ASBM Association Sportive Basian'i Melaky

04/03/2026

🐂Final coupe Omby Vondraky🐂

FC 11 Calme vs FC Melaky (Texas)

Match amical AS Basian'i Melaky vs FIP Maintirano Jeux Ă  7  suivi de victoire de l'ASBM face aux FIP Maintirano Nous rem...
23/02/2026

Match amical AS Basian'i Melaky vs FIP Maintirano

Jeux Ă  7 suivi de victoire de l'ASBM face aux FIP Maintirano

Nous remercions chaleureusement l’équipe du FIP Maintirano pour le partage d’expériences enrichissant avec l’équipe ASBM.
Nous encourageons également tous les clubs de football de Maintirano à organiser des rencontres amicales avec l’ASBM afin de favoriser les échanges d’expériences, renforcer la solidarité sportive et promouvoir le développement du football local.

⚽ Ensemble, faisons progresser le football à Maintirano !

Lalao ara-pirahalahiana AS Basian'i Melaky vs FIP Maintirano

Lalao 7 isa ka nifarana tamin’ny fandresen’ny ASBM manoloana ny FIP Maintirano.

Misaotra indrindra ny ekipan’ny FIP Maintirano tamin’ny fifampizarana traikefa sy fiaraha-miasa nahafinaritra niaraka tamin’ny ekipan’ny ASBM.
Manentana ihany koa ireo klioba baolina kitra rehetra eto Maintirano mba hanao lalao ara-pirahalahiana miaraka amin’ny ASBM, ho fampiroboroboana ny fifampizarana traikefa, fanamafisana ny firaisankina ara-panatanjahantena ary fampandrosoana ny baolina kitra eto an-toerana.
⚽ Andao hiara-hampandroso ny baolina kitra eto Maintirano!

16/02/2026

📣 LIGUE FOOTBALL BOENY
🏆 Championnat D1 – 2026 – 1ʳᵉ Journée

⚽️ AMFC vs FC JOCKER -
📍 Stade Rabemananjara – Mahajanga

Un match très bien maîtrisé par l’équipe de l’AMFC, qui s’impose 4-1 face à FC Jocker ! 👏🔥

Buts :
⚽️ DJAIDI Attoumany — 13’, 17’, 70’
⚽️ Odon Emilien — 46’

⭐️ Une performance remarquable de la part de nos attaquants et une belle victoire inaugurale pour commencer la saison ! 💪⚽️

📣 Allez AMFC 🇲🇬 ! Vers une grande saison !

16/02/2026

14/02/2026
ASBM 2 # 3 FC 11 Calme

Nifarana tamin'ny salan'isa FC ANKOAY 3: 2 ASBM, ny fifandonana tamin'ny Asabotsy faha 31 Janoary 2026⚽.Maro ny lesoka f...
05/02/2026

Nifarana tamin'ny salan'isa FC ANKOAY 3: 2 ASBM, ny fifandonana tamin'ny Asabotsy faha 31 Janoary 2026⚽.
Maro ny lesoka fa tsy hatao mahakivy💪 kosa izany ary mbola vonona hanohy ny lalao ny ASBM.
Misaotra antsika Mpankafy rehetra.🙏

Ny Kontrana🏃‍♂️ ny ASBM ny androany ⚽
29/01/2026

Ny Kontrana🏃‍♂️ ny ASBM ny androany ⚽

🏃‍♂️Manamafy ny kotrana hatrany ny Fikambanan'ny Mpanao fanatanjahantena Basian'ny Melaky entina hanatrika ny Match amin...
28/01/2026

🏃‍♂️Manamafy ny kotrana hatrany ny Fikambanan'ny Mpanao fanatanjahantena Basian'ny Melaky entina hanatrika ny Match amin'ny Sabotsy hoavy izao.⚽

Address

Maintirano

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASBM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category