Casa Blanca Mada

Casa Blanca Mada 👑⚪ Casa Blanca Mada
Mizara vaovao sy tanjona rehetra momba ny Real Madrid ⚽
Ho an’ny mpankafy tsy manam-petra 💙🤍

⭕Aza adino manindry suivre ambany io👇🏻

🚨🤍 FANAMBARANA MAFY AVY AMIN’NY REAL MADRID C. F.“Manambara ny Real Madrid fa, mifandraika amin’ilay antsoina hoe ‘Rahar...
17/06/2026

🚨🤍 FANAMBARANA MAFY AVY AMIN’NY REAL MADRID C. F.

“Manambara ny Real Madrid fa, mifandraika amin’ilay antsoina hoe ‘Raharaha Negreira’, dia efa nandefa taratasy ofisialy tany amin’ny UEFA izy ireo, natokana ho an’ireo rafitra mpifehy sy mpanara-maso ara-pitsipi-pifehezana.”

📌 Ao anatin’io taratasy io dia milaza ny klioba fa misy porofo manan-danja manamafy ireo ahiahy efa nisy hatramin’ny voalohany:

➡️ fandoavam-bola maharitra
➡️ tsy mazava sy tsy misy fanamarinana ara-dalàna
➡️ nataon’ny FC Barcelona tamin’i José María Enríquez

Negreira, filoha lefitra taloha tao amin’ny Komity Teknika Momba ny Mpitsara ao Espaina.

⚠️ Araka ny Real Madrid, ireo tranga ireo dia mety hiteraka loza lehibe ho an’ny fahamarinan’ny fifaninanana, satria ahitana rafitra mety hanan-kery tsy ara-drariny amin’ny mpitsara, ka manohintohina ny:

🤍 fitovian-jo
🤍 tsy fiandaniana
🤍 fahamarinana ara-panatanjahantena

🚨 Mangataka ny Real Madrid ny hanohizan’ny UEFA avy hatrany ny fanadihadiana efa nosokafana taloha, ary handray fepetra hentitra sy mahomby hiarovana ny fahamendrehan’ny baolina kitra.

⚖️ Manamafy ihany koa ny klioba fa hanohy handray anjara amin’ny raharaha ara-pitsarana izy ireo ary hitohy hiaro hatrany ny soatoavina fototry ny fanatanjahantena

🤍 “Tsy maintsy voaaro ny fahamarinana sy ny mangarahara amin’ny baolina kitra.”

Aza adino manindry suivre page— Casa Blanca Mada

🚨🤍 VAOVAO OFISIALY HO AN’NY CASA BLANCA! 🤍🚨Nohavaozina hatramin’ny taona 2027 ny fifanarahan’i Antonio Rüdiger miaraka a...
16/06/2026

🚨🤍 VAOVAO OFISIALY HO AN’NY CASA BLANCA! 🤍🚨

Nohavaozina hatramin’ny taona 2027 ny fifanarahan’i Antonio Rüdiger miaraka amin’ny Real Madrid ✍️🔥

🛡️ Midika izany fa mbola hitoetra ho hery lehibe eo amin’ny fiarovan’ny Casa Blanca izy, ilay “mur” tsy mora vaky eo anoloan’ny mpanafika rehetra!

🤍 Fandresena lehibe ho an’ny Madridista: fitoniana, hery ary fahatokisana amin’ny ho avy!

🔥 RÜDIGER MANDRITRA NY 2027 — CASA BLANCA

Aza adino manindry suivre page— Casa Blanca Mada

🚨 OFFICIEL / TONGA IZY !Ny Real Madrid dia nanambara ny fahatongavan’ilay back gauche espaniola Marc Cucurella avy ao Ch...
15/06/2026

🚨 OFFICIEL / TONGA IZY !

Ny Real Madrid dia nanambara ny fahatongavan’ilay back gauche espaniola Marc Cucurella avy ao Chelsea ⚪🇪🇸

Taorian’ny fifampiraharahana maromaro, dia nifanaraka ny klioba roa tonta ka voavidy amin’ny vidiny manodidina ny 50 tapitrisa euros izy 💰

💬 Ity mpilalao ity dia noheverina ho fanamafisana ny elatra ankavia amin’ny fiarovana, hanampy hery sy traikefa amin’ny ekipa madrilena.

