Antimo Record FC

Antimo Record FC AR Club de football 🖤❤️⚽
Base à Toliara ✊

🎉 Tratry ny tsingerintaona nahaterahana, KALEBA ! 🎂🇲🇬 Faly izahay ato amin’ny ANTIMO RECORD miara-mankalaza izao andro m...
09/08/2026

🎉 Tratry ny tsingerintaona nahaterahana, KALEBA !

🎂🇲🇬 Faly izahay ato amin’ny ANTIMO RECORD miara-mankalaza izao andro manokana izao aminao. Mirary fahasalamana, fahasambarana ary fahombiazana hatrany ho anao ny namana sy mpiara-miasa rehetra, na amin'ny fiainana manokana izany na amin'ny asa. Enga anie ity taona vaovao ity hitondra vao mainka fandresena ho anao!

🥂🇨🇵 Toute l’équipe d'ANTIMO RECORD te souhaite le meilleur. Que cette nouvelle année t'apporte de la réussite dans tes projets, de la joie et une excellente santé. Cap sur de nouvelles victoires ensemble ! 🚀..

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana, RICHARDO ! 🎂🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana...
31/07/2026

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana, RICHARDO ! 🎂

🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny tsingerintaonao izahay.
Ny namana sy mpiara-miasa rehetra ato amin’ny ANTIMO RECORD dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao, na eo amin’ny fiainana andavanandro izany na eo amin’ny sehatry ny asanao.

Enga anie ity taona vaovao iainanao ity hitondra fandresena, fahombiazana maro ary zavatra-tsara ho anao.
🎂 Mirary soa indrindra ho anao ! 🎂

🎉 Joyeux annivers Richardo.C! 🎂

🇨🇵En ce jour spécial, nous célébrons avec joie ton anniversaire.
Toute l’équipe, tes amis et tes collègues au sein de ANTIMO RECORD te souhaitent beaucoup de bonheur, une excellente santé et plein de succès, aussi bien dans ta carrière que dans ta vie personnelle.

Que cette nouvelle année t’apporte encore plus de victoires, de projets réussis et de belles surprises.

Guess who? Iza ny anarany? ⚽️
28/07/2026

Guess who? Iza ny anarany? ⚽️

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana,HARMEL  ! 🎂🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana n...
12/07/2026

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana,HARMEL ! 🎂

🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny tsingerintaonao izahay.
Ny namana sy mpiara-miasa rehetra ato amin’ny ANTIMO RECORD dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao, na eo amin’ny fiainana andavanandro izany na eo amin’ny sehatry ny asanao.

Enga anie ity taona vaovao iainanao ity hitondra fandresena, fahombiazana maro ary zavatra-tsara ho anao.
🎂 Mirary soa indrindra ho anao ! 🎂

🎉 Joyeux annivers Tolojanahary Harmel ! 🎂

🇨🇵En ce jour spécial, nous célébrons avec joie ton anniversaire.
Toute l’équipe, tes amis et tes collègues au sein de ANTIMO RECORD te souhaitent beaucoup de bonheur, une excellente santé et plein de succès, aussi bien dans ta carrière que dans ta vie personnelle.

Que cette nouvelle année t’apporte encore plus de victoires, de projets réussis et de belles surprises.

MANKALAZA NY FAHALEOVANTENAN'I MADAGASIKARA! 🇲🇬Amin'izao andro lehibe ankalazana ny 26 Jona, dia mirary fahasalamana, fi...
26/06/2026

MANKALAZA NY FAHALEOVANTENAN'I MADAGASIKARA! 🇲🇬

Amin'izao andro lehibe ankalazana ny 26 Jona, dia mirary fahasalamana, fiadanana, firaisankina ary fandrosoana ho an'ny Malagasy rehetra izahay.

Enga anie hitohy ho firenena matanjaka sy miray hina i Madagasikara, ary hitondra voninahitra hatrany ny tanora amin'ny alalan'ny fanatanjahantena sy ny ezaka ataony.
⚽ Antimo Record FC dia mirary: ❤️🖤"Mirary Fetin'ny Fahaleovantena sambatra ho an'ny Malagasy rehetra.

