24/06/2024
Tampitra hatreo ny taom-pilalaovana ho antsika amin'ny Coca-Cola PFL 2024.
Hatreo aloha no vita na dia niezaka mafy ny handehanana any amin'ny famararana isika
Ankasitrahana ianareo mpanohana izay teo foana nandritra izay enim-bolana mahery izay.
Fankasitrahana manokana no atolotra ny filohan'ny ligin'ny Baolina kitra Antsimo Andrefana Atoa Andrianantenaina Rรฉgis sy ny filoha mpandrindra ny 3FB Atoa RAZAFIHARISON Jaonarivelo izay anisan'ny angady nananana sy vita nahitana ireny vokatra ireny
Misaotra tompoko !