04/09/2026
Vita izay ny vacances ☺️.
Manomboka indray ny fianarana ✍️
Mirary taom-pianarana feno fahombiazana sy fifaliana ho an'ny zanantsika rehetra 🙏🙏🙏.
Miverina toy ny mahazatra ny kotranantsika ⚽
Ny Asabotsy @ 8
Ny Alarobia @ 2h
Samy eo @ Terrain Gendarme Antanimenakely 🏟️