Hartema Morarano - Faritra Itasy

Hartema Morarano - Faritra Itasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hartema Morarano - Faritra Itasy, Sports Team, Morarano, Imerintsiatosika.

21/08/2024

J-3: Sabotsy @ 2ora ao amin'ny .
Tongava mianatra fa natao ho an'ny rehetra io.
Contact: 038 92 646 50 - 034 31 137 08

22/06/2024
22/06/2024

La famille




Mankasitraka ny   izay nisy solontenan'i Hartema Morarano - Faritra Itasy nandray anjara tamin'izany.
15/05/2024

Mankasitraka ny izay nisy solontenan'i Hartema Morarano - Faritra Itasy nandray anjara tamin'izany.



20/04/2024

πŸ‡²πŸ‡¬ Mirary tsingerin-taona sambatra ho an'ny mpanorina ny , i Professeur Logis RAKOTOARIVELO.

Ho ela velona ianao ary mirary ny tsara ho anao hatrany.

---

πŸ‡«πŸ‡· Nous souhaitons un joyeux anniversaire au pΓ¨re de l'HARTEMA aujourd'hui, le pr. Logis Rakotoarivelo.

Nous lui souhaitons plein de bonheur, de santΓ© et une longue vie.

Ho an'ny Mpikambana
14/03/2024

Ho an'ny Mpikambana

‼️ FILAZANA ‼️

Ilazana isika mpikambana rehetra ao amin'ny Hartema Imerintsiatosika - Faritra Itasy sy Hartema Morarano - Faritra Itasy fa tsy misy ny entrainement ao amin'ny salle ny Asabotsy 16 sy Alahady 17 Mars izao.

βœ… Miverina normal kosa ny entrainement manomboka 23 sy 24 Mars.


Vita indray aloha ny entrainement dia mitohy @ heriny.Efa manomboka hita tsikelikely ireo talenta kely
03/03/2024

Vita indray aloha ny entrainement dia mitohy @ heriny.

Efa manomboka hita tsikelikely ireo talenta kely

Rehefa tsy antonona ilay salle kely hanaovana fanazaran-tena dia voatery mivoaka eo ivelany,Courage foana ry zandry isan...
26/02/2024

Rehefa tsy antonona ilay salle kely hanaovana fanazaran-tena dia voatery mivoaka eo ivelany,

Courage foana ry zandry isany fa misy vidiny ny ezaka ataonareo

πŸ‘‰ 𝑇𝑠𝑦 π‘šπ‘–π‘“π‘–π‘‘π‘¦ π‘ π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘”π‘Ž π‘–π‘œ π‘Žπ‘Ÿπ‘¦ 𝑑𝑠𝑦 π‘šπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘£π‘Žπ‘˜π‘Ž π‘“π‘Ž π‘‘π‘œπ‘›π‘”π‘Žπ‘£π‘Ž π‘“π‘œπ‘Žπ‘›π‘Ž π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ 𝑑𝑒 β„Žπ‘–π‘Žπ‘›π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Ž 𝑠𝑦 β„Žπ‘–π‘‘π‘Žπ‘–π‘§π‘Ž π‘£π‘Žπ‘‘π‘Žπ‘›π‘Ž

(Sary: entrainement ny 24/02/2024)


24/02/2024
Tonga maro ny ankizy sy tanora androanyHo ataontsika tsy latsa-danja @ club hafa ny Hartema Morarano - Faritra Itasyβœ… Is...
17/02/2024

Tonga maro ny ankizy sy tanora androany

Ho ataontsika tsy latsa-danja @ club hafa ny Hartema Morarano - Faritra Itasy

βœ… Isaky ny Sabotsy @ 2ora ny entrainement

Address

Morarano
Imerintsiatosika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hartema Morarano - Faritra Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share