fiaranao, ny zanakao, ireo marary sy tahaka ny voaozona sy izay tianao hihetsehan'ny fitahiana.


Special Easter Celebration 2026
11/04/2026

Special Easter Celebration 2026

✨️Volana AVRIL = Volan'ny FITOMBOANA📖Genese 48:16LSG :" l'ange qui m'a délivré de tout mal, bénisse ces garçons! Que mon...
10/04/2026

✨️Volana AVRIL = Volan'ny FITOMBOANA

📖Genese 48:16
LSG :" l'ange qui m'a délivré de tout mal, bénisse ces garçons! Que mon nom et celui de mes pères Abraham et Isaac subsistent à travers eux et qu'ils se multiplient abondamment à l'intérieur du pays!"

➡️LA BENEDICTION produit la MULTIPLICATION EN ABONDANCE!!!

✅️Si tu es en Christ, tu es beni (e). (Galates 4)

🗣Je declare :
"Une extension de ton réseau en abondance vers le Nord, le Sud, L'Est et l'Ouest à l'interieur de Madagascar🇲🇬"


Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pastor Frank Ramiandrasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility?

Share