Aqua Swim Mangoro

Aqua Swim Mangoro " Fraternité - Discipline - Performance "

Dehors comme dans l'eau, on construit des champions 🩵🚴🏊
21/03/2026

Dehors comme dans l'eau, on construit des champions 🩵🚴🏊

Une belle séance qui se termine avec le sourire 🤩🥳💪
11/03/2026

Une belle séance qui se termine avec le sourire 🤩🥳💪

🥳 FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2026 🎉✅ Hisaoranay lehibe Andriamanitra nanome ny Fahasalamana, Hery sy Tanjaka fa ton...
08/03/2026

🥳 FIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2026 🎉

✅ Hisaoranay lehibe Andriamanitra nanome ny Fahasalamana, Hery sy Tanjaka fa tontosa omaly sabotsy 7 Matsa ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2026 ho an'ny fianakaviam-ben'ny ASM 🎉🙏
✓ Raha fintinina dia fifampizarana torohevitra hanatsarana hatrany ny Club teo amin'ny mpikambana rehetra, kilalao, hafaliana, korana, fanomezana fankasitrahana ny filoha mpitarika, ny mpanazatra ary ny mpilomano no nampiavaka ny fiarahana
✓ Tolorana ny fisaorana feno ny filoha mpitarika Mr Hary-Jaona mivady amin'ny fanohanana sy ny fiezahana hikatsaka mandrakariva ny hahasoa ny Club 🤩
✓ Ny "members de bureau" rehetra izay tsy mikely soroka amin'ny fifanohanana 🤞
✓ Ny mpanazatra izay anisan'ny Ray aman-dReny faharoa mitaiza sy manabe ary manaraka akaiky ny fivoaran'ny ankizy tsirairay 🏊
✓ Ianareo Ray aman-dReny tsy ankanavaka rehetra 🙏
✓ Ary farany fa lehibe dia ianareo ao amin'ny Lemurs Lodge Andasibe Mangoro Hotel Moramanga tamin'ny fandraisana fa afa-po tanteraka izahay tompoko 🤗

• Ho ela velona anie ny Lomano Malagasy !
• Ho ela velona ny Aqua Swim Mangoro 🩵🏊

•FRATERNITÉ • DISCIPLINE • PERFORMANCE√ Les Team AQUA, écrit une nouvelle page de son histoire aux Championnat de Madaga...
22/02/2026

•FRATERNITÉ • DISCIPLINE • PERFORMANCE

√ Les Team AQUA, écrit une nouvelle page de son histoire aux Championnat de Madagascar des Jeunes en bassin de 50m 🏊🇲🇬

✅ 2 médaille d'Or individuelles 🥇🥇
✅ 6 médailles de Bronze individuelles🥉🥉🥉🥉🥉🥉
✅ 1 médaille de Bronze en relais 4 × 50m NL Benjamine Dame (- 13ans )🥉🥉🥉🥉
✅ 1 médaille de Bronze en relais 4 × 50m 4N Benjamine Dame (-13ans ) 🥉🥉🥉🥉

√Nos Jeunes nageurs(e) ont nagé avec le coeur ♥️
•Ils ont tout donné 💪

🔥Et oui, le travail paie toujours 🫶🩵💪🇲🇬

Mirary soa sy fahombiazana hoan'ny mpilomano rehetra indrindra izy 12 mianadahy misolo tena ny Club ASM 🇲🇬🏊
19/02/2026

Mirary soa sy fahombiazana hoan'ny mpilomano rehetra indrindra izy 12 mianadahy misolo tena ny Club ASM 🇲🇬🏊

A la découverte de notre plus jeune nageuse🤩• A seulement 7 ans, Chricyah fait déjà parler d'elle !• Passionnée par la n...
17/02/2026

A la découverte de notre plus jeune nageuse🤩

• A seulement 7 ans, Chricyah fait déjà parler d'elle !
• Passionnée par la natation depuis son entrée dans le bassin à l'âge de 6 ans, elle se distingue par sa motivation, sa détermination et son esprit de combattante 💪🏊
• Lors du championnat régional du 7 Février, elle a remporté:
✅🥇🥇 2 médaille d'Or ( 25 NL et 25 Jambes )
✅ 🥈 1 médaille d'argent en relais 4 × 50NL Avenir - 9ans

• Déjà très à l'aise en Brasse et Crawl, elle continue de progresser avec sérieux et passion
• Prochaine étape, Championnat de Madagascar bassin de 50m du 19, 20 et 21 Février à la Piscine ANS Ampefiloha - Tana 🇲🇬
✅Elle sera engagée sur:
👉 50m Brasse
👉 50m Dos
👉 50m NL
👉 Relais 4 × 50m NL Avenir
👉 Relais 4 × 50m 4N Avenir

•Toute la famille AQUA est fière de toi 🩵
•Continue de rêver grand, petite championne✨

