16/05/2026
Maromaro gaga, maromaro manontany hoe Mounir champion de Mada 1 er @ Interligue nefa tsy mano Quart !
Noho ny tsy fahazaona resaka na communication izay nataony ireo pikaraka interligue (Mano lohany bengy reo zany) de nisy disadisa teo @ FC Moujagaya sy pikaraka
Le interligue navadika reo format "Suisse" satria reo dro tompony communauté hono draiky lohany bengy dreo io de ze tiandreo fona dro mila arahina , Ewa lohany bengy atondreo satria voalohany tsy mahay mifandamina amin'ny resaka , tsy mahay mihaino namana fa zegny anatiny lohandreo fona dro heritreretindreo hoe marina.
Zahay FC Moujagaya mbola tsy de naharaka le format Suisse , de nisy zany walawala tao nohony tsy fahaizanay nouveau format sy tsy fahaizany le pametraka lalàna(règlement) mampita hevitra, ao @ règlement : Règlements généraux:
♦️Article 1. Format du tournoi
Le tournoi se déroulera sous le format Swiss. Ok 👍🏽
Fa ty dro dro tsy hainy le nano règlement : 🔹 Classement
À la fin des rounds :
On fait un classement général
En cas d’égalité → départage (différence de buts, Buchholz, etc.)
Rah ohatra ka tena hainy tsara dikany hoe format Suisse Buchholz nalefany voalohany Satria format Suisse basé sur Buchholz zay vo différence de buts, but marqué Zay vo TB na confrontation directe.
Juste hafatra kely zany @ tout le monde : Voalohany rehefa manova Zavatra raiky aza misy négligerna ny règlement na kely aza satria olo jiaby io samy technologie arahiny samy manana raisonnement, de rah ohatra misy Zavatra tsy mifanaraka ao de tokony mahay mifapiresaka fa tsy mano lohany bengy na lohany crevettes (tay to dro anatiny ao).
Afaka chôfy izikoa tsy mety aminao milahaaaaaa 😂.
Bref, Nalana tao @ communauté FC mobile Madagascar ny FC Moujagaya satria tsy manaiky lohany bengy dreo io. Antony : reo niteny ratsy (pr, msspr, lelena...) membres FC Moujagaya participants , de namaly namaly teny ratsy koa ny membres de sosotra reo satria opa hono nenay fa tsy teny ratsy 😂.
Dia noho ny efa maro zany ny membres FC Moujagaya tsy avy à Majunga fona fa efa miafangaro maro (Misy avy à Majunga, à Tana , à Fianarantsoa....) de nanampakevitra izahay namorona communauté FC mobile Madagascar avec liberté de tout le monde.
NB: Efa misy ligue zany efa vonona iara iasa amin'ny FC Moujagaya amin'ny resaka communauté io, de aza misalala antsika rah mila iara iasa amin'ny FC Moujagaya 👊🏽.
Mila fanazavana fanampiny ? 👉🏽 Hachim Mohamed , Ahmed Ahmed , Zaid Hardy , MoMad L'assassin , Hamissi Mavick Krys Jhens