23/07/2026
Heyyyyyyy🥰,,,Vive les vacances ⛱️🏝️
Hampiasa iny Rn4 iny ve ianao ?Mila toerana calme sy rivotra madio ?Alavitra loatra ny voyage ka mila maka aina kely ?Tsy mahavita manao lava alina fa mila matory ?Miasa na manao mission manodidina ny Mahatsinjo Rn4 ?
✅ Eto Lapan'ny Manga MFEE FJKM dia manana vahaolana ho anao ny amin'izany .Misy ny trano fandraisam-bahiny"Dortoir" amin'ny sarany mirary ,toerana milamina ,mora hita ,amoron-dalana Rn4 (3 km miala Mahatsinjo raha handeha Mahajanga )
✅Na mpianatra ianao na mpiasa na fianakaviana dia afaka mandray hatramin'ny 30 personnes izahay, koa aza misalasala manantona mivantana na miantso avy hatrany ny 034 54 372 74
WhatsApp 033 70 747 74