Club de Natation Sainte Jeanne d'Arc Mahajanga

Club de Natation Sainte Jeanne d'Arc Mahajanga SJA Mahajanga

👣 🏖  👣 "SJA Lomano _ Troisième édition  "🔥🔥 Nanomboka teo Amborovy ny aventure ary nihazo ny circuit Andohagara - Ampito...
25/05/2026

👣 🏖

👣 "SJA Lomano _ Troisième édition "

🔥🔥 Nanomboka teo Amborovy ny aventure ary nihazo ny circuit Andohagara - Ampitolova - Antsanitia.

⏳️ Naharitra ora 4 teo no niainana ny dia an-tongotra izay niarahana t@ Maître Barry Bari Offical s'y n'y mpilomano ary ny ray amandreny.

👨‍👩‍👧‍👦 Maro ny atleta s'y n'y ray amandreny ary ny namana hafa no nanam-paniriana handeha t@zany fa noho ny antony maro dia tsy tanteraka...

🙏 Mankasitraka hatrany @ fiarahamientana indrindra ireo ray amandreny nikarakara teny anivon-dalana teny

🏊‍♂️ Nifarana omaly tany Oran_Algérie ny   izay nandraisan'i   anjara.👉 Teo @ courses individuelles dia:     - 200QN _ F...
10/05/2026

🏊‍♂️ Nifarana omaly tany Oran_Algérie ny izay nandraisan'i anjara.

👉 Teo @ courses individuelles dia:

- 200QN _ Finaliste _ 5ème place
- 50PAP _ Finaliste _ 6ème place 🔥MP
- 100PAP _ 12ème place

👉 Teo @ courses en Relais kosa dia:

- 4*100QN Hommes _ 🥈 _ 🔥 RN
- 4*100NL Hommes _ 🔥 RN
- 4*100NL Mixte _ 🔥 RN

: Meilleurs performances
: Record National

Mankasitraka hatrany ny , ny , ny , ny mpanazatra ary ny fiarahamietan'ny ray amandreny s'y n'y atleta mpilomano🙏🙏

🫂 " N'y   zavamahery..."🏊‍♂️ N'y fianakaviamben'ny lomano eto Boeny no nanome tsodrano an'i   androany maraina tao @ Pis...
30/04/2026

🫂 " N'y zavamahery..."

🏊‍♂️ N'y fianakaviamben'ny lomano eto Boeny no nanome tsodrano an'i androany maraina tao @ Piscine Papon.

🙏 Bonne compétition Tendry!!!

Mankasitraka sahady antsika @ fandraisana anjara ho fanohanana ny klioba🙏🙏🙏
30/04/2026

Mankasitraka sahady antsika @ fandraisana anjara ho fanohanana ny klioba🙏🙏🙏

Road to Oran.Alefa Tendry🔥🇲🇬
29/04/2026

Road to Oran.
Alefa Tendry🔥🇲🇬

👉 Hisolo tena an'i Madagasikara  fifaninanana io i  Mirary soa ho azy ary manantena vokatra tsara hatrany.
26/04/2026

👉 Hisolo tena an'i Madagasikara fifaninanana io i

Mirary soa ho azy ary manantena vokatra tsara hatrany.



🏖Nifamotoana teny amin'ny    ny     ho fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026.👨‍👩‍👧‍👧 Fiarahana nanehoana ny hafalian...
12/04/2026

🏖Nifamotoana teny amin'ny ny ho fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026.

👨‍👩‍👧‍👧 Fiarahana nanehoana ny hafaliana, ny fiaramientana s'y ny firaisankina ary koa fialamboly ho an'ny ray amandreny sy ny mpilomano.

👉 Fotoana ihany koa nankasitrahana an'i Maître Barry Bari Offical tamin'ireo ezaka nataony ho an'ny mpilomano.

🙏 Tolorana fisaorana manokana ny nanome maimaimpoana ny toerana ary manasa antsika hitsidika fa sady malalaka ny toerana no ahitana karazana fialamboly maro ary trano fandraisam-bahiny.

🏊‍♂️ Notanterahina ny 02-03-04 aprily 2026 teo tao @ dobo ANS Ampefiloha  ny Championnat de Madagascar_Open 2026, bassin...
05/04/2026

🏊‍♂️ Notanterahina ny 02-03-04 aprily 2026 teo tao @ dobo ANS Ampefiloha ny Championnat de Madagascar_Open 2026, bassin de 50m.

🙋‍♂️ no solontenan'ny klioba SJA niatrika izany fifaninanana izany.

🔥 Tsara n'y vokatra satria nitondra medaly 4 izy:

🥇3 🥉1

👉 de Madagascar izy teo @ courses 50m papillon s'y 50m dos ary 100m dos.

🙏 Nitondra avo ny anaran'ny klioba mamolavola azy izy, nitarika ny ekipan'ny ligim-paritra eto Boeny ary nanome voninahitra ny ray amandreniny s'y n'y mpanazatra azy.

🏊‍♂️ Notontosaina n'y alahady 22 martsa 2026 lasa teo n'y Championnat Régional de Natation_ Edition 2026 teto Boeny tao ...
31/03/2026

🏊‍♂️ Notontosaina n'y alahady 22 martsa 2026 lasa teo n'y Championnat Régional de Natation_ Edition 2026 teto Boeny tao @ piscine Papon Saint Gabriel.

👨‍👩‍👧‍👧 15 no mpilomano nandray anjara tao @ Club de natation SJA.

🔥 Nandrombaka medaly 100 izy ireo teo @ "courses individuelles": 🥇54 🥈29 🥉17

🔥 Medaly 5: 🥇2 🥈3 no azo t@ "Relais"

🙏 Mahavelombolo hatrany ny ezaka ataon'ny atleta sy ny mpanazatra ary ny ray amandreny ato anatin'ny tontolo 'n'y lomano.

🙏 Mankasitraka hatrany ihany koa an'ny ligim-paritry n'y lomano eto Boeny mikarakara n'y mpilomano s'y n'y klioba rehetra misy ao aminy.

_

🏊‍♂️ Ny lomano dia tsy fanatanjahatena fotsiny ihany.Ny Club de Natation SJA  dia tsy toeram-pilomanosana fotsiny, fa  m...
28/03/2026

🏊‍♂️ Ny lomano dia tsy fanatanjahatena fotsiny ihany.
Ny Club de Natation SJA dia tsy toeram-pilomanosana fotsiny, fa mampianatra fanatanjahatena, fifehezana ary indrindra fitaizana 💪✨
📅 Androany Sabotsy 28 Martsa 2026, dia nanokana fotoana ireo mpilomano sy ny ray aman-dreny, ka nitondra fanomezana ho an’ireo ankizy taizana ao amin’ny Akany fitaizana zaza kamboty tantanan’ny Commune Urbaine Mahajanga 🎁❤️
Fotoana iray nampianarana ireo ankizy ny lanjan’ny fifampizarana sy fanaovana asa soa amin’ny mpiara-belona 🤝💖
Samy nanome izay zakany sy izay avy am-po avokoa ny rehetra 🙏
📖“Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray.” (Asa 20:35) ✝️
👏 Isaorana manokana ireo ray aman-dreny rehetra amin’ny fifanomezantanana sy firaisankina, amin’ny fitaizana ireo mpilomano ho lasa olom-banona sy manana fo tia namana ❤️

26/03/2026

Address

Mangarivotra Mahajanga
Mahajanga

Telephone

+261343730766

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club de Natation Sainte Jeanne d'Arc Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category