🤍 Cucurella dia vonona hanomboka toko vaovao miaraka amin’ny Real Madrid ary hiaro ny loko fotsy eny amin’ny Santiago Bernabéu!

⚽🔥 Tongasoa eto Madrid Cucurella! Hala Madrid 🤍

Aza adino manindry suuvre page— Casa Blanca Mada

🔥🤍 CASA BLANCA MADAGASCAR – ARRIVAGE MAILLOT REAL MADRID 🤍🔥Tonga indray ny maillot vaovao ho an’ny mpankafy Real Madrid ...
15/06/2026

🔥🤍 CASA BLANCA MADAGASCAR – ARRIVAGE MAILLOT REAL MADRID 🤍🔥

Tonga indray ny maillot vaovao ho an’ny mpankafy Real Madrid 💪⚽

👕 Taille misy: M ihany 💰 Vidiny: 25 000 Ar 🚚 Livraison: manerana an’i Madagasikara

✨ Maillot tsara kalitao, mety tsara anaovana amin’ny match, sortie na fanohanana ny ekipanao ankafizinao

🤍 White élégant – tena style “Casa Blanca”

📩 Aza misalasala manontany raha mila commande ianao 📦 Manao livraison haingana sy azo antoka

⚽ Real Madrid ihany no ato aminay – Hala Madrid ! 🤍🔥

🚨MITOHY AMIN'NY FAHATSARANA HATRANY🚨🔥🤍 Maro amin’ireo mpilalao dia toa efa manao ny Real Madrid ho safidiny voalohany in...
15/06/2026

🚨MITOHY AMIN'NY FAHATSARANA HATRANY🚨

🔥🤍 Maro amin’ireo mpilalao dia toa efa manao ny Real Madrid ho safidiny voalohany indrindra !

🇫🇷 Ibrahima Konaté dia voalaza fa nandà tolotra hafa mba hifantoka amin’ny fidirana ao amin’ny Real Madrid.

🇳🇱 Denzel Dumfries koa dia voalaza fa nandà ny mety hifindra any Liverpool, satria ny tanjony dia ny hitafy ny maillot merengue indray andro any.

🇵🇹 Bernardo Silva sy 🇪🇸 Marc Cucurella kosa dia voalaza fa nandà ny fahalianan’ny Atlético Madrid sy FC Barcelone, satria ny masony dia mifantoka tanteraka amin’ny Real Madrid. ⚽️👀

🤍 Rehefa miantso ny klioba lehibe indrindra eran-tany dia sarotra ny tsy ho voasarika… 😍🏆

💭 Mihamaro hatrany ireo mpilalao manonofy hanoratra ny tantarany ao amin’ny Santiago Bernabéu. 🔥🥶

Aza adino manindry suivre page— Casa Blanca Mada

🚨🚨🥺❤️ | FANAJAN’NY PORTOGALY HO AN’I DIOGO JOTA ! 🇵🇹🕊️▫️ Ireo mpilalao rehetra ao amin’ny ekipam-pirenena Portiogaly dia...
14/06/2026

🚨🚨🥺❤️ | FANAJAN’NY PORTOGALY HO AN’I DIOGO JOTA ! 🇵🇹🕊️

▫️ Ireo mpilalao rehetra ao amin’ny ekipam-pirenena Portiogaly dia mitondra bracelet manokana misy ny anaran’ny mpikambana tsirairay ao amin’ny ekipa, anisan’izany i Diogo Jota. 💔🇵🇹

▫️ Ny hafatra « 26+1 ❤️ » dia maneho ny firaisan’ny ekipa manontolo, ka i Jota dia mbola ao anatin’ny fo sy ny fanahin’ireo mpiara-milalao aminy foana. 🥺✨
▫️ Fankasitrahana sy fanomezam-boninahitra mahafinaritra mialoha ny fiandohan’ity Mondial ity. 🌍🏆

👉 TSY HADINO I DIOGO JOTA. ❤️🕊️🇵🇹

👏 Tena fihetsika mahafinaritra avy amin’i Portugal, sa tsy izany? 🇵🇹❤️

Aza adino manindry suivre page— Casa Blanca Mada

🚨🔥 MAILLOT REAL MADRID 2026/2027 – CASA BLANCA MADA 🔥🚨Casa Blanca Mada dia manolotra ho anao ny maillot Real Madrid sais...
14/06/2026

