12/06/2025
Nisafidy ny tsy hanome fanazavana ho an'i Ter stegen i Laporta sy déco ny eo amin'ny nangalana an'ilay mpilalao voaosotro fa mpiandry tsatokazo tena mahay ao amin'ny La liga Juan Garcia , fa ho an'i Hansi Flick indray dia manana safidy malalaka izy na hanome fanazavana ho an'i Ter stegen na tsia , 🔴🔵