Kung fu Wisa fcs

Kung fu Wisa fcs Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kung fu Wisa fcs, Martial Arts School, Mahajanga, Mahajanga.

IZAY EFA MBA NAHAZO TOMBOTSOT@ FANAOVANA MÉDITATION 🧘🧘
08/02/2025

IZAY EFA MBA NAHAZO TOMBOTSO
T@ FANAOVANA MÉDITATION 🧘🧘

Salama tompoko ôômaro ny manotany hoe Maty sa velona grand maître Pierre BeIty ary misy fanotaniana ampetrako @ nao de r...
02/09/2024

Salama tompoko ôô
maro ny manotany hoe
Maty sa velona grand maître Pierre Be
Ity ary misy fanotaniana ampetrako @ nao de raha voavalinao izan de hofantatrao ny marina:
1er:EFA TSISY TSONY VE NY KUNG FU WISA?

2:MISY MAHITA VE NY FASANA MISY AZY?

3:IZA NY OLONA NAHITA FATINY NA NIARAKA T@ NDREO MIARAMILA NADEVINA IZY ?
raha hainao valinireo fanotaniana ireo dia hazava @ nao ny momba any Grand maître PIERRE BE.
misaotra Tompoko.🙏
Kung fu wisa mandresy mandrakariva💪🧘🧘.

IZAY MANGATAKA IHANY NO HOMENAARY IZAY MIKOTRANA IHANY NO HOMAFYKung-fu wisa mandresy mandrakariva 🧘🧘
03/08/2024

IZAY MANGATAKA IHANY NO HOMENA
ARY IZAY MIKOTRANA IHANY NO HOMAFY
Kung-fu wisa mandresy mandrakariva 🧘🧘

Kung-fu wisa fcs🧘🧘💪
30/07/2024

Kung-fu wisa fcs🧘🧘💪

19/05/2024
Olona ny fivoarana ny kung-fu wisa Ka aza force nao hitovy @ taloha zanMAKASITRAKA ANAO MANAKONA ZAHAY GRAND MAÎTRE AVOK...
12/02/2024

Olona ny fivoarana ny kung-fu wisa
Ka aza force nao hitovy @ taloha zan
MAKASITRAKA ANAO MANAKONA ZAHAY GRAND MAÎTRE AVOKO🙏💪

Ny fahaizanao miady no mitondra faandresena Ary ny fahaizanao mihaino no mitondra ny fahendrena Ary ny fitiavanao mianat...
03/12/2023

Ny fahaizanao miady no mitondra faandresena
Ary ny fahaizanao mihaino no mitondra ny fahendrena
Ary ny fitiavanao mianatra no mampitombo ny fahalalana
Andao ary tsika hiaraka mahomby
🧘🧘🧘🧘💪

09/06/2023

OMEO FITIAVANA NY ZAVATRA IRAY RAHA
TIANAO HAHARITRA
EO AMINAO

Address

Mahajanga
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kung fu Wisa fcs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share