SASSC Maninday

SASSC Maninday Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SASSC Maninday, Sport & recreation, Université de Maninday, Toliary.

⚽🔥 UNIVERSIADE 2026🇲🇬Ireo jeunes joueurs et joueuses izay hiatrika ny UNIVERSIADE 2026, ka hisolo tena ny Université de ...
16/09/2026

⚽🔥 UNIVERSIADE 2026🇲🇬

Ireo jeunes joueurs et joueuses izay hiatrika ny UNIVERSIADE 2026, ka hisolo tena ny Université de Toliara, dia efa ao anatin’ny fiomanana sy fanazaran-tena. 💪⚽

Miezaka manamafy ny fahaiza-manao ary miomana amin’ny fo sy finiavana izy ireo mba hisolo tena amim-pireharehana ny Université de Toliara amin’ity fifaninanana ity. 🏆

Ny fanazaran-tena anio, fanomanana ny fandresena rahampitso. 🔥💪
Université de Toliara — vonona hiatrika ny UNIVERSIADE 2026 ! ⚽🇲🇬

Joyeux anniversaire joueur 🎉🎊🇲🇬 Ratohan Sęrgïo Hügöbęrt 🤝
06/09/2026

Joyeux anniversaire joueur 🎉🎊🇲🇬 Ratohan Sęrgïo Hügöbęrt 🤝

✨Vonona hiaro ny voninahitrin'ny   de Toliara @ UNIVERSIADE hoavy izao⚽🙏🙏👉Ndao samy hiara hitondra ambavak'izy ireo🤝🙏
05/09/2026

✨Vonona hiaro ny voninahitrin'ny de Toliara @ UNIVERSIADE hoavy izao⚽🙏🙏
👉Ndao samy hiara hitondra ambavak'izy ireo🤝🙏

Mitohy hatrany ny fanazaran-tena hoan'ireo Tanora izay hisolo tena ny Université de Toliara @ UNIVERSIADE 👏👏
05/09/2026

Mitohy hatrany ny fanazaran-tena hoan'ireo Tanora izay hisolo tena ny Université de Toliara @ UNIVERSIADE 👏👏

🌟Mizotra hatrany ny fanazaran-tena izay ataon'ireo tanora ho solontenan'ny Université de Toliara izay hiatrika ny UNIVER...
21/08/2026

🌟Mizotra hatrany ny fanazaran-tena izay ataon'ireo tanora ho solontenan'ny Université de Toliara izay hiatrika ny UNIVERSIADE amin'ity taona ity.
👉Toliara meilleur 👍🥰

🌟 HOANY MPIANATRA MANINDAY🌟👉Mitady mpianatra 30 aty  bureau SASSC Maninday izay hiara hiasa aminy fanatanterahana ny fif...
19/08/2026

🌟 HOANY MPIANATRA MANINDAY🌟

👉Mitady mpianatra 30 aty bureau SASSC Maninday izay hiara hiasa aminy fanatanterahana ny fifaninanana azakazaka 10km izay hatao @ faravolana ity.

👉Asa izay hatao dia mitanjaka rano @ verre @ sisiny lalana.

👉Aza tara fa zoma no farany fisoratana anarana hoan'izay vonona ary mitondra carte étudiant (e) rehefa hisoratra anarana.

Maninday rehetra 👋👉Nohony fanomanana ny UNIVERSIADE dia occupé isakiny fotoana Telo manaraka ireto ny   fac science. 👍Lu...
18/08/2026

Maninday rehetra 👋
👉Nohony fanomanana ny UNIVERSIADE dia occupé isakiny fotoana Telo manaraka ireto ny fac science.
👍Lundi : de 12h 00mn à 13h 30mn
👍 Mercredi : de 12h 00mn à 13h 30mn
👍 Vendredi : de 12h 00mn à 13h 30mn
🌟Ajao ny fandaminana🤝

🌟HOANY MPIANATRA REHETRA ETO MANINDAY TSY ANKANAVAKA👋👉 HISY FIFANINANANA AZAKAZAKA 10 KM ETO TOLIARA, KA HOAN'IZAY VONON...
17/08/2026

🌟HOANY MPIANATRA REHETRA ETO MANINDAY TSY ANKANAVAKA👋

👉 HISY FIFANINANANA AZAKAZAKA 10 KM ETO TOLIARA, KA HOAN'IZAY VONONA AMIN'IZANY DIA MITONGAVA MISORATRA ANARANA ATY AMINY BIRAON' NY SASSC MANINDAY, ALOHANY ALAROBIA HOAVY IZAO.
👉TSY ANKANAVAKA NA LAHY NA VAVY.

sary fanehoana👇

MBA ataova @ commentaire ao hoe firy PALIER Kely mba vitanao t@ fotoana ty😆
16/08/2026

MBA ataova @ commentaire ao hoe firy PALIER Kely mba vitanao t@ fotoana ty😆

16/08/2026

Address

Université De Maninday
Toliary
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SASSC Maninday posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share