Boulodrome Kitrana

Boulodrome Kitrana Pour tous les passionnés de la pétanque, venez participer à nos tournois.

Allô allô !!! 📢 Ity indray ny hetsika manaraka.Sabotsy 15 Octobre 2022 ny fotoanantsika.Manasa ny rehetra na kely na leh...
11/10/2022

Allô allô !!! 📢
Ity indray ny hetsika manaraka.
Sabotsy 15 Octobre 2022 ny fotoanantsika.
Manasa ny rehetra na kely na lehibe ho avy eo @ Boulodrome KITRANA Antsofinondry Sabotsy Namehana..

Tongava maro...

30/08/2022

Salama daholy!!Hisy hetsika ho karakaraina ts ho ela eto@ kianja antsika ka mangataka laharana izay efa pilalao atr@zai sy izay maniry ilalao aty na commentaire mba afahan mizara izany
Toerana:antsofinondry Sabotsy namehana

Sabotsy zao ndray ann
20/06/2022

Sabotsy zao ndray ann

Plan ho anizay mbola ts mahita boulodromme kitrana
14/06/2022

Plan ho anizay mbola ts mahita boulodromme kitrana

Mitongava daholy tsy misy akanavaka
10/06/2022

Mitongava daholy tsy misy akanavaka

Concours Doublette équilibré spécial amateur.Ouvert pout tous !Manasa anareo tia ny taranja na mankafy ho avy, sabotsy h...
30/05/2022

Concours Doublette équilibré spécial amateur.
Ouvert pout tous !
Manasa anareo tia ny taranja na mankafy ho avy, sabotsy ho avy zao ny fotoanan-tsika 👊
Info : 0342533191

Ho any amateur rehetra any ambadimbadika any(alakamisy zao)Info:0342533191
23/05/2022

Ho any amateur rehetra any ambadimbadika any(alakamisy zao)
Info:0342533191

Ho anizay ts lasa bira sy tia manalazy rehetra,faly mandray anareo fon izahayInfo:0342533191
19/05/2022

Ho anizay ts lasa bira sy tia manalazy rehetra,faly mandray anareo fon izahay
Info:0342533191

Miverina normal isaky Samedi isikaMitongava daholy izay afakaInfo:0342533191
16/05/2022

Miverina normal isaky Samedi isika
Mitongava daholy izay afaka
Info:0342533191

Miova alahady kely tsika grand ny weekend zao a!anasana ny rehetraInfo:0342533191
11/05/2022

Miova alahady kely tsika grand ny weekend zao a!anasana ny rehetra
Info:0342533191

Miova kely alahady isika ry grandAnasana hatran ireo izay efa tonga atr@zai ary mbola manasa ireo izay maniry ilalao aty...
10/05/2022

Miova kely alahady isika ry grand
Anasana hatran ireo izay efa tonga atr@zai ary mbola manasa ireo izay maniry ilalao aty@nay!
0342533191(info)

Address

Www. Kitrana@gmail. Com
Sabotsy-Namehana
ANTANANARIVO103

Telephone

+261342533191

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boulodrome Kitrana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Boulodrome Kitrana:

Share