Mazavaloha

Mazavaloha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mazavaloha, Sports Club, Ankazoabo sud de, Tulear.

Club de foot natao hoan'ny zazalahy 11taona ny miakatra tsy mifoka no tsy misotro zava-maha domelina,mba hitezana any ireo tanora hoany amin'ny lalana tokony halehany ary mba hitrandrahana ny talentan

Retour à l'entraînement !Taptra Zay ny vacances"Miasa mafy toin'ny ANdevo mba hiainana toin'ny  Mpanjaka !
03/09/2022

Retour à l'entraînement !
Taptra Zay ny vacances
"Miasa mafy toin'ny ANdevo mba hiainana toin'ny Mpanjaka !

Vita zay !mpandresy hatran zahay sd aznay n'y amboara
26/06/2022

Vita zay !mpandresy hatran zahay sd aznay n'y amboara

Mankafy Mazavaloha ve enao?Manome fotoana anao zahay  Androany @ telo ora tolakandro,eny @ kianja ny ResidansTongava han...
19/03/2022

Mankafy Mazavaloha ve enao?
Manome fotoana anao zahay Androany @ telo ora tolakandro,eny @ kianja ny Residans
Tongava hanohana

Efa henonareo v n tantaran i Davida & Goliata ;D toy izan ity tantara ity f sangy tao Toliara  Andaboly kianja ny Metrak...
27/12/2021

Efa henonareo v n tantaran i Davida & Goliata ;D toy izan ity tantara ity f sangy tao Toliara Andaboly kianja ny Metrakira no nitrangan,d efa fantr areo n niafarany tantara fa res i Goliata na d matanja sy ngeza B aza
(Davida) 02 et Jfc(Goliata)00

02/07/2021

Ekena fa zahay Mzl no faran izay zandriny raha ny taona eo @ mpandray anjar no jerena kanefa izahay kosa no faran izay zokiny eo @ fahaizana matoa izahay no ny bata ny Amboara indroa metaona izao!

Noh ny ezaka natao sy ny fiaretan n'y mangirfir ary ny vavaka natao dia tafakatra  dingana famaranana indray ny Mzl.Vono...
24/06/2021

Noh ny ezaka natao sy ny fiaretan n'y mangirfir ary ny vavaka natao dia tafakatra dingana famaranana indray ny Mzl.Vonona hanome ny tsar hatran izahay ary mampanatena n'y mpanohana f hanome ny tsar indrin

Tanjona manarak;! ny handresy indray @ manasadalana!MANOME TOKY any ireo mpankafy f hanome ny tsara indrindra  ny ekipa ...
12/06/2021

Tanjona manarak;! ny handresy indray @ manasadalana!MANOME TOKY any ireo mpankafy f hanome ny tsara indrindra ny ekipa tsirairay indrindra f n mpanazatra!

Na dia eo aza ny fahambangana dia tsimaitsy vonona izahay!;Vonona NY Mzl
08/05/2021

Na dia eo aza ny fahambangana dia tsimaitsy vonona izahay!;Vonona NY Mzl

Address

Ankazoabo Sud De
Tulear
606

Telephone

+261330188666

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mazavaloha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category