26/06/2026
Fankalazana ny faha entina amby enimpolo (66) Taona ny Fahaleovantena (Indépendance) Tato Tôlagnaro,Faritra Anôsy🇲🇬🪖🎖️⚔️
Nosokafanireo Mpitandro filaminana manam-boninahitra isan-jokajiny Tamin'izao Matso lehibe Téo anoloan'ny Lapan'ny Tanàna
🇲🇬🇲🇬