Mpiandalana 123

Mpiandalana 123 Mpiandalana Sampana mena 123ème Ebenezera. Fileovana IADIAMBOLA

1)Mamika mafy izahay miaritra hafanana mahamayMaika ho tonga an-dasinay hilalaoMavitribitrika ery, faly ravo miara-diaFa...
27/08/2025

1)Mamika mafy izahay miaritra hafanana mahamay
Maika ho tonga an-dasinay hilalao
Mavitribitrika ery, faly ravo miara-dia
Fa andeha hiriaria an-dasy ao

Ref: hira rodo be no ventesinay re ka faly ery
Ka samy mihira hoe : ry lasy maminay tokoa
Toa midoboka ny fo Faly ao anatiko ao ahitanao.

🏕️ LASY FINIAVANA 🏕️👌Nanainga anio Alatsinainy ny Mpiandalana 123 eto amin'ny FLM Ebenezera Sabotsy Namehana fileovana I...
18/08/2025

🏕️ LASY FINIAVANA 🏕️

👌Nanainga anio Alatsinainy ny Mpiandalana 123 eto amin'ny FLM Ebenezera Sabotsy Namehana fileovana Iadiambola.

👉Ny soratra masina entina miaina mandritra ozany lasy izany dia ny hoe “ misaora an’I Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina” salamo 103:1

🚩 Ny toerana hilasiana : Besimpona Manambato

Mirary soa ho an'ireo Mpiandalana rehetra miatrika ny BACCALAURÉAT ☺️
21/07/2025

Mirary soa ho an'ireo Mpiandalana rehetra miatrika ny BACCALAURÉAT ☺️

01/07/2025

Firaisan_kina/Fahaiza-manao /Finiavana

🎉Toy izao ny filaharan'ny valin'ny Tour SabNam 🎉Izahay mpiandalana sampana mena 123 ème Iadimbola dia misaotra anareo re...
26/06/2025

🎉Toy izao ny filaharan'ny valin'ny Tour SabNam 🎉

Izahay mpiandalana sampana mena 123 ème Iadimbola dia misaotra anareo rehetra izay nandray anjara. Raha misy fanamarihana dia mandefasa hafatra miafina mahakasika ny ora sy rang.

Raha misy toro-hevitra azo hanampiana sy hanatsarana dia mandray izahay.

⛔PROGRAMME JOUR J⛔Programme Tour SabNam :- 6h 45 à 7h 14 min: fandraisana ireo vola sy inscription farany eo amin'ny Juv...
23/06/2025

⛔PROGRAMME JOUR J⛔
Programme Tour SabNam :
- 6h 45 à 7h 14 min: fandraisana ireo vola sy inscription farany eo amin'ny Juventus
- 7h 15 min: fizarana ny Dossards ey pointage
- 7h 45 min: fanamarihana samihafa (briefing)
- 7h 50 min: échauffement
- 8h 00 : depart

Tsara hatrany ny mamerina fa eo amin'ny terrain Juventus Sabotsy Namehana ny départ ny hazakazaka Tour SabNam.

Bonne course daholo🏃‍➡️

🎉Hazakazaka 16 kilométre (tour de SabNam) 🎉👌📢Ireto no lisitr'ireo mpandray anjara amin'ny Tour SabNam🏃🏽‍♂️Raha toa ka mi...
23/06/2025

🎉Hazakazaka 16 kilométre (tour de SabNam) 🎉

👌📢Ireto no lisitr'ireo mpandray anjara amin'ny Tour SabNam🏃🏽‍♂️

Raha toa ka misy ny fanamarihana dia aza misalasala mandefa hafatra ato amin'ny pejy.

Marihana fa mbola mandray hatrany izahay 🌟

J-4 isika izao. Mbola mandray ireo misoratra anarana hatrany izahay.Efa vonona ve ianareo ✨🏃🏽‍♂️. Homany ary ny saina sy...
22/06/2025

J-4 isika izao. Mbola mandray ireo misoratra anarana hatrany izahay.

Efa vonona ve ianareo ✨🏃🏽‍♂️. Homany ary ny saina sy ny tonbotra e

✨📢Efa miandry anareo izahay hisoratra anarana amin'ilay Tour de Sabotsy Namehana ahToerana FLM Ebenezera
21/06/2025

✨📢Efa miandry anareo izahay hisoratra anarana amin'ilay Tour de Sabotsy Namehana ah

Toerana FLM Ebenezera

AIZA DAHOLO✨👌NDAO HISORATRA ANARANA.Eo amin'ny FLM Ebenezera Sabotsy Namehana izahay rahampitso mbola mandray fisoratana...
20/06/2025

AIZA DAHOLO✨👌

NDAO HISORATRA ANARANA.

Eo amin'ny FLM Ebenezera Sabotsy Namehana izahay rahampitso mbola mandray fisoratana anarana hatrany.

Eo ihany koa raha mbola misy fanontaniana hafa

Address

Sabotsy Namehana 103
Sabotsy-Namehana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpiandalana 123 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share