S.T.K Faritra Nosy-Be

S.T.K Faritra Nosy-Be Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from S.T.K Faritra Nosy-Be, Sport & recreation, Nosy Be, Hell-Ville.

Fiadanana e! Ndao hifanohana hatrany. Ndao ho jerena ireo entan'ny namantsika izay adino aty Nosy Be ry STK Malala a!!!S...
03/09/2026

Fiadanana e! Ndao hifanohana hatrany. Ndao ho jerena ireo entan'ny namantsika izay adino aty Nosy Be ry STK Malala a!!!
Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy
Stk Tsafa Ebenezera

01/09/2026

FIADANANA E!
MBA MANAOVA "MBร”LA TSARA+ SP... " HOE IANAREO STK IZAY EFA TONGA ANY AMINAREO๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

30/08/2026

NDAO ISIKA HIARAKA HITONONA AMBAVAKA IREO NAMANTSIKA STK SP-16 IZAY MANDALO TSY FAHASALAMA AMIN'IZAO RY STK NAMANA

Hoy ny mpianatra: โ€œ๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ฐ ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ด๐˜ฐ๐˜ข ๐˜ช๐˜ป๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜บ; ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข๐˜บ ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜ฐ ๐˜ฆ๐˜ง๐˜ข ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข๐˜บ.โ€ Lioka 17 : 10Nizara fampia...
30/08/2026

Hoy ny mpianatra:
โ€œ๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ฐ ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ด๐˜ฐ๐˜ข ๐˜ช๐˜ป๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜บ; ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข๐˜บ ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜ฐ ๐˜ฆ๐˜ง๐˜ข ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข๐˜บ.โ€
Lioka 17 : 10
Nizara fampianarana avy tao Baiboly ny Filohan'ny androany. Tsy ny tanora FJKM irery ihany no nanatrika ny fotoam-pivavahana androany fa maro koa ireo izay avy any hafa, ary mino koa izahay fa na ny olona izay tsy mpandeha any ampiangonana aza dia nandray izany fampianarana izany androany.
Ny fampianarana dia nampitondrainy ny lohateny hoe : Ma.T.O.A. Izany hoe :
โœจ ๐—ฉ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”
๐Ÿ‘‰ Ma : ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”
๐Ÿ‘‰ T : ๐—ง๐—ข๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—”
๐Ÿ‘‰ O : ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—”
๐Ÿ‘‰ A: ๐—”๐—ฆ๐—”

Izany no avelantsika ho lova aorianโ€™ity Fihaonambe STK 2026 ity : vokatra maharitra, hita eo aminโ€™ny toetra, eo aminโ€™ny olona ary eo aminโ€™ny asa.

Misaotra indrindra ireo rehetra nanohana, nanampy ary niara-niasa taminโ€™ny STK taminโ€™ny fanatanterahana izao Fihaonambe 2026 izao.

Andriamanitra anie hamaly fitia anareo tsirairay avy. ๐Ÿ™โค๏ธ

Ho azy irery anie ny voninahitra! โœจ

Tontosa soamantsara antsakany sy andavany ny   teo amin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara izay natao teto   ....
30/08/2026

Tontosa soamantsara antsakany sy andavany ny teo amin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara izay natao teto .
Isaorana Izy Tompo Andriamanitra

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fahatongavanโ€™ny Filoham-panjakana MivadyTonga eto aminโ€™ny Kianja Malalaka Dar Es Salam ny Filoham-panjakana, Kรดlรดnely...
30/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fahatongavanโ€™ny Filoham-panjakana Mivady

Tonga eto aminโ€™ny Kianja Malalaka Dar Es Salam ny Filoham-panjakana, Kรดlรดnely RANDRIANIRINA Michaรซl, niaraka taminโ€™ny vadiny, hanotrona ny Fihaonambenโ€™ny STK 2026 eto Nosy Be.

๐Ÿ™ Fahatongavana manan-danja, ao anatinโ€™ny fotoam-pivavahana sy fiombonana miaraka aminโ€™ny tanora kristiana.


Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy
STK Antson'i Kristy Nosy Be
Stk Tsafa Ebenezera

Fiangavina tompoko
29/08/2026

Fiangavina tompoko

Ry   ooo!!! Mino izahay fa   mahay milamina isika. Mino izahay fa   mahay mandefitra sy mahay manetritena isika.Eto izah...
29/08/2026

Ry ooo!!! Mino izahay fa mahay milamina isika. Mino izahay fa mahay mandefitra sy mahay manetritena isika.
Eto izahay dia mirary ny soa sy ny tsara ho antsika mpianakavin'ny finoana rehetra ary indrindra mirary anareo izay efa nody mialoha noho ny antony manokana mba ho tonga soamatsara any izay niavianareo. Ka hiaona ampifaliana avy.
Sampana Tanora Kristiana FJKM - OfisialyStk Tsafa Ebenezera

Mahatoky ny   hananantsika ry  Ndao hifanentana
29/08/2026

Mahatoky ny hananantsika ry
Ndao hifanentana

Toy izao isika t@fiderana alina iny ry   a! Ireto misy zavatra maro maro voatsikaritray nandritra izay andro vitsivitsy ...
29/08/2026

Toy izao isika t@fiderana alina iny ry a! Ireto misy zavatra maro maro voatsikaritray nandritra izay andro vitsivitsy izay
1๏ธโƒฃ Tsy nahitana Tanora mpizaika ny tany anaty Barโœ…
2๏ธโƒฃ Tsy nisy zava-madomelina ny tao ankianjaโœ…
3๏ธโƒฃ Tsy nahitana olona niady na nifamaly ny tao ankianja๐Ÿฅฐ
4๏ธโƒฃ Tena feno talenta isika ๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘
5๏ธโƒฃ Tena maro ireny toerana (trano) misy antsika ireny tena nahay (S'adapte) t@zava-nisy... Marikin'ny fanetretena izany.
De oz'izy izahay hoe . Tena hoe tsy mbola nisy naresaka toy izao ny fivoriam-pivavahana teto nosy be. Nefa isika vao sampana iray tao fotsiny, maika izany fa hoe ny iray manontolo.
๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขFarany, ndao ho fenointsika io kianja io ho avy izao, ndao ataontsika ho fantatry ny fa velona ny izay tompointsika๐Ÿ™.
๐ŸŸข Tsy misy lera ialako ty zalah ai!
STK Antson'i Kristy Nosy Be
Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy
Stk Tsafa Ebenezera

Address

Nosy Be
Hell-Ville

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S.T.K Faritra Nosy-Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share