Club Scoot Mania 306

Club Scoot Mania 306 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club Scoot Mania 306, Sports Club, Nosy Ambositra, Morombe.

07/07/2025

Aza adino ny fotoanantsika 27 JUILLET - SRK Karting Imerintsiatosika
Quatrième manche du championnat de Madagascar
Top radio 102.8 fm Vidyvarotra.mg Jejoo, le quotidien des femmes

30/06/2025
Misaotra an 'Andriamanitra  lehibe ny club scoot mania 306 noho ny nahatontosana antsakany sy andavany ny fiadiana ny 3è...
17/06/2025

Misaotra an 'Andriamanitra lehibe ny club scoot mania 306 noho ny nahatontosana antsakany sy andavany ny fiadiana ny 3è Manche du championnat de Madagascar 2025 course scooter teny @ SRK Imerintsiatosika ny lahady 15 Jona 2025 lasa teo

Misaotra ihany koa ireo tompon'andraikimpanjakana isan' ambaratongany

Chef District Arivonimamo

Ny Ben'ny Tanana Imerintsiatosika

Ny Gendarmerie Imerintsiatosika

Ireo Securité

Tsy hadino ny mpiara miasa akaiky ny club SRC izay tena nanampy betsaka @ lafiny rehetra, ireo partenaires

Club SRC - ELF - Arena Piece - ZION 77 - Beromilanja Prod - Visited - Mijou Pièce - Vidy varotra sy ireo maro tsy voatanisa…

Ny partenaire Media MOA VA AISA sy ny Groupe Agnay t'Ambositra

Misaotra ireo pilote izay nanao seho niavaka,ny preparateur , ny olona marobe, ny Gerant ny circuit SRK Imerintsiatosika, ny Federation Malagasy du Motcyclisme (FMaM),Ny membre ny commission scooter rehetra, ny mpanentana izay tsy zovina @ tsika rehetra Fox Tia longo , ny Sonorisation , ny Dj ny ekipa 'ny Club Scoo Mania 306 rehetra.

Ialana tsiny @ zay mety tsy voatonona fa ireny no tanteraka dia ianareo ary ts mahasasatra anay club scoot mania 306 ny Manolotra anareo fisaorana mitafotafo izay vaky sehatra voalaohany avy aty @ faritra no nikarakara.


Izahay club scoot Mania 306 d hiezaka hanome fahafahampo antsika mpakafy @ ireo hetsika izay mbola ho karakaraina ary koa mbola manantena hatrany fiarahamiasa avy aminareo koa
Mankasitraka indrindra tompoko

RDV le Dimanche 15 juin 3eme Manche du championnat de madagascar SRK Imerintsiatosika 🤩🤩🤩
10/06/2025

RDV le Dimanche 15 juin 3eme Manche du championnat de madagascar SRK Imerintsiatosika 🤩🤩🤩

30/08/2024

Voninahitra anie ho an'Andriamanaitra irery ihany

"Izahay fianakaviana manontolo dia maneho FISAORANA sy FANKASITRAHANA ho anareo rehetra havana,tapaka sy namana ,mpiara-monina, mpiara-mivavaka, ny mpiara-miasa ,mpiray fikambanana, na akaiky na avy lavitra izay tonga nidodododo nitondra fankaherezana sy ny teny fampiononana ho anay fianakaviana naneho firaisam-po, naneho firaisan-tsaina indrindra fa ny naneho fitiavana niaraka ory sy nifanolo-tanana taminay nandritra izay fotoana rehetra niatrehana ny fahoriana izay nahalasana ny Ray amandreninay ( ANDRIAMALALA Victor Nomenjanahary Joel)Dadan’i Babin .Tsy ho voavalinay izay rehetra vitanareo fa Andriamanitra be fitiavana ilay manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo

Lalin-devenana ny maty ary heni-kaja ny velona.

MISAOTRA TOMPOKO

Extrait photos parti 1 24 mars 2024Trophée mania 2k24
28/03/2024

Extrait photos parti 1
24 mars 2024
Trophée mania 2k24

TROPHE MANIA 2024 COURSE SCOOTERTontosa soa amantsara ny course Scooter tao Antamponivinany ny 24 Mars 2024.Ny Club SCOO...
27/03/2024

TROPHE MANIA 2024 COURSE SCOOTER
Tontosa soa amantsara ny course Scooter tao Antamponivinany ny 24 Mars 2024.Ny Club SCOOT MANIA 306 dia misaotra anareo manampahefana isanambaratongany nanome malalaka anay nanao iny hetsika iny. Isaoranay ihany koa ny Federation Malagasy de Motocyclisme izay niahy sy nandrindra ny lalao. Tsy hadino ianareo mpanohana marobe na ny eto an-toerana na ny avy any @ faritra, ianareo mpitandro ny filaminana, ny mpiaramiasa rehetra , ny haino amanjery, ny mpanentana Fox Tialongo, Dj Tom, ireo mpandray anjara marobe( pilote),ny tompona moto, avy any @ faritra sy ny eto antanana, ny preparateur, ny mpiara miasa,ny namana nanampy antsitrapo, ny mpianatry ISTA, ny sonorisation,ny croix rouge Malagasy, ny vahoakan' Ambositra izay tonga marobe. Tsy ary ho voatanisa avokoa ianareo rehetra fa ny teninay dia MANKASITRAKA INDRINDRA TOMPOKO. Hiezaka izahay hanolotra ny tsara hatrany ho antsika mpankafy ary manantena ihany koa fiarahamiasa aminareo hatrany.
Ny Ministeran'ny mponina-Gouvernorat-Prefecture-Depute Fandrava-Commune Urbaine Ambositra-Commune Rurale Ambositra-Jirama,Directeur de la Population,Gabrielle Chantereau, Gaetan RAMAMONJY, TELMA, BANQUE SOCIÉTÉ GÉNÉRAL, Royal Club,Alliance Française Ambositra,CANAL+ ,MIJOU Pièces,ARENA Pièces, SOATRANS, Entrepirise KAZAAM,ASSURANCE Ny HAVANA,ZION 77,Beromilanja Prod,Animations Déco Vatosoa,SMS,GNS,AMC,JOVENA MADIOLAHATRA,HOTEL NAMBININA,TECNO,Socolait, EGNA, Raoly Prod, Chocolaterie Robert Fianarantsoa, La Gastronomie Pizza Fianarantsoa, Auto école Ariston, Coiffure Sarobidy, My Jade Beauté Shop Fianarantsoa, Hôtel Escapade, Association Maro ,AMS,Exedy, RADIO FEON'I MANIA, RADIO NY AINGA,RADIO AKON'I MANIA,AGNAY T'AMBOSITRA, AROUX STONE,

Address

Nosy Ambositra
Morombe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club Scoot Mania 306 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category