Tamatave 501 Gym By Lion Force

Tamatave 501 Gym By Lion Force Tamatave 501 By Lion Force,Espace de musculation,remise en force,fitness et body step

Nohon'ny fangatahany ny be sy ny maro dia ahemotra @ 20 décembre ilay fifaninana Izay atao ETO MiamiTs miova ny fitsipi-...
26/11/2025

Nohon'ny fangatahany ny be sy ny maro dia ahemotra @ 20 décembre ilay fifaninana Izay atao ETO Miami
Ts miova ny fitsipi-dalao ka manentana ireo Izay Mbola vonona andray anjara fa misokatra foana ny fisoratana anarana atramini 16 décembre

📲 Contacts : 034 39 349 42 / 038 69 213 75
📘 Page Facebook : MIAMI GYM BY Lion Force

🔥 CHALLENGE MIAMI GYM BY LION FORCE 🔥Tu maîtrises les exercices au poids du corps ? 💪C’est le moment de prouver ta force...
11/11/2025

🔥 CHALLENGE MIAMI GYM BY LION FORCE 🔥

Tu maîtrises les exercices au poids du corps ? 💪
C’est le moment de prouver ta force et ton endurance !

📅 Date : 29 novembre 2025
📍 Lieu : MIAMI GYM, Toamasina
💰 Participation : 5 000 Ar
🎟️ Entrée salle : 2 000 Ar (Vavahady Musculation)
🕓 Inscriptions ouvertes jusqu’au 25/11/2025 !
🏆 Viens relever le défi et montrer ce que tu vaux !
💥 Challenge organisé par MIAMI GYM BY LION FORCE

📲 Contacts : 034 39 349 42 / 038 69 213 75
📘 Page Facebook : MIAMI GYM BY Lion Force

28/07/2025

MARAIMBAOVAO, HERY VAOVAO, TANJONA VAOVAO IZANY NO HO ENTINA HAMAKIVAKY ITY HERINANDRO ITY

Aza adino fa misy matsiro be isika androany ariva @6 ny Alarobia sy Zoma ihany kouh
Afaka tonga daholo na ireo mpanao ary

dia misokatra @5 maraina ary @9 ora alina Vao mihidy isanandro ka dia afaka tonga amzay lera mety enao fa tsy voatery ny ariva ihany Vao tonga hikotrana misy miandry anao amzay lera mety

MIRARY HERINANDRO MAFINARITRA HO ANTSIKA REHETRA


☎️ +261 34 25 013 69

18/07/2025

Ho antsika rehetra tia kotrana dia misy , mafinaritra kely otrzao isika
Isaky ny Lundi, Mercredi, Vendredi ariva

Ho anao izay tsy afaka amreo lera reo mo dia afaka tonga lera mety fa miandry anao eto fona ny

Tsy ihany koa nefa no eto fa afaka manao ihany koa anh‼️ indrindra ho anao izay manana

‼️💪💪💪


☎️ +261 34 25 013 69

👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋Efa misasaka sahady zay ny taona 🫣😬 Tena hoe vetivety mintsy, betsaka ny zavatra vita nefa maro koa ireo mbola...
29/06/2025

👋👋👋👋👋👋👋👋👋👋

Efa misasaka sahady zay ny taona 🫣😬 Tena hoe vetivety mintsy, betsaka ny zavatra vita nefa maro koa ireo mbola tsy vita sy mbola tiana ho atao sns…

Eto alo dia resaka kotrana no asina teny kely eeh‼️
Maro no nametraka tanjona ( ) t@ty taona ity ary efa misy t@izy ireo no Efa afapo t@zay tanjona napetraka izay.
Misy ihany koa nefa ireo Efa niezaka fa mbola tsy afapo fa mbola ao anatin’ny ezaka hatrany

Eo koa nefa ireo nanana Vao nanomboka ny taona fa dia mbola tsy tafanomboka mintsy hatramin’izao eeeh‼️😬😬😬🫣

Mbola tsy tara nefa enao izay mbola tsy nanomboka sy izay mbola vao mieritreritra ny hikotrana eny fa na dia ireo Efa nahatratra tanjona aza mila manoy hatrany satria mbola manana 6 mois be zao Vao tapitra ity taona ity

Ny rehetra dia vonona hatrany anampy anao
- Pour votre santé
- Musculation
- Fitness
- Remise en forme
- Ventre plat
- Body step
- Cardio
- Diet


☎️ +261 34 25 013 69

 🎉🎉🎉  sahady 🫢 ndao asitsika   mintsy alo Ho fankalaza ny faha   ny   ny farany herinandro ho avy izao dia ho avy ny   n...
11/06/2025

🎉🎉🎉

sahady 🫢 ndao asitsika mintsy alo

Ho fankalaza ny faha ny ny farany herinandro ho avy izao dia ho avy ny ny avy aty hiaraka anafana izany izany

Ny Samedi 14 @ 6ora ariva dia hisy ary hisy fanentanana isan-karazany

Paf: 5000ar
MIAMI_Gym_Tamatave
☎️ +261 34 25 013 69

25/05/2025


❤️❤️❤️❤️❤️❤️‍🩹❤️‍🩹❤️‍🩹❤️❤️❤️❤️❤️

Ny rehetra ato @ dia mirary soa ho anareo rehetra ❤️‍🩹❤️‍🩹

Ianareo no anisany manana adidy betsaka indrindra eo anivony fianakaviana sy ny fiarahamonina Ka dia mirary anareo mba ho lalandava mba hiatreanareo izany adidy marobe izany

FETY SAMBATRA DAHOLO OUH‼️🎉🎊

OHANO DAOLY ALO NY GÔTÔ DE RAHAMPITSO HO ITA EO NDRAY NY TOHINY EEEH‼️🫣😂😂😂

27/04/2025

👋👋👋👋👋👋👋👋

Aza adino ary ho anareo tia manao sy tia manao travail en groupe ( )
Fa rahampitso Alatsinainy @6 ora hariva sy Alarobia ary ny Zoma samy @6 ora ariva avokoa ny fotoanatsika eeeh‼️

Efa misy koa isika ( ) manampy ireo antsika Efa eo sy ny avy any

Miezaka manome zavatra tsara ho antsika hatrany ny rehetra

‼️


☎️ +261 34 25 013 69

13/04/2025

👋👋👋👋👋👋👋👋

Aza adino ary ho anareo tia manao sy tia manao travail en groupe ( )
Fa rahampitso @6 ora hariva indray ny fotoanatsika eeeh‼️

Efa misy koa isika ( ) manampy ireo antsika Efa eo sy ny avy any

Miezaka manome zavatra tsara ho antsika hatrany ny rehetra

‼️


☎️ +261 34 25 013 69

08/04/2025

Betsaka no manotany ny indrindra ny sy Ka dia ireto ary izy

Lundi, Mercredi, Vendredi samy @6 ora ariva avokoa ireo, resaka collectif eto no resaka anh‼️

Ny resaka kosa dia afaka tonga lera mety enao
Misokatra @5 maraina ary @9 alina Vao mihidy miandry anareo eto foana ny 💪💪💪

‼️

05/04/2025

Ny Vendredi Jolie ny
Zoma ariva nafinaritra kely🥰🥰

Mifanaretsaka mintsy Mba ho salama sy ho en 💪💪

💪💪


Tel: +261 34 25 013 69

Address

Toamasina
502

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tamatave 501 Gym By Lion Force posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share