02/08/2026
⚽ TAPITRA NY LALAO ARAM-PIRAHALAHIANA
FC MAHIMBA 0️⃣ – 2️⃣ VERT BLANC FC
Niondrika 2 - 0 nanolona ny VERT BLANC Ampasy Nahampoana isika taorian'ny lalao tandroany.
Harabaina manokana ny 𝐕𝐄𝐑𝐓 𝐁𝐋𝐀𝐍𝐂 𝐅𝐂 tamin'ny Fandresena, mankasitraka azy ireo ihany koa tamin'ny Fanekena ny Fanasàna nahatontosa ny Lalao Tandroany.
Misaotra ihany koa ho an'ireo mpilalao izay niiezaka nanao ny ainy tsy ho zavatra, niady hatramin'ny farany. Lalao atao rehetra, na Mandresy na Resy, dia Misy foana ny Lesona azo raisina mba hahafahana mihoatra izay efa natao.
Misaotra ho anareo Manohana foana🙏
Mitohy ny dia, hiezaka ny ho mafy2 sy hihatsara kokoa nohon'ny efa vita mba hahatratrarana ny Tanjona
Match Retour koa Magnary
💙💛❤️ FORCE • FIERTÉ • VICTOIRE
« Fa zatsy mandroso, tsy akihemotsy. »