MZE Petera Académie Football

MZE Petera Académie Football � Académie de football pour jeunes talents. Discipline • Passion • Performance

MZE Petera Académie  Football
03/03/2026

MZE Petera Académie Football

Nafana ny lalao ara-piralahina ny alakamisy lasa teo izay nifanandrinany tao Stade Rabemananjara⚽⚽⚽ Rs Ålsįnøt⚽ ⚽CelinÉq...
17/01/2026

Nafana ny lalao ara-piralahina ny alakamisy lasa teo izay nifanandrinany tao Stade Rabemananjara
⚽⚽⚽ Rs Ålsįnøt

⚽Celin
Équipe tsika MZE PETERA FC 05 Vs 03 Ma Star
Izay nampisehoany zandry Kely tsika
👉Vononana hantrany
Ao anatiny fanamboarana tanteraka isika Zao vonona fona🙏💪⚽

11/01/2026
10/01/2026

Fintina sary s video Kely taminy lalao androany⚽💪

MZE PETERA FC nitohy ny lalao ara-piralahina androany sabotsyMZE PETERA FC 07 Vs FC 00 Bombarde Nampiseo lalao mahafinar...
10/01/2026

MZE PETERA FC
nitohy ny lalao ara-piralahina androany sabotsy
MZE PETERA FC 07 Vs FC 00 Bombarde
Nampiseo lalao mahafinaritra sy fahavononana
Ary fanatanterahina ireo technique feno fasahina atraminy farany ny mpilalao tsika
But- Stanio 3
But- Alsino 2
But- Léonce 2
Mitohy ny ezaka Ary Mbola misy ny arenina sy fanatsarana
Alefa MZE PETERA FC 💪⚽🙏

MZE PETERA FC Nivoka ho mpandresy ny mpilalao tsika rehefa nanao lalao ara-piralahina nanoloana ny 👉FC FULL CONTACT 01 V...
10/01/2026

MZE PETERA FC
Nivoka ho mpandresy ny mpilalao tsika rehefa nanao lalao ara-piralahina nanoloana ny
👉FC FULL CONTACT 01 Vs MZE PETERA FC
But Celin Capitaine 21"
But Alsino 41"
But Léonce 61"
Na tao anatiny afanana tanteraka aza ny mpilalao Dia hita sy nampiseo fahavononana sy fahamatorana Ary technique teny Ankianja.
Mbola betsaka ny lesoka Mila arenina fa vonona handray s Haka izan ireo mpilalao tsika Ary efa nasehony izy ireo tam lalao fanomanana.
Alefa MZE PETERA FC

08/01/2026

🎉⚽ TONGASOA ETO AMIN’NY MZE PETERA ACADEMIE FOOTBALL ⚽🎉
Akademia ho an’ny mpilalao matihanina sy mpankafy baolina kitra 💪🔥

Address

Mahajanga
Mahajanga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MZE Petera Académie Football posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share