Ligue handball d’Atsimo Andrefana

Ligue handball d’Atsimo Andrefana Page officielle de la ligue Régionale de handball d’Atsimo Andrefana

09/08/2026

📢 FANAMBARANA OFISIALY – FAMERENANA NY TSY MAINTSY ATAO AMIN'NY "MUTATION" MANKANY AMIN'NY FARITRA HAFA

Ny Ligue Régionale de Handball Atsimo-Andrefana dia mampahafantatra sy mamerina am-panajana ny fitsipika mifehy ny famindran-toerana (mutation) ho an'ireo mpilalao, klioba, ary mpitantana rehetra.

Ny mpilalao rehetra nilalao tao amin'ny klioba iray teto amin'ny Faritra Atsimo-Andrefana (Toliara) tamin'ny taom-pilalaovana teo aloha, ka mikasa hilalao amin'ny klioba any ivelan'ny faritra amin'ity taom-pilalaovana vaovao ity (oh: Analamanga/, Haute Matsiatra/, Boeny/ Atsimo Atsinanana/ Diana, sy ny faritra hafa), dia tsy maintsy terena hanao ny fikarakarana ny taratasy famindran-toerana ofisialy (mutation) eo anivon'ny Ligy.

📌 Ireo teboka lehibe tokony ho fantatra :
Adidy ara-panjakana :
• Tsy misy mpilalao afaka mahazo fahafahana hilalao (qualification) na hilalao ho an'ny ligy hafa raha tsy efa nandamina sy nahavita ny antontan-taratasiny eo anivon'ny Ligue Régionale de Handball Atsimo-Andrefana.
Antontan-taratasy (Dossier de mutation) :

•Tsy maintsy manaraka ny toromarika ofisialy, manolotra ireo fepetra takiana, ary mahazo ny fankatoavana (visa) avy amin'ny Ligy niaviany ny mpilalao sy ny klioba vaovao handray azy vao afaka mangataka fahazoan-dàlana hilalao (licence) vaovao.
Fanajana ny fitsipika :
•Ny fampilalaovana mpilalao tsy mbola nahavita antsakany sy andavany ny "mutation" any amin'ny faritra hafa dia fandikana ny fitsipika, ary mety hahazoan'ny mpilalao sy ny klioba mpandray azy sazy ara-panatanjahantena sy ara-pitoerana.
Mba hisorohana ny olana amin'ny fankatoavana mandritra ny fifaninanana nasionaly, ampirasina ireo mpilalao voakasik'izany mba hifandray tsy ho ela amin'ny sekretariatan'ny Ligy mba haka sy hameno ny antontan-taratasy mifandraika amin'izany

🏆 FINALES DU CHAMPIONNAT RÉGIONAL SENIORS 2026 🏆C'est terminé ! Un grand bravo à toutes les équipes pour le spectacle et...
02/08/2026

🏆 FINALES DU CHAMPIONNAT RÉGIONAL SENIORS 2026 🏆

C'est terminé ! Un grand bravo à toutes les équipes pour le spectacle et l'engagement offerts tout au long de cette magnifique journée sur le terrain Lapan'ny Tanana.

Félicitations chaleureuses à l'équipe championne de cette édition 2026 après une finale maîtrisée :
Catégorie Hommes : HCEST1 (vainqueur 41 - 21 face à HBCT2)
Nous tenons à exprimer notre plus haute gratitude à Monsieur le ministre Alain Rasambany Ministre des Sports, pour son haut patronage, son écoute attentive et son soutien institutionnel indéfectible envers notre discipline.

Merci à Monsieur Moussa Assoman ainsi qu'à tous les autres partenaires, supporters, officiels et bénévoles pour votre accompagnement, votre aide précieuse et votre contribution à la réussite de ces finales sous les couleurs de la Ligue de Handball Atsimo Andrefana ! 🤾‍♂️

🤾‍♂️ FINALES DU CHAMPIONNAT RÉGIONAL SENIORS 2026 !La Ligue Handball Atsimo Andrefana vous donne rendez-vous ce dimanche...
01/08/2026

🤾‍♂️ FINALES DU CHAMPIONNAT RÉGIONAL SENIORS 2026 !

La Ligue Handball Atsimo Andrefana vous donne rendez-vous ce dimanche 02 août 2026 au Terrain Lapan'ny Tanana :
14h30 (Dames) : ASCO vs ASE
15h30 (Hommes) : HCEST1 vs HBCT2
🎟️ PAF : 500 Ar

Venez nombreux 🤲🏻

📣 COMMUNIQUÉ OFFICIEL — LIGUE RÉGIONALE DE HANDBALL ATSIMO-ANDREFANALe Championnat Régional Seniors 2026 débute aujourd'...
29/07/2026

📣 COMMUNIQUÉ OFFICIEL — LIGUE RÉGIONALE DE HANDBALL ATSIMO-ANDREFANA
Le Championnat Régional Seniors 2026 débute aujourd'hui ! Retrouvez le calendrier officiel des rencontres qui se dérouleront du 29 juillet au 02 août 2026 au terrain Lapan'ny Tanàna (Toliara).

CHAMPIONNAT RÉGIONAL SENIORS 2026 🤾‍♀️La Ligue Handball Atsimo-Andrefana vous donne rendez-vous pour le grand rendez-vou...
25/07/2026

CHAMPIONNAT RÉGIONAL SENIORS 2026 🤾‍♀️
La Ligue Handball Atsimo-Andrefana vous donne rendez-vous pour le grand rendez-vous sportif de la région !
📅 Date : Du 29 Juillet au 02 Août 2026
📍 Lieu : Terrain Lapan'ny Tanàna
🎟️ PAF : 500 Ar

Venez nombreux 🤲🏻💪🏻

23/07/2026

🇲🇬 LANCEMENT OFFICIEL DE LA PAGE ! 🤾‍♂️🤾‍♀️
Bienvenue sur la page Facebook officielle de la Ligue Régionale de Handball d'Atsimo Andrefana !
Cette page a pour vocation de promouvoir le handball, soutenir nos clubs, valoriser nos jeunes talents et faire vivre la passion du ballon poisseux à Toliara et dans toute la région.
📌 Au programme sur cette page :
🏆 Suivi des championnats et tournois régionaux
📅 Calendriers et résultats des matchs
👥 Présentation des clubs, joueurs et acteurs locaux
📸 Photos et vidéos des temps forts
N'hésitez pas à aimer, commenter et partager la page autour de vous pour faire grandir la communauté du handball dans l'Atsimo Andrefana !

Address

Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ligue handball d’Atsimo Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category