Aina Miray SS

Aina Miray SS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina Miray SS, Sports, Sandrandahy, Sandrandahy.

Programme atsika mandritra ny semaine ity, match indroa mifanesy sabotsy sy alahady Sabotsy 06 juin 2026 championnat D2 ...
02/06/2026

Programme atsika mandritra ny semaine ity,
match indroa mifanesy sabotsy sy alahady

Sabotsy 06 juin 2026
championnat D2 ambositra

Aina Miray FC ❤️ vs Espoir 3A💛

Alahady 07 juin 2026
Match de défi avec
Tanjona Randrianarivelo🎧🎤

Aina Miray FC ❤️ vs Valahara Fandriana 🤍

ALEFA AINA MIRAY FC ❤️ 🤍 🖤
ALEFA SANDRANDAHY ❤️ ⚽
MIEZAKA foana e 🙏 ❤️⚽

Ny président, ny vice président, ny staff rehetra, ny joueurs mandrifitra ny Aina Miray FC, Dia faly miarahaba ny RENY🎊 ...
31/05/2026

Ny président, ny vice président, ny staff rehetra, ny joueurs mandrifitra ny Aina Miray FC, Dia faly miarahaba ny RENY🎊 rehetra amin'izao fety nareo izao, ho tahina foana ianareo Dia homenjanahary fahasalamana foana re🙏🎉🎊
Mirary fety finaritra ❤️

Aina Miray FC ❤️, mirary alahady tsara ho antsika rehetra e🙏

Mankasitraka ny équipe nanome mlay bé e👊,mandeha foana ny ezaka sy ny totoFandresena indray nanoloana an'i ACEA Ambositr...
30/05/2026

Mankasitraka ny équipe nanome mlay bé e👊,
mandeha foana ny ezaka sy ny toto
Fandresena indray nanoloana an'i ACEA Ambositra Championnat D2 centrale Ambositra 😋⚽

Aina Miray FC 5 vs 2 ACEA
RAPPA ⚽ 47' ⚽ 4'
ANDO ⚽ 51' ⚽ 13'
R.MANANTENA⚽ 60'
THIERRY ⚽ 69'
R.MANANTENA⚽ 72'

ALEFA AINA MIRAY FC ❤️🖤🤍💙
ALEFA SANDRANDAHY ❤️
MIEZAKA foana e🙏👊

Elaela tsy heno fa mandeha ihany ny raharaha ato aza adino Ary ny fotoana eny ambositra eo amin'ny stade ankorombe CHAMP...
27/05/2026

Elaela tsy heno fa mandeha ihany ny raharaha ato aza adino Ary ny fotoana eny ambositra eo amin'ny stade ankorombe

CHAMPIONNAT D2
ZONE CENTRALE AMBOSITRA

Sabotsy 30 MAI 26
01 ORA. AINA MIRAY # ACEA
03 ORA. JSA # FC TANTELY

Vidim-pidirana, 1 000 ar

Tongava maro Ary!
Miezaka e ❤️
Alefa Aina Miray FC ❤️🤍💙
Alefa Sandrandahy ⚽

10/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Man Defitra, Keving Rans, Tsilavina Ferdina Tsilavina, Text Nanta Côcô, Nÿ Änjarä, Jean Bruno Fitahina, Löü Mäÿ, Lę Ęrick, Rh Mahery, Anjara Samson Jr., Tsiariana Raz, Hasiniaina Olivien, Hitœrantsöu Cläu Dïa, Kanto Ny Aina, Faneva Niainâ, Tiavina Eric, Njak Norbert

Mety hazoto ve nareo Raha asina Joueuse ny Aina Miray FC Sandrandahy 😋, Mikasa hanangana mantsy ny club ⚽❤️Andao hanao f...
06/05/2026

Mety hazoto ve nareo Raha asina Joueuse ny Aina Miray FC Sandrandahy 😋,
Mikasa hanangana mantsy ny club ⚽❤️

Andao hanao fanantanjahantena ⚽🥰

Aina Miray FC Sandrandahy ⚽❤️🖤🤍

Meilleures buteurs 10 buts⚽Thierry Bota ⚽
03/05/2026

Meilleures buteurs 10 buts⚽
Thierry Bota ⚽

Mankasitraka an'Andriamanitra foana🙏,mankasitraka an'ny mpanohana maro tsy nikely soroka 🙏❤️, am-ponay reny misaotra re ...
03/05/2026

Mankasitraka an'Andriamanitra foana🙏,
mankasitraka an'ny mpanohana maro tsy nikely soroka 🙏❤️, am-ponay reny misaotra re a👊⚽
misaotra ny joueur rehetra niady ihany koa🙏⚽❤️

Aina Miray FC 3 vs 2 black star
Thierry Bota ⚽23min Kirikou⚽ 12min
Mbola ⚽ 31min Tiavina⚽65min
Rappa⚽ 56min
Ranja Manantena 🟥 69min

Alefa Aina Miray FC ❤️⚽
Alefa Sandrandahy ⚽🙏

Miaraka MIEZAKA miaraka mandresy ⚽❤️

Salama e! aiza daholo isika zanakin'ny tanana e, ndao mba hiray hiana isika, ndao mba hiombona ndao mba hiaraka hiezaka ...
03/05/2026

Salama e! aiza daholo isika zanakin'ny tanana e, ndao mba hiray hiana isika, ndao mba hiombona ndao mba hiaraka hiezaka amin'ny mpilalao ka aza adino Ary ilay rehefa avy eo,
FINAL MONFORT LPSCOF FANDRINA

Aina Miray FC❤️🤍 vs Black Star 🖤🤍
(Sandrandahy (Fandrina)

Tsy miova ny thème rouge blanc ❤️🤍

Alefa Aina Miray FC ❤️⚽
Alefa Sandrandahy 🙏❤️⚽

Manantena ny fanohanantsika e🙏❤️⚽,
Miara-miady Dia miaraka MIEZAKA E💙👊

allô atsika e, mitohy foana ny ady, mitohy ny lalao, mitohy ny ezaka e👊⚽Match manaraka alahady Izao final ⚽💵Andao ndray ...
28/04/2026

allô atsika e, mitohy foana ny ady, mitohy ny lalao, mitohy ny ezaka e👊⚽
Match manaraka alahady Izao final ⚽💵

Andao ndray hifanohana isika e❤️🙏

Alefa Aina Miray FC 🖤 ❤️ ⚽
Alefa Sandrandahy 🙏❤️

Miezaka e❤️🖤🤍💙

Address

Sandrandahy
Sandrandahy
308

Telephone

+261347016492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Miray SS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category