02/03/2026
Izahay avy eto amin'ny Collectif des Jeunes Fort-Dauphin dia mankasitraka ny société Tours - Madagascar tamin'ny fanomezana ballon de foot izay natolony ireto tanory eto Faradofay. Araka ny nolazainy dia mitovy ny tanjona, hampiroborobo ny fanatanjahatena Sy ny fizahantany eto amin’ny faritra, Hampandroso ny Tanana, ary hanalavitra ny Tanora amin'ny fidorohana zava-mahadomelina.
Mankasitraka amin'ny fitiavanareo anay Tanora.