31/08/2026
FISAORANA
Amin'ny anaran'ny Club Andrarangy Motard de Tuléar izay tarihin'ny Atoa Emerald Nathaniel Japhet ,ary ireo Équipe rahalahy sy anabavy nanao ny Staffing .
no Isaoranay Bevata
An' Andriamanitra lehibe Nahatontosa an'izao Hetsika Izao
Hoanareo Manampahefana manaraka ny laharam-boninahitrareo avy , Hajaina ny arofenitra . Izay niahy Izao Hetsika Izao .
🖌️Isaorana manokana ianareo avy any lavitra namaly ny antso:
_Atoa Maherila Ilakaka
_Equipes Linasy Moto Tana
_ Atoa Rija avy any Betroka
_ Guillaume de la Réunion
_Alan Vaingaindrano
❣️Ao koa ianareo Spectateur Izay Nanome voninahitra ny Fety sy ny lalao tety . Andaboy .
ianareo nanohana sy nanampy tamin'ny Fikarakarana :
-VPAN Toliara Marco Tsaradia
- DRJS Tanora sy fanatanjahantena Antsimo-Andrefana
- Narindra Randriam
- Chris Joany
- XWAY Tuléar
- Maso Miay Jakarta
- Toliara votre destination de rêve
- TVS Toliara Tsenengea
🎷Ary koa ireo artiste Izay nampiasa ny talentany hoan'ny Faritra toliara , Sy ho fampiroboroboana ny Hetsika ...
- Berthin , Nono sherifa , Safarel , Noire , kifr on the microphone, Ortega. TDC Dance
Misaotra Anareo Rehefa fa vita ny Course amateur - Championnat de Tuléar 28,29,30 Août 2026...
📹Événement extraordinaire et spectaculaireMada LinaiLinasy Moto MadagascarcNonoh SerifaBikelife RidemotooAndrarangy Motard 601 CAMTAChris JoanyaBike Life Farady ❤️ 614 6Maestrodj Salvador'sr's