OJAI Imerintsiatosika

OJAI Imerintsiatosika ⚽ Organisation de tournois de football à Imerintsiatosika
🏆 Compétitions | Talents | Passion
📍 Imerintsiatosika
📞 Contact : +261 0338495139/0344251039

⚽🔥 EFA KELY SISA DIA HIKATONA NY FISORATANA ANARANA! 🔥⚽Ho anareo izay mbola te handray anjara amin’ny 8ème ÉDITION – OJA...
27/08/2026

⚽🔥 EFA KELY SISA DIA HIKATONA NY FISORATANA ANARANA! 🔥⚽

Ho anareo izay mbola te handray anjara amin’ny 8ème ÉDITION – OJAI Imerintsiatosika 🏆

⚠️ Marihina fa izay efa nandoa ny droit d’inscription 200.000 Ar ihany no voamarina (validé) ho mpandray anjara.

⏳ VOAFETRA NY TOERANA!
Aza miandry ela sao tara ka tsy tafiditra intsony.

📢 Hilazao ny namana sy ny ekipanareo mbola variana any fa efa akaiky ny famaranana ny fisoratana anarana!

🏆 COUPE : 20.000.000 Ar
🤝 Fair-Play • Firaisankina • Tanjona iray • Resaka kitra fa tsy ady

📞 FANAZAVANA & FANAMPIM-PANAZAVANA :
034 42 510 39
033 84 951 39

🔥 OJAI Imerintsiatosika — Tongasoa ny ekipa rehetra!

🔥⚽ Maka aina kely isika… dia lasa indray ny 8ᵉ ÉDITION ! 🏆🎉 TOURNOI ORGANISÉ À IMERINTSIATOSIKA 🎉Efa manomboka dieny iza...
18/08/2026

🔥⚽ Maka aina kely isika… dia lasa indray ny 8ᵉ ÉDITION ! 🏆

🎉 TOURNOI ORGANISÉ À IMERINTSIATOSIKA 🎉

Efa manomboka dieny izao ny fisoratana anarana ho an’ireo ekipa te handray anjara! 📋⚽

🏆 Coupe:

👉Champion 20.000.000ar🔥
👉Vice champion 10.000.000ar
👉3ème place 4.000.000ar
👉4ème place 2.000.000ar

❌ Aza tara fa voafetra ny toerana!❌

📞 Fanazavana fanampiny :
034 42 510 39 / 033 84 951 39
🔥 8ᵉ ÉDITION – IMERINTSIATOSIKA

⚽ Vonona ve ny ekipanareo? 💪🏆

🎥✨ Ampahatsary vitsy avy amin’i Rom'z Nyih RJ✨🎥
17/08/2026

🎥✨ Ampahatsary vitsy avy amin’i Rom'z Nyih RJ✨🎥

16/08/2026

🏆🔥 ARABAINA RAL FC! 🔥🏆

🎉 RAL no nibata ny amboara sy ny 10.000.000 Ar 💰🏆 tamin’ity Finale Goavambe ity!

📍 Kianja D**O Imerintsiatosika
⚽ Tournoi nokarakarain’ny OJAI Imerintsiatosika

👏 Ankasitrahana manokana:

🙏 Misaotran’Andriamanitra lehibe nitantana🙏
⚽ Ireo club rehetra nandray anjara tamin’ny tournoi
🙌 Ianareo mpijery sy mpankafy, izay tonga nanohana sy nampientanentana ny lalao
🤝 Ireo mpiara-miasa rehetra izay niara-nisalahy tamin’ny fanatanterahana ny tournoi
🧑‍⚖️ Ireo mpitsara ny lalao tamin’ny fahamatorana sy ny fahitsiana nasehonareo

❤️ Misaotra anareo rehetra! Tsy ho tontosa izao tournoi izao raha tsy nisy ny fiaraha-mientana sy ny fanohanana avy aminareo.

🏆 RAL CHAMPION — 10.000.000 Ar 💰🔥
⚽️Tout puissant vice champion _ 5.000.000ar🔥

🙏 Mankasitraka indrindra!
⚽ OJAI Imerintsiatosika

16/08/2026

Tirs au but!!!

Vainqueur RAL IMERINTSIATOSIKA🥇🏆

16/08/2026

27 min
Natafiditra But 1 tout puissant

16/08/2026

2 ème mitemps

12minute natafiditra baolina ny RAL

Hiditra amin'ny 2eme mi-temps isika izaoRAL 0 - 0 TOUT PUISSANT
16/08/2026

Hiditra amin'ny 2eme mi-temps isika izao
RAL 0 - 0 TOUT PUISSANT

16/08/2026

Mi temps

Score 0-0

EFA MANOMBOKA ATO NY FINAL AN. EFA MISY DIRECT AO MBA HANOMEZANA FAHAFAHAMPO ANAREO MPANARAKA.EFA MIANDRY NY TOMPONY ATO...
16/08/2026

EFA MANOMBOKA ATO NY FINAL AN.
EFA MISY DIRECT AO MBA HANOMEZANA FAHAFAHAMPO ANAREO MPANARAKA.
EFA MIANDRY NY TOMPONY ATO NY AMBOARA SY NY LOKA 10 TAPITRISA ARIARY.
IZA NO HIVOAKA MPANDRESY🥇🏆???
RAL (Imerintsiatosika) VS TOUT PUISSANT (Madera Namontana)




**O_IMERINTSIATOSIKA

Address

Imerintsiatosika
112

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OJAI Imerintsiatosika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share