CCDC/ Washokama

CCDC/ Washokama Contact:
- Seinse MIADA: +261388537550
- SHIHAN JACOBSON : +261327354908

WA SHO KA MA
(WADO-SHOTOKAN-RYU Karaté-Do de Madagascar) dia club afaka mandray ankizy 4( efatra) taona miakatra maniry hanovo na hanamafy fahalalana momban'ny taranja karaté- do.

Kihon: avy amin’ny teny Japonais izay midika hoe "base" na" racine"Kihon amin’ny sehatry ny Karaté dia fianarana ireo te...
06/06/2026

Kihon: avy amin’ny teny Japonais izay midika hoe "base" na" racine"
Kihon amin’ny sehatry ny Karaté dia fianarana ireo techniques de base.
Ao amin’ny Majunga 401 ny Dojo tsika ka aza misalasala mitondra ny zanakao ho tezaina anaty Karate.

06/06/2026

Le karate commence et finit par le respect.
"Maitre Gichni Funakoshi"
Ento ho tezaina anaty Karateny zanakao ,tongava ao amin'ny Majunga 401 akaikin’ny Assurance Mama Amboaboka.

18/09/2025

Fantatrao ve fa miisa 100 000 000 ny isan'ny olona miaina Karate ao anaty firenena 185 isa
Raha tianao hotezaina anaty karaté koa ny zanakao de aza misalasala miantso ireto laharana ireto,manana mpampianatra feno trai-kefa isika eto Mahajanga
0327354908 na 0388537550

17/09/2025

Fantatrao ve fa 100millions no isan'ny olona miaina ao anaty KARATEDO ao anaty Firenena miisa 185

Ento ny zanakao hotezaina ao anaty Karaté fa mahasoa azy izany na ara-batana na ara-tsaina manana mpampianatra za-draraha isika eto Mahajanga amin'izany.

0327354908 na 0388537550

17/09/2025

KIHON:Technique de base
KATA:Perfection du geste et l'expérience de l'esprit
KUMITÉ:Combat conventionel

Raha tinao handray experience sy hiaina ireo voalaza ireo ny zanakao de aza misalasala miatso ireto numero ireto
0327354908 na 0388537550

14/09/2025

KARA =VIDE
TE= MAIN
DO= VOIE
La voie de la main vide

Ato no misy ny Dojo manolotra fitaizana ara-batana sy fahaiza-miaina ho an'ny zanakao,fitaizana feno ho fitaovana entin'...
14/09/2025

Ato no misy ny Dojo manolotra fitaizana ara-batana sy fahaiza-miaina ho an'ny zanakao,fitaizana feno ho fitaovana entin'ireo zanatsika miatrika ny fiainana,aza misalasala maka fanazavana fanampiny,tsy lavitra anao ny DOJO: Majunga 401 logement.

Address

Logement 401
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CCDC/ Washokama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share