05/07/2026
Fin du match
ASPTT ๐ต 1 - 5 ๐ด COSFA
Niady hatraminโny farany ny ekipa, tapitra hatreo ny dia tsika taminโity yas coupe de Madagascar teo aminโny 1/8 de final, isaorana ny mpilalao tsirairay nanao ezaka, ny staff rehetra ary mpanohana teo fona.
๐๐