JET Bongolava Akademia

JET Bongolava Akademia Ny AS JET BONGOLAVA AKADEMIA
Niorina teto Tsiroanomandidy ny taona 2017,
Ny fanohananareo no hampandresy anay

01/12/2025

Big shout out to my newest top fans! Radolalaina Ravonjiarisoa, Paul Rasolonomentsoa, Än Rüdiger, Avotra Niggass, Najoro Claudio, Michael Harena, AS Valahara Antsirabe, Jeannot Pascal Randrianiainasoa, Faneva Tahina, John Le Vainqueur, Andriamady Hervé, Ratiandrainy Jonascar, Setra MC, Andrian's Patrick, Ro Main, Fãbien Leprom, Selemanie Darkaoui, Ramaroson Danii, Ronaldoo Rafanomezantsoa, Dom Rh, Mario Rakoto, Larïe Mioty, Stefanoel Sitrakiniaina, Taf Itå, Rafaravavy Emelienne Emilienne

HAPPY BIRTHDAY🎉🎊Fänåntënãnä Anjäră Jr. 11Randrianaharinoru J Fabrius Jr. 9Nde isika hirary soa ho an'ireto mpanafikan-ts...
18/08/2025

HAPPY BIRTHDAY🎉🎊

Fänåntënãnä Anjäră Jr. 11
Randrianaharinoru J Fabrius Jr. 9

Nde isika hirary soa ho an'ireto mpanafikan-tsika ireto tsingeritaona nahaterahan'izy ireo izao.
Mirary soa hatrany ho anareo mirahalahy izahay mpitantana sy ireo mpilalao namanareo miaraka @ ireo mpanohana antsika🙏🙏🙏

VOKA-DALAO Asabotsy 16 Août 2025Nivoaka nandresy t@ isa 1 noho 0 isika nandritra lalao ara-pirahalahiana nihaona t@  Dis...
18/08/2025

VOKA-DALAO
Asabotsy 16 Août 2025

Nivoaka nandresy t@ isa 1 noho 0 isika nandritra lalao ara-pirahalahiana nihaona t@ Disciples FC.

Mitohy ny fanomanana ho an'ny ekipa.
Eto izahay dia misaotra anareo vahoaka tonga nanontrona sy nanohana anay hatrany. Mbola manantena ny fanohananareo fona izahay. Mila ny fanohananareo sy fanampianareo izahay ady miandry anay izao.
Mbola vonona izahay ny hanome ny tsara indrindra ho anareo .



𝐌𝐀𝐓𝐂𝐇 𝐃𝐄 𝐏𝐑𝐄́𝐏𝐀𝐑𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐏𝐇𝐀𝐒𝐄𝐒 2 - 𝐃2 𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋       🆚Disciples FC       🗓️ Samedi 16 Août 2025       🕝 14h:30min       🏟️ ...
10/08/2025

𝐌𝐀𝐓𝐂𝐇 𝐃𝐄 𝐏𝐑𝐄́𝐏𝐀𝐑𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍
𝐏𝐇𝐀𝐒𝐄𝐒 2 - 𝐃2 𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋
🆚Disciples FC
🗓️ Samedi 16 Août 2025
🕝 14h:30min
🏟️ kianja manarapenitra Tsiroanomandidy

𝐌𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐥𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐠𝐨𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞. 𝐇𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐧𝐲 2𝐞̀𝐦𝐞 𝐩𝐡𝐚𝐬𝐞𝐬 𝐧𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐨.
𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚𝐯𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐦-𝐩𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲. 𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐍𝐘 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚. 𝐇𝐢𝐯𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐍𝐘 𝐦𝐩𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚.



09/08/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Lhomme Tiger, Jean Kiki Rand, Eric Andry, Rafaravavy Emelienne Emilienne, Nanté Andrïa

🏆𝐂𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐨𝐧𝐧𝐚𝐭 𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 - 𝐃𝟐 𝟐𝟎𝟐𝟓 ⚜️⚽️𝑳𝒊𝒈𝒖𝒆 𝒅𝒆𝒔 𝒄𝒉𝒂𝒎𝒑𝒊𝒐𝒏𝒔⚽️⚜️            Tafita any @ dingana faha2 ny JET Bongolava.     ...
06/08/2025

🏆𝐂𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐨𝐧𝐧𝐚𝐭 𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 - 𝐃𝟐 𝟐𝟎𝟐𝟓
⚜️⚽️𝑳𝒊𝒈𝒖𝒆 𝒅𝒆𝒔 𝒄𝒉𝒂𝒎𝒑𝒊𝒐𝒏𝒔⚽️⚜️

Tafita any @ dingana faha2 ny JET Bongolava.
Mitohy ny lalana ho antsika , nomena repos kely aloa ny Mpilalao. Manomboka Q herinandro kosa dia efa ao anaty fanomanana tsnteraka ny ekipa.
Eto izahay dia misaotra an'ireo izay nanampy sy nanohana anay rehetra nandritra iny fiodonana voalohany iny.
Mankasitraka indrindra tompoko🙏🙏🙏
Isaorana bevata ny LFB - Ligue de Football Bongolava izay tena nanohana sy nanampy bdb ny ekipa. Mankasitraka tompoko. Valiana rah mahatsiahy 🙏🙏🙏




Address

Rn1
Tsiroanomandidy
119

Telephone

+261387599248

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JET Bongolava Akademia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to JET Bongolava Akademia:

Share