Burger Grill Tamatave

Burger Grill Tamatave Restaurant - Salle de billard - Karaoke
"HAPPY HOUR"

❤️ Déjà adopté par beaucoup d’entre vous😋🥖Nos demi-pains sandwich👌, avec ou sans mayo, sont disponibles à 6 000 Ar seule...
03/09/2026

❤️ Déjà adopté par beaucoup d’entre vous😋
🥖Nos demi-pains sandwich👌, avec ou sans mayo, sont disponibles à 6 000 Ar seulement🔥
Simple, généreux et gourmand😋
Sur place , à emporter ou à livrer
🏡Prés l’Etape Hotel Hopitaly kely
☎️034 67 317 58
🛵 Livraison à partir de 2000 ar

01/09/2026

🎹🎸🎙Nafinaritra iny zoma alina iny🔥Mankasitraka antsika rehetra tonga nifampizara sehatra niaraka tam dry zalah
" KOLO - ART" 🎙🎸🔥🎹
Amin’ny tapabolana manaraka indray 🙏🥰



🙋‍♀️Salama e..efa misy indray izy ato📍📍 Looks📍📍 ..afaka miaraka amin’ny Tsaramaso na mande amzao izay tinareo 🐷🍚
31/08/2026

🙋‍♀️Salama e..efa misy indray izy ato
📍📍 Looks📍📍 ..afaka miaraka amin’ny Tsaramaso na mande amzao izay tinareo 🐷🍚

🎸🎙Revy Glita..Bagasy.. ery zalah " KOLO' Art" no hanafana ny sehatra hiaraka amtsika ny zoma ho avy izao 🎙🎸" Cabaret Ope...
26/08/2026

🎸🎙Revy Glita..Bagasy.. ery zalah " KOLO' Art" no hanafana ny sehatra hiaraka amtsika ny zoma ho avy izao 🎙🎸
" Cabaret Open mic" " Anao ny sehatra"

📍📍 Misy kilalao kely amninio fotoana io : izay manao hiran’ny SAMOELA dia hahazoana
" Billets SAMOELA maimaimpoana 🔥👌" 📍📍

😊 Tongava arye..lazalazao ny tapaka sy namana..Boissons sy Tsaky amin’ny vidiny mirary foana ato am Burger Grill Tamatave 🥰👌

☎️ 034 67 317 58
( réservation table)

🍽🍚 Raha mitady sakafo malagasy ( vary sy laoka lasary) 👌Burger Grill Tamatave akaiky l’Etape L'Etape Hôtel Tamatave hopi...
18/08/2026

🍽🍚 Raha mitady sakafo malagasy ( vary sy laoka lasary) 👌
Burger Grill Tamatave akaiky l’Etape L'Etape Hôtel Tamatave hopitaly kely
Lundi et Mardi 09h00 à 21h30
Mercredi au Samedi 09h00 à Minuit
Repos Dimanche
🛵 Livraison de 09h00 à 20h00
☎️034 67 317 58

14/08/2026

🎸🎙Guitare 02 Feo roa 🎙🎸
📍Zalà efa paré 🔥🔥miandry antsika rariva manomboka 20h00 ato am Burger Grill Tamatave 👌
Aza adino manao réservation table 😊
Entrée gratuite foana ato am Burger
Boissons tsakitsaky amin’ny vidiny 🍸🍔🌮
Tongava arye
☎️ 034 67 317 58
🏡 Prés l’etape L'Etape Hôtel Tamatave hopitaly kely

🌴Faly foana izahay rehefa mandray vahiny..tsotra sady mafinaritra kely ireto famille ireto , merci ́nandalo matetika nis...
13/08/2026

🌴Faly foana izahay rehefa mandray vahiny..tsotra sady mafinaritra kely ireto famille ireto , merci ́nandalo matetika nisakafo tato aminay Huang Hui 🥰..
Misokatra isanandro Burger Grill Tamatave 😊
Misy sakafo mety tsara ho an’ny Mpianakavy ..Vary sy laoka🍽..grillades🍡..Burger.🍔.Tacos.🌮.Pizza 🍕
Misy Salle de Billard ko ..04 tables.. 7000 Ar ny heure
Misy " Cabaret Open mic"

Repos Dimanche
Tongava arye
🏡Prés l’Etape L'Etape Hôtel Tamatave hopitaly kely
☎️034 67 317 58

🔥🎸 ATO E! Ity indray ny fotoana amin’ny ZOMA ho avy izao 🎸🔥🎤 CABARET OPEN MICHiarantsika amin’ny " Santatra Mahery  & Co...
12/08/2026

🔥🎸 ATO E! Ity indray ny fotoana amin’ny ZOMA ho avy izao 🎸🔥
🎤 CABARET OPEN MIC
Hiarantsika amin’ny " Santatra Mahery & Co" 🎶
hampirevy antsika zalah amin’ny gadona Rock Acoustique
" Feo 02 Guitare 02" 🤘🔥

📍Tianao ve ny mihira, mitendry, mihaino hira, na mandihy?
👉 Tsy ferana ny sehatra, afaka mandray anjara daholo🥰
✨ TSY MISY VIDIM-PIDIRANA a 🥳

👉 Tongava arye miaraka amin’ny tapaka sy namana🎸🎤🔥
📍 Manomboka 20h00

🎶🔥

Address

Boulevard OUA Toamasina
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00
Sunday 04:00 - 21:00

Telephone

+261346731758

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Burger Grill Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share