23/10/2025
🏀 Aza adino fa efa @ asabotsy 25 octobra 2025 izao ny fifidianana izay ho filohan'ny section eto Toamasina 1.
Ka manentana antsika clubs rehetra eto Toamasina mba ho tonga anao ny adidiny.
🏀 NB mitondra :
- certificat de conformité.
- Procuration atao am membres exécutif raha tsy afaka ny président du club
- CIN