Fitness Gym Évolution

Fitness Gym Évolution Salle de sport(Fitness,musculation�,Zumba,cours collectifs)

26/05/2026

iza no efa niverina nanitsana be androany 🫣🤭 , aza hadino ary fa mbola raikitra iany koa ny cours zumba demain à 16h00 👈, Coach Dzafar Dan 💥🔥 aza adino ary sao dia varina ao 🫣😝 fa Mbola fanitsanana be koa io 👌🙌
aza adino iany koa 👉 fa misokatra @ ora mahazatra ny salle rahampitso alarobia 27 mai 🙏🙏

🔔Ao daholo ve ianareo oooooo ☺️😁 ho récupéré-tsika androany ilay programme simba tahin'ilay andro ratsy iny anhhhhh 🙏 az...
18/02/2026

🔔Ao daholo ve ianareo oooooo ☺️😁 ho récupéré-tsika androany ilay programme simba tahin'ilay andro ratsy iny anhhhhh 🙏 aza hadino ary ny fotoana tsika rahariva à 16h00, fa atao milay be io anh 🥰🥰 🫶

✓ Séance 5.000Ar

🔔 ho anareo manotany oe tsy misy kotrana ve izany rehefa mandeha ny cours zumba, valiny dia non 😁 afaka mikotrana tsara fona ianareo fa tsy misy anizany kah 🥺🙏 tongava fona iany koa izay te hikotrana fa raikitra fona io anh 🫶💪🦵👌

✓ séance: 3.000Ar
✓ abonnement : 36.000Ar
✓ abonnement couple : 60.000Ar

Hey Hey 🫣 sao dia taraiky fiaingana eo indray ary an 🤭 rahariva indray ny fotoana ary, oetina any @ planète hafa indray ...
21/01/2026

Hey Hey 🫣
sao dia taraiky fiaingana eo indray ary an 🤭
rahariva indray ny fotoana ary, oetina any @ planète hafa indray nareo androany 🤭 raikitra ary, ambiance assurée fona miaraka Dzafar Dan 🙌🙏

Ndao ary rendez-vous à

13/01/2026

Hey les filles 🫣🫢 tandremo indray ary taraiky @ d'écolage rahampitso fa validé validé ✅🤭🥵🫣

✅raikitra indray ary, aza adino fotoana rahampitso cours zumba à 16h ny décollage ho oentina any @ maropana ambony be indray ianareo à 17h miverina eo iany 😝🤭🫣

👉Séance : 5.000Ar

HEY 🥰😍 EFA VONONA TSARA VE HANITSANA NY HAZO T@ FETY OOOOOHHH 🫣😁 NDAO IARAKA AMINAY INDRAY ARY 🫵  HANITSANA IZAY AZONARE...
06/01/2026

HEY 🥰😍
EFA VONONA TSARA VE HANITSANA NY HAZO T@ FETY OOOOOHHH 🫣😁
NDAO IARAKA AMINAY INDRAY ARY 🫵 HANITSANA IZAY AZONAREO T@'INY FETY INY EEEH 🫣 🤭

👉AZA ADINO ARY NY FOTOANA RAHAMPITSO ALAROBIA À 16H MIARAKA @ COACH Dzafar Dan FA AMBIANCE MAFANA BE FONA 💯🔥💥

👉SÉANCE 5.000ar

RAIKITRA ARY🙏

ALLÔ ALLÔ 📢📣🔊TONGA NDRAY AGNAY EEEEEEEHHH 📣!!!ANINONA AAHH??? ANOME AMBIANSA MILAY BE HO AGNAREO OOOUUUU 🙌😁👉AZA ADINO AR...
27/08/2025

ALLÔ ALLÔ 📢📣🔊
TONGA NDRAY AGNAY EEEEEEEHHH 📣!!!
ANINONA AAHH???
ANOME AMBIANSA MILAY BE HO AGNAREO OOOUUUU 🙌😁
👉AZA ADINO ARY FOTOANA ANDROANY 16H00 AVEC COACH Dzafar Dan 🤙🙏
👉SÉANCE 5.000Ar




fans
Fitness Gym Évolution

mahafinaritra fona ne oa ehhhh 🥰🥰🥰 ambiance mafana bé fona na mangatsika ary ny andro anh 🥵🥱🫵misokatra ny salle rahampit...
28/05/2025

mahafinaritra fona ne oa ehhhh 🥰🥰🥰 ambiance mafana bé fona na mangatsika ary ny andro anh 🥵🥱

🫵misokatra ny salle rahampitso 29 mai à 06h30 jusqu'à 12h00
👉séance 3.000ar
👉abonnement 36.000ar
🫴validé fona hiany koa ny abonnement couple / étudiants

👇HEY HEY 😍🥰EFA PARÉ DAHOLO INDRAY VÉ 🤔🤗🤩🤩🤩RAHARIVA INDRAY NY FOTOANA ARY, AMBIANCE MILAY FONA NGEH OAH NO OMENA ANAREO🫵 ...
19/03/2025

👇HEY HEY 😍🥰
EFA PARÉ DAHOLO INDRAY VÉ 🤔🤗🤩🤩🤩
RAHARIVA INDRAY NY FOTOANA ARY, AMBIANCE MILAY FONA NGEH OAH NO OMENA ANAREO🫵 REHEFA TONGA IANAREO EEEEEH 🫶🫶🫶🥰🥰🥰🥰

👉RENDEZ-VOUS CE MERCREDI À 16H AVEC COACH Dzafar Dan 💯💥🔥🥵

👉Lieu sabotsy namehana à côté station jovenna enceinte Jerry.R Lavage

hey hey 🤭🥰 iza ilay mbola tsy naka ambiance tato iza 🤔🫣🤭aza adino cours rahariva ary rah te ahita an'izany ambiance mafa...
12/03/2025

hey hey 🤭🥰
iza ilay mbola tsy naka ambiance tato iza 🤔🫣🤭
aza adino cours rahariva ary rah te ahita an'izany ambiance mafana bé zany ianao 🫵🤗🥰 rendez-vous ce mercredi à 16h 👉avec Coach Dzafar Dan 💯🔥🙌❤️‍🩹

HEY HEY😍🥰IZA AVY ILAY EFA NIANDRY FATRATRA ILAY COURS KICK BOXING 🥊 ATO Fitness Gym Évolution  OOOHH 🤭 RAIKITRA ARY IZY ...
28/02/2025

HEY HEY😍🥰

IZA AVY ILAY EFA NIANDRY FATRATRA ILAY COURS KICK BOXING 🥊 ATO Fitness Gym Évolution OOOHH 🤭 RAIKITRA ARY IZY ITY,DIA TONGAVA HANAO SÉANCE GRATUIT RAHAMPITSO À 14H MIARAKA @ MAÎTRE et
RAIKITRA ARY,AFAKA TONGA DIA MANAO INSCRIPTION IANAO @'io RAHAMPITSO io

Address

Sabotsy-Namehana

Telephone

+261348405497

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitness Gym Évolution posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share