JM STADE

JM STADE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JM STADE, Sports Team, Mangarano, Toamasina.

Salama daholo TOURNOI HO AN'IZAY MAFY.     Foot du Lycée Français de Tamatave Ligue de Football Atsinanana
03/06/2026

Salama daholo TOURNOI HO AN'IZAY MAFY.

Foot du Lycée Français de Tamatave
Ligue de Football Atsinanana

31/05/2026
CADEAUX FETE DES MÈRES ato q JM STADE TOAMASINA-ZUMBA HO AN'I NENY💐 tsy mila mandany vola be zany raha hampifaly an'i NE...
28/05/2026

CADEAUX FETE DES MÈRES ato q JM STADE TOAMASINA
-ZUMBA HO AN'I NENY💐

tsy mila mandany vola be zany raha hampifaly an'i NENY👍💌
DIMANCHE 31 MAI a 14h
BILLET:5000ar ADULTE , 3000ar ENFANT 💵

-Manaova TENNIS DAHOLO👟
VENTE DES BILLET (JOANN MOBILE REHETRA)
CONTACT: 0389549113
TONGAVA MARO

Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana TOURNOI FOOT A 7 eto  STADE TOAMASINA
24/05/2026

Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana TOURNOI FOOT A 7 eto STADE TOAMASINA

20/05/2026

JM STADE toamsina dia misokatra ho antsika rehetra:
_ecole de foot JM ACADEMIE
_Salle de fete
_salle de sport VIP
_location terrain MILAY BE
RESERVATION:0389549113

ABONNEO NY PAGE FA HISY VALISOA OMENA

HO ANTSIKA izay manana EQUIPE na ANDALA-PASIKA io na FOKOTANY na CLUB..... tongava mandray anjara ato  fa 30000ar fotsin...
19/05/2026

HO ANTSIKA izay manana EQUIPE na ANDALA-PASIKA io na FOKOTANY na CLUB..... tongava mandray anjara ato fa 30000ar fotsiny dia manao match eo ambonin'ny KIANJA MANARAPENITRA
Reservation:0389549113

TOURNOI FOOT A 7TONGA NY FOTOANA ANDROANY 13H30 NY TIRAGE HO AN 'IZAY EQUIPE HANDRAY ANJARA REHETRA TONGA DIA MITONDRA M...
17/05/2026

TOURNOI FOOT A 7
TONGA NY FOTOANA
ANDROANY 13H30 NY TIRAGE HO AN 'IZAY EQUIPE HANDRAY ANJARA REHETRA
TONGA DIA MITONDRA MAILLOT
0389549113

16/05/2026

Address

Mangarano
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JM STADE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share