South Coast Hoops

South Coast Hoops Tassion , Talen , Compétition, Fair-Play

15/04/2026

Ialana tsiny fa tsy tanteraka ny match 1/2 finale Open ,izay kasaina honatao rapitso fa samy tsy vonona daholo ny équipe hifaninana , tena ialama tsiny ,fa hijervana foana izay hanatanterahana azy misaotra tompoko

Sary nandritran'ny finale , tournoi RBC 🥇🏆🏀🥇South Coast hoops 🥇 ,izay niarahana tamin' ny Ligue régionale de basket-ball...
13/04/2026

Sary nandritran'ny finale , tournoi RBC 🥇🏆🏀

🥇South Coast hoops 🥇 ,izay niarahana tamin' ny Ligue régionale de basket-ball Antsimo- Andrefana andrefana 🙏🏽.

Misaotra antsika club est nanndray anjara rehetra 🙏🏽

Misaotra anireo mpanohana ny tournoi 🙏🏽

🏀❤ we love this game ❤🏀

South Coast Hoops , ASE Toliara , , JBST , , , , .....

Finale U18 & U14Lieu finance ,Vidirana  1000ar , tongava maro 🏀
11/04/2026

Finale U18 & U14
Lieu finance ,
Vidirana 1000ar , tongava maro 🏀

Toliara ❤
10/04/2026

Toliara ❤

Jior Bryan Dia anisany nisongadina nandritran'ny Camp de détection U18 tany à Fianarantsoa Ary tafiditra tao anatin'ny 5 meilleurs. Nisongadina nandritran'io io koahy ny zazalahy Roa avy amin'ny Klioba rahavavy RBC Reniala Basket Club .
Mirary SOA hoan'ireo tanoran tsika MBA ho Tonga am tanjona iriny ✊🏿

Mankasitraky ny Ligue régionale de basket-ball Antsimo- Andrefana mikarakara Ny mpilalaon tsika avy aty Atsimo Andrefa.
📷 Ligue Régional de Basket-Ball Haute Matsiatra-LRBBHM

Calendrier 1/2 final U14 & U18 Tongava maro hanontrona ny ekipinao  🏀👌🏽Vidi-mpidirana 1000ar Lieu Finance
10/04/2026

Calendrier 1/2 final U14 & U18

Tongava maro hanontrona ny ekipinao 🏀👌🏽

Vidi-mpidirana 1000ar
Lieu Finance

Calendrier de 1/4 de finale Lieu RM5 et play 4 mada , Izay tsy tonga am heur de fa namany ny rarakaBCC io BCCA
07/04/2026

Calendrier de 1/4 de finale
Lieu RM5 et play 4 mada ,
Izay tsy tonga am heur de fa namany ny raraka
BCC io BCCA

Toy match tsika tsika iangavia mbo hoavy ekapa reo hanao matchRM 5 terrain ,  de 16h 30 réunion technique tsika au jeune...
06/04/2026

Toy match tsika tsika iangavia mbo hoavy ekapa reo hanao match
RM 5 terrain , de 16h 30 réunion technique tsika au jeunesse et sport

06/04/2026

Akory iaby lahy e, hoatsika izay nanjay andrara tournoi de baketaball South Coast Hoops ,fa ny réunion technique tsika atao ao @ jeunesse et sport le 07/04/26 ,16h 15 ,tongava mato ,misaotsa tompoko

04/04/2026

U18
BMT vs GM12
Androany a 16h 00 , au RM5

🏀💪🏾
03/04/2026

🏀💪🏾

03/04/2026

Tsy miova calendrier de match tsika le 04/04/26
🏀we love this game 🏀

Address

Tsenegea
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when South Coast Hoops posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category