SAFT H-M

SAFT H-M Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SAFT H-M, Sport & recreation, Toliara, Tulear.

14/04/2026


14/04/2026
11/04/2026

24/03/2026

ft _ "Tiako vatany iha"
Abonnez page tsika 👉SAFT H-M

Ary mbola be dia be isika no tsy mahazo resaka kay an!*Andeha ho hazavaiko Kely raha tsy azonao ilay izy.🇲🇬 📊 PLAN FAMPI...
18/03/2026

Ary mbola be dia be isika no tsy mahazo resaka kay an!
*Andeha ho hazavaiko Kely raha tsy azonao ilay izy.
🇲🇬 📊 PLAN FAMPIHARANA (Redenomination)
🔹 Dingana 1: Fanambaràna
Ny fanjakana (Banky Foibe) dia milaza hoe:
“20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao”
Manome daty mazava (oh: afaka 6 volana)
👉 Zava-dehibe: hazavaina tsara amin’ny radio, TV, Facebook
🔹 Dingana 2: Famokarana vola vaovao
Mamoaka vola vaovao:
1 000 Ar (ambony indrindra)
500 Ar
200 Ar
100 Ar
50 Ar
👉 Atao tsara kalitao (anti-falsification)
🔹 Dingana 3: Période de transition (fiaraha-miaina)
Mandritra ny 3–6 volana:
Mandeha miaraka ny vola taloha sy vaovao
Ohatra:
20 000 Ar = 1 000 Ar (soratra amin’ny fivarotana)
👉 Tsy maintsy soratana vidiny roa (double affichage)
🔹 Dingana 4: Fanoloana tanteraka
Esorina tsikelikely ny vola taloha
Any amin’ny banky no hanoloana azy
👉 Tsy very vola ny olona (exchange gratuit)
🔹 Dingana 5: Fanaraha-maso
Jereo ny vidim-piainana (tsy avela hiakatra tampoka)
Sazy ho an’izay manararaotra mampiakatra vidiny.

*Izany oe ny vola no miova fa ny sandany tsy miova fa tsy misy oe hitondra vola bé dia bé @ gony izany.
Ilay zéro be dia be fotsiny no ahena.

👉 Fitsipika:
20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao
➡️ zaraina 20, avy eo ahodina (arrondi)

Vola vaovao (azo ampiasaina)
Vola taloha
Kajy

20 000 Ar
÷20
1 000 Ar

10 000 Ar
÷20
500 Ar

5 000 Ar
÷20
250 Ar

2 000 Ar
÷20
100 Ar

1 000 Ar
÷20
50 Ar

500 Ar
÷20
25 Ar

200 Ar
÷20
10 Ar

100 Ar
÷20
5 Ar

50 Ar
÷20
2.5 Ar ❌ ➜ 3 Ar na 2 Ar

20 Ar
÷20
1 Ar.

Farany : Izany oe rehefa ho avy ny vola vaovao dia tsy hiasa intsony izany ny vola Téo aloha 20 000Ar, 10 000Ar , 5000Ar , 2000Ar fa manomboka eo 1000Ariary izany sisa ny vola ho ampiasaina. Mety hazava tsara aminao @ izay angamba e!

Ity izao ohatra:
1$ = 200Ar 😁🫣
1€ = 250Ar
1kg hena = 1000Ar
Frais Bus = 30Ar🫣
Vary 1kp = 35Ar 😁

11/03/2026

VANDROSS-Karma
SAFT H-M

07/03/2026

NAREO VE TSY MAHATSAPA FA HOTRANY MARO NY TRANGA HAFAHAFA MISEHO ETY AMBONIN'NY TANY TATOATO ZAY
🕊️✝📖

   Rehefa ao anaty tsy fahatsiarovan-tena lalina ( coma) , dia efa misitaka tsikelikely ny vatantsika ny corp astral, na...
01/03/2026

Rehefa ao anaty tsy fahatsiarovan-tena lalina ( coma) , dia efa misitaka tsikelikely ny vatantsika ny corp astral, na dia mbola voatazona amin'ny tady volafotsy ( cordon d'argent) , io no mitazona ny aina mbola tsy ho faty.

Maro no efa niaina izany, milaza fa nahita ny vatany matory eo ambony fandriana ary efa nihaona tamin'ireo havana efa maty, fa saingy mbola tafaverina .
Pub nihitako de nizaraiko

26/02/2026

Address

Toliara
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAFT H-M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share