Ho ela velona anie i Madagasikara!" 🇲🇬❤️🤍💚

🇲🇬 Happy Independence Day – 26 Juin 🇲🇬

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana,RIJALY  ! 🎂🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana n...
26/06/2026

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana,RIJALY ! 🎂

🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny tsingerintaonao izahay.
Ny namana sy mpiara-miasa rehetra ato amin’ny ANTIMO RECORD dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao, na eo amin’ny fiainana andavanandro izany na eo amin’ny sehatry ny asanao.

Enga anie ity taona vaovao iainanao ity hitondra fandresena, fahombiazana maro ary zavatra-tsara ho anao.
🎂 Mirary soa indrindra ho anao ! 🎂

🎉 Joyeux annivers RIJAL ! 🎂

🇨🇵En ce jour spécial, nous célébrons avec joie ton anniversaire.
Toute l’équipe, tes amis et tes collègues au sein de ANTIMO RECORD te souhaitent beaucoup de bonheur, une excellente santé et plein de succès, aussi bien dans ta carrière que dans ta vie personnelle.

Que cette nouvelle année t’apporte encore plus de victoires, de projets réussis et de belles surprises.

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana,Meilleur Tyrannoh GB  ! 🎂🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza ...
09/06/2026

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana,Meilleur Tyrannoh GB ! 🎂

🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny tsingerintaonao izahay.
Ny namana sy mpiara-miasa rehetra ato amin’ny ANTIMO RECORD dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao, na eo amin’ny fiainana andavanandro izany na eo amin’ny sehatry ny asanao.

Enga anie ity taona vaovao iainanao ity hitondra fandresena, fahombiazana maro ary zavatra-tsara ho anao.
🎂 Mirary soa indrindra ho anao ! 🎂

🎉 Joyeux anniversMeilleur Tyrannoh GBnnoh GB ! 🎂

🇨🇵En ce jour spécial, nous célébrons avec joie ton anniversaire.
Toute l’équipe, tes amis et tes collègues au sein de ANTIMO RECORD te souhaitent beaucoup de bonheur, une excellente santé et plein de succès, aussi bien dans ta carrière que dans ta vie personnelle.

Que cette nouvelle année t’apporte encore plus de victoires, de projets réussis et de belles surprises.

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana, BOSTIN ! 🎂🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana n...
01/06/2026

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana, BOSTIN ! 🎂

🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny tsingerintaonao izahay.
Ny namana sy mpiara-miasa rehetra ato amin’ny ANTIMO RECORD dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao, na eo amin’ny fiainana andavanandro izany na eo amin’ny sehatry ny asanao.

Enga anie ity taona vaovao iainanao ity hitondra fandresena, fahombiazana maro ary zavatra-tsara ho anao.
🎂 Mirary soa indrindra ho anao ! 🎂

🎉 Joyeux anniversaire à Sergio Müller BOSTIN ! 🎂

🇲🇬 En ce jour spécial, nous célébrons avec joie ton anniversaire.
Toute l’équipe, tes amis et tes collègues au sein de ANTIMO RECORD te souhaitent beaucoup de bonheur, une excellente santé et plein de succès, aussi bien dans ta carrière que dans ta vie personnelle.

Que cette nouvelle année t’apporte encore plus de victoires, de projets réussis et de belles surprises.

🔥 DIRECTION LES 8ÈMES DE FINALE ! 🚀Vita ny asa teo amin'ny faha-16 n'ny famaranana! Nandresy 1 no ho 0 ny ekipa androany...
31/05/2026

🔥 DIRECTION LES 8ÈMES DE FINALE !
🚀Vita ny asa teo amin'ny faha-16 n'ny famaranana!

Nandresy 1 no ho 0 ny ekipa androany ary manohy ny lalany amin'ny YAS Coupe Madagascar.⚽️ Baolina tokana nentin'Hector Masinavyvy nampita antsika amin'ny dingana manaraka!

Lalana mbola lavitra, fa ny finiavana tsy miova. Andao hiaraka hirona any amin'ny 8èmes! 💪🔴⚫️

LINE-UP OFFICIEL | ANTIMO RECORD FCIreto ireo mpilalao  hanomboka ny fihaonana amin’ny AS FAJ-T.
31/05/2026

LINE-UP OFFICIEL | ANTIMO RECORD FC
Ireto ireo mpilalao hanomboka ny fihaonana amin’ny AS FAJ-T.

Address

Anketas
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antimo Record FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category