Fit Zone Tanjondava

Fit Zone Tanjondava Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fit Zone Tanjondava, Amateur Sports Team, Tanjondava, Talata-maty.
(61)

Salle de musculation

Ora fisokafana :

🕑 Lundi, samedi 14h–19h30 | Lahady 08h30–12h & 14h–18h

💰 Séance 1 000 Ar | Abonnement 20 000 Ar

☎️ 034 830 9605

Hery & Fahasalamana ho anao ! 👇

Aza maika  ny résultat amin’ny musculation dia mila FOTOANA.❌ 1 herinandro → tsy ampy❌ 2 herinandro → mbola fiomanana✅ 4...
04/04/2026

Aza maika ny résultat amin’ny musculation dia mila FOTOANA.

❌ 1 herinandro → tsy ampy

❌ 2 herinandro → mbola fiomanana

✅ 4–8 herinandro vao manomboka hita tsikelikely ny fiovana

✅ 3–6 volana vao tena mazava tsara ny vokatra

Raha tsy mbola hita maso dia tsy midika hoe tsy mandeha, fa mandeha ao anatiny ny fanovàna.

🔎 Ara-tsiansa

Ny hozatra dia mitombo tsikelikely (progressive adaptation)

Ny vatana mila fanazaran-tena miverimberina + fotoana vao miova

Ny faharetana no mampiavaka ny olona mahomby sy izay mijanona

👉 Process no atao, fa tsy miracle.

💬 Fanontaniana ho anao
👉 Firifiry volana ianao no efa tsy tapaka mikotrana ?

Raha tinao ity fizarana nataoko ity ❤️ iray fotsiny mba angatahiko aminao aza adino manao page raha mahasoa anao fizarana nataoko ary partager amireo namanao.

faha firy ianao ? 🤣
03/04/2026

faha firy ianao ? 🤣


TSIAMBARATELO MAHOMBY AMIN'NY PRISES DE MASSEBetsaka no manao kotrana isan’andro, fa tsy mitombo hozatra…Ny antony ?  Ts...
02/04/2026

TSIAMBARATELO MAHOMBY AMIN'NY PRISES DE MASSE

Betsaka no manao kotrana isan’andro, fa tsy mitombo hozatra…

Ny antony ? Tsy ampy sakafo, tsy misy plan, tsy manaraka stratégie.
Andeha hojerentsika tsikelikely ny fomba mety indrindra hahazo prise de masse 💥

1️⃣ SAKAFO: NY FOTOTRA LEHIBE

Rehefa tianao hitombo ny hozatra, dia mila mihinana mihoatra noho ny fandoroan’ny vatanao isan’andro.

Midika hoe mila +300 hatramin’ny +500 kcal fanampiny isan’andro.

🍛 Sakafo tokony hohanina

Riz, patate douce, pâtes, avoine

Œufs, poulet, thon, légumineuses

Yaourt grec, lait entier, fromage blanc

Fruits, amandes, beurre de cacahuète, avocat

🍽️ Isan’ny repas isan’andro : 5–6
→ 3 sakafo lehibe + 2–3 snacks (smoothie protéiné, fruits secs, yaourt…)

2️⃣ PLAN KOTRANA

Ny tanjonao dia tsy hoe hanao kotrana be dia be, fa hanao programme mandroso.

➡️ Ataovy amin’ny fomba progressive overload: manampy tsikelikely poids, reps, na sets.

📅 Firy andro isan-kerinandro ?
👉 4 hatramin’ny 5 jours no tena mahomby.

Exemple programme :

Lundi: Poitrine + triceps

Mardi: Dos + biceps

Mercredi: Fialan-tsasatra

Jeudi: Jambes

Vendredi: Épaules + abdos

🧠 Raha vao manomboka: 3 jours / semaine dia efa tsara.
Fa rehefa zatra: 4–5 jours no idéal.

3️⃣ FANAOVANA PLAN

➡️ Raha milanja 64 kg ianao, dia tokony hanana tanjona ohatra hoe +0.5 hatramin’ny 1 kg / volana.

➡️ Mety hahazo 2,500–3,000 kcal / jour ianao raha manao prise de masse (miankina amin’ny lanja sy metabolisma).

