Association Sehatra Football ny Antsika

Association Sehatra Football ny Antsika “Ny fanatanjahan-tena
no fanalahidin’ny fahombiazana,
Le Sport et la cle de reussite”
(1)

Hatreto dia mbola ity aloha ny filaharana tsy mbola nasiana fiovana ho an'ny fifanitsanana Coupe du Monde 2026.ny fiovan...
10/10/2025

Hatreto dia mbola ity aloha ny filaharana tsy mbola nasiana fiovana ho an'ny fifanitsanana Coupe du Monde 2026.

ny fiovana izay ahitan-tsika filaharana hafa dia tsy mbola Ofisialy aloha hatreto fa miandry ny fanapahan-kevitry ny FIFA amin'ny 14 Oktombra 2025

🚨 VAOVAO MAFANA🔥🤯Mety hiova tanteraka ny endriky ny fifanintsanana ho amin’ny Mondial 2026! 🌍⚽️Araka ny tatitra ofisialy...
10/10/2025

🚨 VAOVAO MAFANA🔥🤯
Mety hiova tanteraka ny endriky ny fifanintsanana ho amin’ny Mondial 2026! 🌍⚽️

Araka ny tatitra ofisialy avy amin’ny Sport News Africa 🗞️, ny fisintahan’i Érythrée 🇪🇷 amin’ny fifanintsanana mankany amin’ny FIFA World Cup 2026 dia niteraka tsy fitoviana lehibe teo amin’ny vondrona.
Vokatr’izany, ny vondrona E dia tsy ahitana afa-tsy ekipa 5 sisa, raha tokony ho 6 amin’ny ankapobeny.

👉 Mba hampiverina ny rariny sy ny fitoviana, dia miara-mandinika amin’izao fotoana izao ny CAF sy ny FIFA ny amin’ny fanesorana ireo isa azon’ny ekipa tsirairay rehefa nandresy ny ekipa farany amin’ny vondrona — rehefa hanao ny kajikajy amin’ny ekipa faharoa tsara indrindra (meilleur 2e). ⚖️

Raha tanteraka io fanapahan-kevitra io dia hisarika fiovana lehibe eo amin’ny tabilao ankapobeny:

Burkina Faso, RD Congo, Madagasikara 🇲🇬, ary Gabon dia mety hanary isa hatramin’ny 6.

Etsy ankilany kosa, Cameroun (–4 isa) Ary Nizeria dia mety hiakatra toerana, ka hiverina amin’ny ady ho an’ny “barrages” indray. 🔁🔥

🕒 Ny fanapahan-kevitra ofisialy dia antenaina havoaka alohan’ny 14 Oktobra ho avy izao.

📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Baolim-pokontany karakarain'i Asfa tsy ho ela,



08/10/2025

Tapitra ny lalao— amin’ny fifanintsanana Coupe du Monde 2026 🌍⚽
🇲🇬 Barea 2–1 Comores 🇰🇲
👉 manana isa 19 ny Barea

⏱️ 45 Minitra voalohany — Vokatra vonjimaika amin’ny fifanintsanana Coupe du Monde 2026 🌍⚽🇲🇬 Madagascar 1 – 0 Comores 🇰🇲...
08/10/2025

⏱️ 45 Minitra voalohany — Vokatra vonjimaika amin’ny fifanintsanana Coupe du Monde 2026 🌍⚽

🇲🇬 Madagascar 1 – 0 Comores 🇰🇲
👉 Efa mialoha amin’ny isa 1 ny Barea, manao lalao tsara be amin’ity fihaonana ity! 🔥👏

🇨🇫 République Centrafricaine 0 – 1 Ghana 🇬🇭
👉 Mitana ny tombony ihany koa ny Black Stars amin’ny tapany voalohany. ⚡

📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Baolim-pokontany karakarain'i Asfa tsy ho ela,



Androany ny Lalao eo amin'ny Madagascar sy Commores 📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Bao...
08/10/2025

Androany ny Lalao eo amin'ny Madagascar sy Commores

📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Baolim-pokontany karakarain'i Asfa tsy ho ela,



𝗕𝗮𝗿𝗲𝗮 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 Rahampitso Alarobia 8 Oktobra 2025 no fotoana hanohantsika indray ny Barea, andro faha-9 amin'ny fif...
07/10/2025

𝗕𝗮𝗿𝗲𝗮 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Rahampitso Alarobia 8 Oktobra 2025 no fotoana hanohantsika indray ny Barea, andro faha-9 amin'ny fifanintsanana Mondial 2026.

Ny Alahady 12 Oktobra 2025 ho avy izao kosa ny andro faha-10 farany.

📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Baolim-pokontany karakarain'i Asfa tsy ho ela,



Ao amin'ny Pejin'ny Fédération ivorianina ao''Élim. Coupe du monde (9e j. Match délocalisé, Comores vs Madagascar, ce me...
07/10/2025

Ao amin'ny Pejin'ny Fédération ivorianina ao

''Élim. Coupe du monde (9e j. Match délocalisé, Comores vs Madagascar, ce mercredi à 16H au stade Félix Houphouet-Boigny): Entrée gratuite

📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Baolim-pokontany karakarain'i Asfa tsy ho ela,



🔥 Ylan El Hadary 🇲🇬 voatendry ho kandidà amin’ny mari-boninahitra “mpilalao tsara indrindra” amin’ny volana Septambra – ...
06/10/2025

🔥 Ylan El Hadary 🇲🇬 voatendry ho kandidà amin’ny mari-boninahitra “mpilalao tsara indrindra” amin’ny volana Septambra – National France ! 💥

🗳️ Andeha hanohana azy isika Malagasy rehetra !
👉 Soraty ao amin’ny fanehoan-kevitra amin’ilay pejy ofisialin’ny Championnat National de Football ny isa 2️⃣ Ylan EL HADARY ho fametrahana ny vato fanohanana!

Ity ny liens hanaovana an'izay fifidianana izay

https://www.facebook.com/100064600399725/posts/1214573680705967/?app=fbl

📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Baolim-pokontany karakarain'i Asfa tsy ho ela,



29/09/2025
26/09/2025

El Hadary...tena tsara ity Baolina vao matiny vao teo ity,🏅 "𝗡𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝗷𝗮𝗵𝗮𝗻-𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗹𝗮𝗵𝗶𝗱𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝗶𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮!"

📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Baolim-pokontany karakarain'i Asfa tsy ho ela,








𝗡'𝗱𝗮𝗼 𝗛𝗶-𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮!omano dieny izao ny ekipanao ary!Asehoy ny talentanao, hasehoy ny fahaizanao, omeo aina vao ny baolina ki...
23/09/2025

𝗡'𝗱𝗮𝗼 𝗛𝗶-𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮!
omano dieny izao ny ekipanao ary!

Asehoy ny talentanao, hasehoy ny fahaizanao, omeo aina vao ny baolina kitra malagasy!

🏅 "𝗡𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝗷𝗮𝗵𝗮𝗻-𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗹𝗮𝗵𝗶𝗱𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝗶𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮!"

📲 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻é-𝗼 ny pejy ahafahanao manaraka ireo Vaovao mahakasika ny Baolim-pokontany karakarain'i Asfa tsy ho ela,








Address

Soavinandriana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Sehatra Football ny Antsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share