Fc AJSA

Fc AJSA KITRA LOHA 💪🫵🏻

Football🥰…..No limit⚽️❤️
23/05/2026

Football🥰…..No limit⚽️❤️

24 Mey 2026     KIANJA RADiMISOA ( Soavinandriana)  Eny ndray miona 🤝⚽️,, Alefsa AJSA ⚽️
23/05/2026

24 Mey 2026
KIANJA RADiMISOA ( Soavinandriana)
Eny ndray miona 🤝⚽️,, Alefsa AJSA ⚽️

Tss resy ts miady 💪⚽️
06/05/2026

Tss resy ts miady 💪⚽️

Iny alou vokatra  😞,,Fa ady mbl ts vita 💪  Score AJSA 1 - 2 As MIX
28/04/2026

Iny alou vokatra 😞,,Fa ady mbl ts vita 💪
Score AJSA 1 - 2 As MIX

OUVERTURE ⚽️🤝,,
11/04/2026

OUVERTURE ⚽️🤝,,

Calendrier tsika 🤝💛🤍,,     25 avril 🥅⚽️ Tss resy ts miady zani ,, Raha tsy vita io ts nataonay 💪,,       De misaotra nar...
10/04/2026

Calendrier tsika 🤝💛🤍,,
25 avril 🥅⚽️
Tss resy ts miady zani ,, Raha tsy vita io ts nataonay 💪,,
De misaotra nareo teo faona ry mpakafia 🤝,
Tena makasitra indrindra 🤝🥰,,
aza mahay fa anome tsara indrindra izay Fc AJSA (Mananasy) ,,
KITRA ALOHA ⚽️

Rah ts vita io ts nataonay 🤝💪,,
10/04/2026

Rah ts vita io ts nataonay 🤝💪,,

📢📢 amin'izay ary eeee📢📢

NY Sabotsy 25 APRILY izao manomboka amin'ny 1ora Folakandro eo amin'ny terrain Antaboaka AMPEFY ny LALAO FANOKAFANA ny tournoi OPEN HANOVA IV.

Araho hatrany ny pejy fa ho fantatra tsy ho ela eto ireo EKIPA hiakatra kianja voalohany.

Lalao ho feno fifaliana sy fitiavana ary firaisan-kina 🥰.


Tairo alef les e!,,
10/04/2026

Tairo alef les e!,,

⏳Ireo EKIPA hifandona amin'ny 1/8 de FINALE ny Tournoi OPEN HANOVA IV.

🏟️ Terrain Antaboaka AMPEFY
Manomboka ny Sabotsy 25 APRILY izao ny lalao ary tsy hifarana raha tsy ny Alahady 23 Aogositra.

⚠️Aza adino fa isakin'ny Match dia hisy fisarihina mety ahazoana loka maro samihafa , amin'ny alalan'ny tapakila fidirana.

Amboaro dien'izao ny fandaharam-potoana.

📌Ity ny lien ny vidéo nanaovana ny TIRAGE AU SORT 👉https://www.facebook.com/100070923434374/videos/1322252273119208/?app=fbl

📌Ity ny lien ireo listen'ny mpandray anjara misy ny toerana niaviany

Tairo alefa les e💛🤝⚽️💚
24/03/2026

Tairo alefa les e💛🤝⚽️💚

Akadinondry sakay ⚽️🤝
16/03/2026

Akadinondry sakay ⚽️🤝

Any ndray miona 🤝⚽️,, Kitra loha 🤝⚽️⚽️
09/03/2026

Any ndray miona 🤝⚽️,,
Kitra loha 🤝⚽️⚽️

Address

Soavinandriana Itasy
Soavinandriana
118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fc AJSA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category