💡 Tadidio :

Matory 7–8 ora isan’alina

Mihinàna ara-potoana

Manara-maso ny progression (poids levé sy lanja)

🔥 Famaranana :

Tsy “boosters” na “compléments” no manampy voalohany, fa discipline, sakafo, ary programme voalamina

Raha tinao ity fizarana nataoko ity dia azo adino manisy tsindrio Ilay bouton (suivre) eo page ary partager aminy namanao fa manampy bé anay izany ary mandrisika anay izara toro hevitra mahasoa fona

💪🤣 Raha tonga dia antsoin’i babe dia lasa laharam-pahamehana izany e! "Busy ve ianao?"👉 "Tsy mba busy mihitsy raha ho an...
02/04/2026

💪🤣 Raha tonga dia antsoin’i babe dia lasa laharam-pahamehana izany e! "Busy ve ianao?"

👉 "Tsy mba busy mihitsy raha ho anao Queen ❤️👑"

Ny squat sy bench press miandry fa ny fitiavana aloha no tsy maintsy valiana avy hatrany 😅🔥





💥 Mikotrana isan’andro nefa tsy misy résultat ? 💥Betsaka no mikotrana mafy eny salle👉 nefa tsy mitombo muscle👉 tsy miova...
05/02/2026

💥 Mikotrana isan’andro nefa tsy misy résultat ? 💥

Betsaka no mikotrana mafy eny salle
👉 nefa tsy mitombo muscle
👉 tsy miova body
👉 very motivation 😤

❌ Tsy ny ezaka no olana
✅ Fa ny fomba sy stratégie no diso

👇 ATAOVY IZAO 👇
👉 -vous amin’ny page Fit Zone Tanjondava
👉 Partageo ity publication ity amin’ny namanao mikotrana
👉 Comment “BODY” raha te-hahazo conseil maimaim-poana 💪

🔥 Mikotrana foana nefa tsy misy résultat
👉 Fit Zone Tanjondava no vahaolana

Ny Fit Zone Tanjondava dia mirary taona vaovao feno fahasalamana, hery ary fahombiazana ho anareo rehetra mpanara-dia sy...
02/01/2026

Ny Fit Zone Tanjondava dia mirary taona vaovao feno fahasalamana, hery ary fahombiazana ho anareo rehetra mpanara-dia sy mpanohana.

Marina fa vao izao izahay no afaka nanao publication, satria somary sahirana kely, saingy avy amin’ny fo ny fankasitrahana sy ny firariantsoa ho anareo.

Misaotra anareo izay mbola manohana hatrany 💪
Vonona izahay hanohy hanampy anareo hanatratra ny tanjona ara-vatana sy ara-pahasalamana amin’ity taona ity.

🏋️‍♂️ – miaraka aminareo hatrany 💙

💬 ZAVATRA TENA TSAPA AMIN’NY ITY KOTRANA ITY👇👉 Ny sakafo no olana lehibe indrindra ho an’ny pikotrana maro❌ Tsy hoe tsy ...
28/12/2025

💬 ZAVATRA TENA TSAPA AMIN’NY ITY KOTRANA ITY👇

👉 Ny sakafo no olana lehibe indrindra ho an’ny pikotrana maro

❌ Tsy hoe tsy te hihinana tsara
❌ Fa tsy ampy vola hividianana sakafo lafo

⚠️ Zava-dehibe ho fantatra

👉 Tsy voatery ho lafo ny sakafo ho an’ny gym ❌
👉 Ny mahitsy sy régulier no tena ilaina

🔎 Ohatra sakafo mora nefa ilain’ny vatana
🥚 Atody
🍚 Vary
🐟 Trondro mora (sardine, makamba maina)
🌱 Voanjo, tsaramaso
🍌 Akondro
💧 Rano betsaka

❌ Tsy voatery
🚫 Protéine poudre lafo
🚫 Sakafo importé
🚫 Régime sarotra arahina

📌 Toro-hevitra ho an’ny pikotrana manana budget kely

👉 Aleo mihinana tsotra fa régulier
👉 Ataovy mifanaraka amin’ny tanjonao ny entraînement
👉 Aza mampitaha ny tenanao amin’ny hafa

💬 Ary ianao ?
👉 Inona no sakafo mora mahazatra laninao rehefa manao gym ?
Zarao ao amin’ny commentaire 👇

Raha nahasoa anao ity fizarana nataoko ity dia aza adino manisy ❤️ sy manao page tsindrio Ilay bouton (Suivre) ao dia aza adino partager amireo namanao mañana olana aminy resaka sakafo ity

Fanontaniana be mpanontany indrindra amin’ny gym 👇👉 “Raha manao musculation aho dia ho lasa be hozatra tampoka ve ?”❌ TS...
28/12/2025

Fanontaniana be mpanontany indrindra amin’ny gym 👇

👉 “Raha manao musculation aho dia ho lasa be hozatra tampoka ve ?”

❌ TSIA !

