Dânïe Sport

Dânïe Sport Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dânïe Sport, Sports, Vangaindrano.

Coucou 🥰Mizara kely anle vokatra aminareo zah tam'zay volana maro2 tsy nahenonanreo ana Zay aloha anomboatsika anazy ary...
21/06/2025

Coucou 🥰
Mizara kely anle vokatra aminareo zah tam'zay volana maro2 tsy nahenonanreo ana Zay aloha anomboatsika anazy ary 🏋🏽💪🏽🫶🏽 nahazahoako be zao😎
Betsaka niangavy sy nitaraina be tamiko mahakasika anity page ty fa hoe tsy heno tsony hono zah 😃 nefa zareo mila hevitrako sy avy amiko 😞

Ialana tsiny betsaka 🙏🏽 fa nisy tsy nety kely ity ko ty fa tsy hoe za no tsy heno tsony akory 🥺

Ka eto za dia miteny aminareo fa efa vita soamatsara ity ko ty ka iverina anampy anareo am'zay aho😍👌🏽

Tsy maro resaka zah fa midira amizay fa vonona ny andray sy anampy anareo otran fataoko taloha am'zay zah 🤞🏽tsy ankanavaka ary vonona anome Zavatra tsara ho anareo izay ilainareo 💪🏽 na 🏋🏽 na koa 🏋🏽💪🏽

Eto zah dia miteny fona fa hafa ihany mikotrana ary tsy mis zavatra tsy azo avy @ kotrana zan wa 🏋🏽💪🏽
Mp ary eeee ☺️💪🏽

à ma page 👉🏽 Dânïe Sport 🏋🏽💪🏽👈🏽

Bisous daholy 💋

15/04/2025

Coucous 🥰
Araka ilay nampanategnaiko anareo dia ito ilay 🏋🏽🏋🏽
Izay nangatanareo tamiko 💪🏽
Anomboka anome 🏋🏽 izay ilainareo amizay aho manombok androany 🤞🏽
Andao ary iaraka anatsara forme amzay 😁💪🏽
Vita tsika io💪🏽🔥
Midira mp amiko amizay ary fa ho valiako daholy eee🥰
🙏🏽

daholy 💋

Coucou 🥰Ela2 tsy heno mihitsy fa mialatsiny fa somary nisy zavatra nagnahirana kely 🙏🏻Betsak ianareo miteny amiko hoe: M...
17/01/2025

Coucou 🥰
Ela2 tsy heno mihitsy fa mialatsiny fa somary nisy zavatra nagnahirana kely 🙏🏻

Betsak ianareo miteny amiko hoe: Mila 🏋️fa vonona ikotrana amizay amty taona #2025 ty 🤗

Dia tsy maintsy ihezaka Za anome izay angatahanareo amizay ka miangavy anareo Za andefa amiko amizay izay vonona rehetra ary 🤞🏻

Andao aka forme amzay amty taogna ty 🥰
Tsy maintsy tratratsika ny tanjona izay tediavitsika 💪🏻🔥

Andao ary eee🏋️🏋️🏋️

daholy 💋

Coucou 🥰Tena mialatsiny fa somary Nisy problème compteko d taraiky tao page ko ty 🙏🏻Tsy hoe za ts te amaly message nareo...
27/11/2024

Coucou 🥰
Tena mialatsiny fa somary Nisy problème compteko d taraiky tao page ko ty 🙏🏻
Tsy hoe za ts te amaly message nareo fa somary mbol nireglé kely anzay za ☺️

Nisy vehivavy Zay nahita ana t@ Marina moa gaga be za satria iz tsy fantako fa mahafatatra ana ony🥰
Nitaraina tamik iz hoe ts mety mamaly anaz mints za sady falybe iz nahita ana fa mbol tsar noho amle hitany @ sary ony lay vatako😅
Tsy midoka tena akory fa ts mbol iz rery niteny anzay tamiko nef ts mahasakana ana ts ikotrana mafy akory leizy fa voame mampihezaka mafy ana💪🏻❣️

Día niangav iz mb anamp anaz ony za @ alalany 🏋️🏋️

Namaly anaz za hoe: afaka manampy tsar za na iza na iza tsy akanavaka izan 🤞🏻

Fa faly Za milaza aminareo fa tsara manao soa 😍

Manomboka androan dia ihazak anome ilay 🏋️ izay nitediavinareo tamiko

Andao ary ikotrana mb anatsara vatana fa hoavy ty ny fety dia mila forme be daholy 💪🏻🏋️👌

Midira mp amko daholy amzay fa ts maintsy voavaliko daholy nareo 🤞🏻

Betsaka no ts tia fa za fière @ zava-bitako 💪🏻

Nb: Zavatra nihetomboka tsy maintsy faranako 🤞🏻💪🏻

daholy 💋

Coucou 🥰Efa manomboka manome exercices ho anareo amzay za Manomboka demain 🤞🏻Midira   Amiko amizay ilay mitady  🏋️ Sy  🏋...
07/11/2024

Coucou 🥰
Efa manomboka manome exercices ho anareo amzay za Manomboka demain 🤞🏻

Midira Amiko amizay ilay mitady 🏋️ Sy 🏋️ fa mamaly za manomboka demain 👌🏻

daholy 💋

Coucou 🥰Maro miteny hoe ts heno2 za🤗Somary sahiragna fa nareo afaka mandefa mp fona na tsy manao pub ary za 👌🏻Mamaly mp ...
28/09/2024

Coucou 🥰
Maro miteny hoe ts heno2 za🤗
Somary sahiragna fa nareo afaka mandefa mp fona na tsy manao pub ary za 👌🏻

Mamaly mp anareo fona za na ts mikorotana anaty salle ary🏋️
Androany za nanao 🏋️ dia Andao ndray ary fa ho zaraik aminareo zan💪🏻🔥

Miheza mamal za fa aza mataotra nareo hoanzay Mbola ts voavaly 👌🏻☺️

💋

Coucou 🥰Ela2 tsy hita dia lasa nitombo be kilo ako😅Nanao  🏋️ za androany☺️Manomboka androany dia ihezaka amaly anareo fo...
23/09/2024

Coucou 🥰
Ela2 tsy hita dia lasa nitombo be kilo ako😅
Nanao 🏋️ za androany☺️

Manomboka androany dia ihezaka amaly anareo fona ndray fa aza mataotra 🤞🏻

Anome anilay 🏋️ izay nangatanareo tamiko 💪🏻👌🏻
Midira mp avy atrany 🤗

daholy 💋

Address

Vangaindrano

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dânïe Sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category