17/10/2026
POLITIKA NASIONALY HO AN'NY TANORA : ATRIKASA FAMARANANA NY FANDRAFETANA NY POLITIKA NASIONALY HO AN'NY TANORA NOHAVAOZINA
ποΈ15 - 16 octobre 2026
Fivondronan'ireo tanora solontena avy amin'ny Faritra 24, ny Fitalevam-paritra ny Tanora sy ny fanatanjahantena ( DRJS), ny solontena avy amin'ny filankevitry ny tanora eny anivon'ny kaomina sy ny Faritra, Ary ireo solontenan'ny minisitera. Izay eo ambany Fitarihan'ny minisitera Tanora sy ny Fanatanjahantena(MJS) niaraka tamin'ny fanohanana ara- teknika sy ara-bola avy amin'ny UNICEF, UNFPA, UNESCO
Araka ny tatitra momban'ny dingana vita, dia tanora manodidina ny 300.000 no voahetsika, ary efa ho 16.000 no nanaovana ny fakan- hevitra teny ifotony nanerana ny Faritra 24.
Ary notsindriana fa tsy tokony hijanona ho antontan-taratasy fotsiny n'y politika, fa tsy maintsy tanterahina amin'ny alalan'ny asa sy fandaharan'asa mivaingana mba hahazoan'ny tanora tombontsoa azo tsapain- tanana
UNICEF Madagascar
UNFPA Madagascar
UNESCO
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Drjs Vatovavy