Mangoro Manonja andiany faha 4 🏊• Ankafaliana no hifampizarana amintsika ny vaovao tsara tamin'ny sabotsy lasa teo izay ...
10/02/2026

Mangoro Manonja andiany faha 4 🏊

• Ankafaliana no hifampizarana amintsika ny vaovao tsara tamin'ny sabotsy lasa teo izay fotoana nanatanterahan'ny Ligy ny Fifaninana Regionaly Alaotra Mangoro
• Fandraisana anjara voalohany ho an'ny Club ASM io raha ato amin'ny faritra no resahina.
🇲🇬 Mitana ny laharana faha 2 amin'ireo Club 6 misy eto an-toerana ny ASM tamin'ny fandrombahana " médailles "
🇲🇬 Nahazo ny laharana voalohany kosa raha teo amin'ny filaharana Open sokajy zazavavy ary ao anatin'ny TOP 5 ny telo vavy ny Club manoloana ny 20 isa hifantenan'ny Ligy ireo hisolo tena ny faritra amin'ny fifaninana Nasionaly amin'ny volana Avril ho avy izao 🥳

✅Médaille d'Or : 18 + 1 relais en équipe 🥇🏆
✅Médaille d'argent: 8 + 2 relais en équipe 🥈
✅Médaille de Bronze: 7🥉

Araka izany dia miisa 36 ny fitambaran'ny médaille azon'ireo Mahery Fo ny Club 🤗

✅ Ankasitrahana feno ianareo ao amin'ny Lnam Ligue DRJS Alaotra Mangoro Deljs Moramanga tamin'ny fikarakarana rehetra, Mangoro Hotel Moramanga ny amin'ny fanomezana ny Dobo filomanosana hiatrehanay ny fanazaran-tena 🤗
Ianareo Membres de Bureau ny Club amin'ny fanomanana isankarazany, ny Ray aman-dReny tsy ankanavaka, ny Coach Andriamizaka Jules Godefroy nitoto nahafotsy ary farany fa lehibe dia ianareo rankizy 🫶 MISAOTRA tamin'ny ezaka, mbola matoky ary hatoky anareo hatrany ny Team AQUA 💦🩵💪

🔥

Alefa LNAM 🏊🏊
08/02/2026

Alefa LNAM 🏊🏊

Lomano

✅ Notanterahina tao amin'ny dobo filomanosan'ny Mangoro Hôtel Moramanga, omaly sabotsy 7 febroary 2026, ny fiadiana tompondakan'i Alaotra Mangoro lomano na ny "Mangoro Manonja andiany fahaefatra".
🏊 Mpilomano miisa 129 avy amin'ny klioba miisa enina: Sekoly fianarana lomano eto Moramanga (SFLM), Moramanga Swimming Club (MSC), Mangoro Warriors Sports (MWS), Aqua Swim Mangoro (ASM), Bezanozano club natation (BCN), Moramanga Champions Sport Club (MCSC) no tonga nandray anjara tamin'ity fifaninanam-paritra ity, izay nahitàna fitomboany tokoa raha oharina tamin'ny taon-dasa, raha tsy hilaza fotsiny ny isan'ireo klioba izay niampy iray dia ny ASM izany.
🎤 " Tsapa nandritra ity fifaninanana ity fa nisy ny vokatra tamin'ireo fiofanana natrehin'ireo mpanazatra in-droa miantoana satria niakatra ny lentam-pahaizan'ireo mpilomano. Nitombo ihany koa ny firaisankinan'ny rehetra satria nisasaka ny fandraisana andraikitra tamin'ny fikarakarana izany ho an'ny ligy sy ireo klioba mpandray anjara hany ka na sarotra aza ny fikarakarana dia tontosa soamatsara izany", hoy ny fanazavan-dRazafimandimby Bréchard, mpanolotsaina teknikan'ny ligin'Alaotra Mangoro.
👉 Tonga nanontrona ny fotoana ireo solontenan'ny fitaleavam-paritry fanatanjahantena any an-toerana sy ilay kalaza Malagasy amin'ny lomano, Ratsifandrihamanana Bako, izay nanome risika sy fanentanana ho an'ireo mpilomano taniketsa mba hahazoana vokatra amin'ny fikirizana.
❗Mieritreritra ny hikarakara fifaninanana hafa ankoatran'ny fiadiana tompondakam-paritra miaraka amina klioba ihany koa ny ligy mba hampiroboroboina ny taranja, sady ho fampirisihana ny rehetra histidika ny faritra satria "misy toerana tsara maro sady manan-tantara eto Moramanga ", hoy ihany ity tompon'andraikitra ity.

Araho tsy tapaka ny pejin'ny Radio Fivoarana 88.2 mhz

Address

Station Galana Moramanga
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aqua Swim Mangoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share