🔎 Ny marina

✔ Tsy mitombo hozatra ho azy fotsiny
✔ Mila programme manokana + sakafo manokana + discipline vao lasa “gros”
✔ Ny musculation dia:

manamafy vatana

manatsara forme

mampihena tavy

mampitombo confiance 💯

⚠️ Ny tahotra diso mahazatra
❌ “Ho lasa be hozatra toy ny bodybuilder”
👉 Tsy mitranga izany raha tsy misy entraînement sy régime extrême

📌 Toro-hevitra ho an’ny débutant
👉 Ataovy régulier
👉 Ataovy propre ny posture
👉 Aza matahotra poids
👉 Mihinàna tsara, matory tsara

💬 Ary ianao ? Efa natahotra hanao muscu ve taloha ?

Raha nahasoa anao ity fizarana nataoko ity dia asio ❤️ ity publication ity ary abonné eo page tsindrio Ilay bouton (Suivre) ao dia aza adino partager amireo namanao

🏋️‍♂️ FIT ZONE TANJONDAVA 🏋️‍♀️ – Salle de sport musculation Mitady toerana hikarakaranao vatana sy hanombohana na hanoh...
27/12/2025

🏋️‍♂️ FIT ZONE TANJONDAVA 🏋️‍♀️ – Salle de sport musculation

Mitady toerana hikarakaranao vatana sy hanombohana na hanohizana ny fanazaran-tena ? Tonga dia aty aminay ao Tanjondava – Fit Zone !

🕒 Ora fisokafana

📅 Lundi, samedi 14h00 – 19h30

🌞 Dimanche : 5h – 12h00

👉 Toerana eo amin'ny panotra zazakely amin’ny sary etsy ambany ny toerana misy anay, aza diso lalana !

🎯 Na vao manomboka ianao, na efa zatra, tongasoa eto amin’ny Fit Zone Tanjondava ! Hitaona sy hanampy anao amin'ny diany mankany amin’ny vatana matanjaka sy salama izahay !

---

🔴 Aza adino:
❤️ Manao amin’ilay sary
✅ Manao ny pejy

Cliquez eo bouton suivre

🚀 Zarao amin’ireo namanao mitady salle fikotranana!


Samy manana olana ny pikotrana tsirairay…👉 Fa ianao, inona no tena manakana anao ?👇 Safidio ao anaty commentaire 🅰️ Tsy ...
27/12/2025

Samy manana olana ny pikotrana tsirairay…
👉 Fa ianao, inona no tena manakana anao ?

👇 Safidio ao anaty commentaire

🅰️ Tsy mahita résultat
🅱️ Tsy maharitra / mora kivy
🅲 Tsy mahay sakafo
🅳 Tsy mahazo motivation

⚠️ Tsarovy :
✔ Tsy tonga tampoka ny résultat
✔ Ny régularité + sakafo + repos no clé
✔ Aleo miadana fa tsy mijanona

💬 Valio amin’ny A – B – C – D

Aza adino manisy ❤️ ity publication ity Ary manao abonné page anarahanao ireo torohevitra manaraka

Aza adino partager amireo namanao pikotrana ianiko

Fanontaniana apetraky ny pikotrana maro 👇❓ “Cardio aloha sa musculation ?”✅ Valiny  miankina amin’ny tanjonao 👇🔹 Raha mi...
27/12/2025

Fanontaniana apetraky ny pikotrana maro 👇

❓ “Cardio aloha sa musculation ?”

✅ Valiny miankina amin’ny tanjonao 👇

🔹 Raha mitady HANAMPY HOZATRA 💪
➡️ Musculation aloha

✔ mbola feno hery ny vatana

✔ mavesatra tsara ny poids

✔ tsara kokoa ny croissance musculaire

🔹 Raha mitady HAHANIFY / HANALA TAVY 🏃‍♂️

➡️ Cardio + musculation

✔ cardio kely ho fanafanana

✔ muscu aoriany handoro tavy sy hanamafy hozatra

🔹 Raha manao cardio lava be aloha ❌
⚠️ Mihena hery

⚠️ Tsy mahavita muscu tsara

⚠️ Vokany: tsy mahazo résultat

Toro-hevitra

👉 Cardio 10–15 min (échauffement)

👉 Musculation

👉 Cardio fohy na stretching farany

💬 Ary ianao ? Inona no tanjonao amin’ny gym ?

💪 Hozatra | 🏃‍♂️ Manify | 🔥 Endurance
👉 Valio ao amin’ny commentaire 👇

👍 Asio ❤️ ity publication aza adino manao abonné page

Manampy bé anay izany izara tsara kokoa mombany kotrana.

Address

Tanjondava
Talata-Maty

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fit Zone Tanjondava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share