06/06/2026
🇫🇷 🔥(B.M.T)Les champions ne sont pas ceux qui ne tombent jamais, mais ceux qui se relèvent toujours. Aujourd’hui, entrez sur ce terrain avec la rage de vaincre, le cœur d’un guerrier ❤️ et l’esprit d’une famille 🤝. Le combat n’est pas terminé, notre histoire est encore à écrire. Chaque effort, chaque course, chaque duel peut faire la différence. Donnez tout, sans regret, sans peur. Jouez pour le maillot, jouez pour l’équipe, jouez pour l’honneur de BEMOTO FC. À la fin du match, assurez-vous de pouvoir dire : "J’ai tout donné." 💪⚽🏆
🔥💪⚽
🇲🇬🔥(B.M.T)Tsy ny tsy mianjera no tompondaka, fa ny mahavita mitsangana sy miady indray. Anio, midira an-kianja miaraka amin’ny herim-po ❤️ sy ny fanahin’ny mpiady 💪. Tsy mbola vita ny ady izay efa natombotsika, ary mbola soratana ny tantarantsika. Ny ezaka rehetra, ny hazakazaka rehetra ary ny tolona rehetra dia mety hitondra fandresena 🏆. Omeo ny tsara indrindra, tsy misy tahotra, tsy misy fanenenana. Milalaova ho an’ny akanjon’ny klioba, ho an’ny ekipa ary ho an’ny voninahitr’i BEMOTO FC. Rehefa tapitra ny lalao dia ataovy afaka miteny ianao hoe : "Nomeko ny zava-drehetra." ⚽🔥
🔥💪⚽