🚨🔥 MAILLOT REAL MADRID 2026/2027 – CASA BLANCA MADA 🔥🚨

Casa Blanca Mada dia manolotra ho anao ny maillot Real Madrid saison 2026/2027 🤍⚽

💎 Kalitao tsara sy premium
🧵 Tissu matevina, mahazo aina sady maharitra
👌 Vita tsara, mety amin’ny sport na fitafy andavanandro
📏 Taille standard, mety amin’ny rehetra
💰 Vidiny mora nefa kalitao tena tsara
⚡ Stock voafetra – aza tara fa mety lany haingana !

Alaivo dieny izao ny maillot an’ny club lehibe indrindra 🤍🏆

📩 Mifandraisa aminay ao amin’ny message privé hanaovana commande

🚚 Livraison manerana madagasikara

🚨🔥💣 VAOVAO FARANY — Fabrizio Romano : Bernardo Silva dia hifindra any amin’ny Real Madrid : EFA VOASORATRA ! 😱⚽️🤍Ny fifa...
12/06/2026

🚨🔥💣 VAOVAO FARANY — Fabrizio Romano : Bernardo Silva dia hifindra any amin’ny Real Madrid : EFA VOASORATRA ! 😱⚽️🤍

Ny fifanarahana efa vita : voasoratra sy nekena avokoa ny antoko rehetra 🥶✍️

Ny mpilalao afovoany portogey dia miara-miasa amin’ny Real Madrid mandritra ny 2 taona, miaraka amin’ny safidy hanitatra ho 1 taona fanampiny. Asa haingana sy voalamina tsara nataon’ny klioba madriliana 💥⚡️

Ny fifindrana dia natomboka tao anatin’ny 36 ora monja talohan’ny nanaovana azy avy hatrany 😳⏱️

🔔 Aza adino manindry Suivre ny page— Casa Blanca Mada

🚨 ATOLON’NY CASA BLANCA MADAGASCAR HO ANAO! 🚨Tsy mpivarotra matihanina izahay, fa solde mandalo fotsiny! 😍Maillot Real M...
11/06/2026

🚨 ATOLON’NY CASA BLANCA MADAGASCAR HO ANAO! 🚨

Tsy mpivarotra matihanina izahay, fa solde mandalo fotsiny! 😍

Maillot Real Madrid – 3 modely

💰 Vidiny: 25 000 Ar ny ensemble
📏 Taille: M avokoa
🤍Logo zaitra

🎯 Tsy tokony ho diso anjara ianao amin’ity fahafahana ity!

📲 Mifandraisa aminay haingana alohan’ny lany ny stock!

🚨💰 MITOHY HATRANY NY FIFANDRAISANA AMIN'IREO SPONSOR HO AN'NY REAL MADRID ! 🤯⚽️Ny Real Madrid dia mitohy mandrava rekôrd...
11/06/2026

🚨💰 MITOHY HATRANY NY FIFANDRAISANA AMIN'IREO SPONSOR HO AN'NY REAL MADRID ! 🤯⚽️

Ny Real Madrid dia mitohy mandrava rekôrd ivelan’ny kianja.

Noho ny fanavaozana ny fifanarahana amin’i Emirates sy Adidas, ary ny fiarahan’asa mitohy amin’i HP, dia efa manakaiky ny 300 tapitrisa € isan-taona ny sponsoring maillot ho an’ny ekipa. 🔥🤍

📊 Raha ny vinavina, Adidas dia manome eo amin’ny 120 M€/taona, Emirates 100 M€, ary HP manampy eo amin’ny 80 M€. 💸📈

⚡ Amin’ireo vola be toy izao, dia ny Real Madrid no manana ny fifanarahana maillot mahazo vola betsaka indrindra amin’ny baolina kitra eran-tany 😱🏆💰

📰 Lohahevitra: Diario AS

💥 Aza adino :

1️⃣ Manindry “Suivre” ny pejy mba hahazo vaovao rehetra mivantana!

2️⃣ Zarao amin’ny namana koa, mba ho hita amin’ny rehetra ny vaovaoCasa Blanca Madaasa Blanca Mada

🤍⚽️💥💸🔥😱🏆🥰

Address

Antananarivo
Mahamasina
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Casa Blanca Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category