06/02/2023
Bonsoir!!
Ndao hiara hikotrana aminay eee
Isaky ny alahady hariva am 3 ora ao amin'ny ecole St Andrews Rose Hill
Lazaina eto ihany ny fotoana rehefa misy na tsia
Misy basket, foot, volley
Isaorana ny efa tonga fona hatramin'izay
Mandrapihaona